lola lahy k'atao zany

1. miarintsoa ( 17/10/2008 07:30)
Mba mangataka ny tonokiran'y lola (lehilahy) le hoe k'atao an' ny zany
novalian'i RaYves ny 19/10/2022 17:09
2. ni81 ( 17/10/2008 07:49)
http://www.dailymotion.com/playlist/xmmaf_kokolampy_batrelaky/video/x6jzk5_katao-an-zany-lola_music dia adikao miadana eo e! :)
3. mihanta ( 17/10/2008 08:13)
Tsy azon tory aho lahaly nandiniky raha nizakainao ô
Tsy nahita tory aho androany nieritreritra raha niresahinao ô
Mifona ............ny fitiavantsika
Mifona mivalo aho r''ingahy

Indro aho tratry nampiaraky anao tsy nanaiky favy dia hisaraky
Nivorianao ny fianakaviana,mopera masera tao pasitera
Mifona...........ny fitiavantsika
mifona mivalo aho r'ingahy

K'atao an'izany aho ô
Tsy agnano koa aho vadiko ô
Fomban'ny lehilahy ny misakaiza indraindray
Anao ny vady an trano
...............................


da charotré teny antaimoro....tiako koa io hira io fa tsy arako ilay tonony.
niezaka fa tsy naharaka



4. ni81 ( 17/10/2008 08:36)
da charotré teny antaimoro....tiako koa io hira io fa tsy arako ilay tonony.
niezaka fa tsy naharaka
da mariny teninao fa sarotry :lol:
5. mihanta ( 17/10/2008 09:59)
ni81 njy an :D hentsaka iaho,mba jereo moa ilay tonony akia


miezaka manenjika ilay tonony ihany na dia sarotra.

6. ni81 ( 17/10/2008 10:07)
ni81 njy an hentsaka iaho,mba jereo moa ilay tonony akia
miezaka manenjika ilay tonony ihany na dia sarotra.
ka io avao ty nanomezako ty klipy fa vozaky ty tanako manoratry :-D :-D :-D
7. xxx ( 17/10/2008 14:02)
Asiako fanistiana sa fanampiana kely
Mifona ............ny fitiavantsika
Mifona mivalo aho r''ingahy
=>Mifona hilamignan'ny fitiavantsika
Mifona mivalo am'zay
K'atao an'izany aho ô
Tsy agnano koa aho vadiko ô
Fomban'ny lehilahy ny misakaiza indraindray
Anao ny vady an trano
...............................
=>Anao no vady an-trano ka maregna ka taitaitry ( izany hoe: aza mora sendaotra fa ianao foana no ho vadiko )
De ity ny tohiny :
Marobe ny viavy
Fa tsishy atakoloko anao ô ô ô
Maro koa ny saramba ambadiky any
Fa kilalao
Miv Réf
Ny teny antemoro tsy de sarotry manakory fa iy avao ndrô tsara mila manakatry hevitry lahate fo

8. ni81 ( 17/10/2008 14:41)
Da tsy sarotry tokoa ho an'olo mahay an'azy ... :)
9. mihanta ( 17/10/2008 15:43)
XXX tohizo atram farany ilay izy fa mbola tsy hay anie é.misaotra tam fanitsiana.

merci kama
7. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 17-10-2008 16:41:38
Lohateny : Re : lola lahy k'atao zany
Da tsy sarotry tokoa ho an'olo mahay an'azy ...


akory cha! :D
10. RaYves ( 19/10/2022 17:09)
1) Manaja anao tompoko !
2) ANTEMORO no tena izy fa tsy antaimoro: antesaka, antefasy... Misy dikany le hoe : "ANTE..." fa lohahevitra hafa moa izany.
3 Fanintsiana :

Tsy azon tory aho lahaly nandiniky raha nizakainao ô
Tsy nahita tory aho angahy nieritreritra raha niresahinao ô
Mifona "vilavila" ny fiainantsika (vilavila = simba)
Mifona mivalo aho 'ngahy

Ref Mifona "vilavila" ny fiainantsika (vilavila = simba)
Mifona mivalo aho 'ngahy

indroy tratry nampiaraka (indroa tratra nampiara rah adika @'fiteny malagasy ofisialy)
Ianao tsy nagneky f'avy d'hisaraky
Nivorinao ny fianakaviana
mompera masera tao pasitera

Ref Mifona "vilavila" ny fiainantsika (vilavila = simba)
Mifona mivalo aho 'ngahy
k'atao an(zany iaho rô
tsy hagnano koa aho vadiko ô
fomban'ny lehilahila misakeza indraindraiky
Enao vady an-trano raha maharegny k'a taitaitry

Ref Mifona "vilavila" ny fiainantsika (vilavila = simba)
Mifona mivalo aho 'ngahy

ZAhay marô ny zanantsika
mampalahelo mipitrapitra
Ny fianarany aby tsy vita
miasa saigna amin'ny gidragidra

Ref Mifona "vilavila" ny fiainantsika (vilavila = simba)
Mifona mivalo aho 'ngahy

Entsaky ny ady aho angahy
Lagny fagnahy okan'zay
Mivalo aho vadiko tiako
io rendrarendra f'anao tsy ariako


mihanta:

Tsy azon tory aho lahaly nandiniky raha nizakainao ô
Tsy nahita tory aho androany nieritreritra raha niresahinao ô
Mifona ............ny fitiavantsika
Mifona mivalo aho r''ingahy

Indro aho tratry nampiaraky anao tsy nanaiky favy dia hisaraky
Nivorianao ny fianakaviana,mopera masera tao pasitera
Mifona...........ny fitiavantsika
mifona mivalo aho r'ingahy

K'atao an'izany aho ô
Tsy agnano koa aho vadiko ô
Fomban'ny lehilahy ny misakaiza indraindray
Anao ny vady an trano
...............................


da charotré teny antaimoro....tiako koa io hira io fa tsy arako ilay tonony.
niezaka fa tsy naharaka




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0553