tandremo
1. rra
(
16/10/2008 15:59)
misy zvt mahatalonjana eto @ tany syny firenena ka mety ampatahotra be fa raha te liana toi de appel fotsiny de ahita ny secret rehetra toi
novalian'i endrika01 ny 24/10/2008 03:39
2. Noue
(
16/10/2008 16:33)
rra:aaaannnnn ????mba azonao azavaina misimisy ve eeee ??? appel an'iza ??
misy zvt mahatalonjana eto @ tany syny firenena ka mety ampatahotra be fa raha te liana toi de appel fotsiny de ahita ny secret rehetra toi
tsy azo aaaa , tsy mazava eee
:^) :^) :^)
3. nirasia
(
17/10/2008 05:24)
te hiresaka nefa kanosa tsy fantatra akory izay tiana ho lazaina iza koa no andany crédit hiantso an'la! Resaka tsy loa-body, sssssssssss.
4. nikah
(
17/10/2008 06:50)
Ka inona lay zavatra mahatalanjona??????Maninona no tsy hazavaina tsara????
5. nikah
(
17/10/2008 06:52)
Ohatry ny hoe miteny @ teny tsy fantatra inao eto,blablablablablablaglouglouglouglou de blyblybly,avy eo dia miteny hoe MITANDREMA !!!