adresse ip lava izao!!

1. xxx ( 15/10/2008 09:43)
Faly miarahaba antsika mianakavy indray. Izaho dia mpanao xxx hatramin'izay ka hatramin'izao ary tsy hiova mihitsy raha toa ka tsy ho terena.

Ny manahirana dia toa lasa atao biby fampitahorana lava reny ity hoe: haseho ny adresse ip e! ny firenena e! sy ny sisa mbola ho avy manaraka.

Ny tena moa dia atao ohatry ny tsy misy dikany satria miafina izany hony, mandainga hony, sns...

Ataoko nefa fa tsy mitovy ny hoe mitady Transparence sy ny hoe miditra any amin'ny vie privée an'ilay olona.

Ka noho izany dia maninona raha teren'ny mpiandraikitra ny fampisehoana ny zavatra rehetra eto amin'ny mba hitsaharan'ny fampitahorana lava reny. Ka dia ho hita eo hoe tsara marina ve izany sa tsia.

Misaotra tompoko.
novalian'i xxx ny 22/10/2008 11:32
2. xxx ( 15/10/2008 09:51)
oadaray: resaka inona koa ity fampitahorana ity
tsy mbola nahita mitsy aho resaka niseho teto hoe tsy maitsy haseo ny ip
sao dia mody mapiresaka sy mila vaniny fotsiny koa ity xxx ity
3. ainaheri ( 15/10/2008 14:03)
Maninona mou raha aseho ilay firenena?? Amiko tsy itako ny olana,ny ankotr'zay ndray arakaraky ny zava-misy no ivoahan'ny ip angamba lol
4. xxx ( 15/10/2008 14:03)
Misaotra koa tompoko, izaho moa dia nahazo hafatra fa nanao xxx koa hono , nefa rehefa nolazaiko fa tsy naompa na nanao zavatra hafa dia tsy nisy valiny.
Ny nahagaga dia rehefa ny tiandrizareo dia tsy misy olana fa raha ny hafa dia fampitandremana avy hatrany ! Misy zanak'ikala hafa sa inona ny kritera, sa ny .....(krizy io eto an-tany...) sa inona ?????
:?: :?: :?:
5. xxx ( 15/10/2008 15:59)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] 15-10-2008 16:03:46
Lohateny : Re : adresse ip lava izao!!
Misaotra koa tompoko, izaho moa dia nahazo hafatra fa nanao xxx koa hono
:roll: :roll:
hafatra avy amin'iza????ianao aza manao xxx ko aoana no handefasana hafatra any sa ny admin indray no lazaina nandefa hafatra
misy raha tsy mazava amin'ny xxx ka
6. ni81 ( 15/10/2008 17:32)
Ahoana moa no ahafantaran'ny olona an'i xxx1, hoe: i ra........ io na dia voasoratra sy hita eo aza ny firenena hipetrahanao raha toa miseho @ ps-nao ianao? Fa matoa fantatra dia ianao no milaza @ namanao hoe izaho ange no i ra........ry ireto e!
7. fahamarinana ( 15/10/2008 18:35)
:arrow: misy mahita ndray zany na transparent aza ato satria azo handefasana hafatra marina,tsara kosa zay koa !!...mety daholo izay ataon'ny mpandrindra e,azy ny fanapahan-kevitra,izy no tompon-teny farany.. (l)
8. sakaizakely ( 16/10/2008 08:01)
raha handaingana fotsiny no anaovanao xxx, iza no hirarà mou ? raha tsy manao ratsy de inn no iafenana sy atahorana raha avoaka ip sy firenena ?

fa matoa nahazo hafatra dia nisy ratsy nataonao tao de ekeo zay fa tsy hialangalana am tomponandraikitra foana. Tsisy afatsy ny mpiandraikitra no afaka mahafantatra oe iza ianao mpanao xxx io, ary matoa nandefasany hafatra dia nisy tsy fanarahana lalàna nataonao.

mahaiza mamindra am sisa fotsiny de aza mila vanona am n'oul fa tsy hisy hiteny anao am fanaovana xxx raha tsy nanao ratsy ianao
9. ainaheri ( 21/10/2008 10:55)
Lay izy aza tsy hita akory fa natao resaka fotsiny kou :roll:
10. xxx ( 22/10/2008 11:32)
Lay izy aza tsy hita akory fa natao resaka fotsiny kou


Izay ange ilay lazaiko hoe atao fampitahorana fotsiny ilay izy e!. Ny tenako dia tsy d'accord amin'ilay hoe hampisehona daholo izao rehetra rehetra tsy fampiseho izao kanefa raha izay no eritreretin'ny mpiandraikitra fa hampivotra ny serasera dia tokony ho ataony, fa tsy mody atao fampitahorana lava reny tsy misy farany. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1574