triipe

21. ssendra ( 13/10/2008 16:30)
misaotra e! izaho izao de nitetika be ny hanendy tongolo sy voatabia aloha de endasina miaraka aminy....misaotra tam torohevitra ry namana ah! :-*
22. ikaretsaka ( 17/10/2008 23:43)
booboo:

ny ahy vao ny masoko fotsiny mahita ilay izy dia efa mihidy ny vavony :°)

tssssssssss

23. tywa68 ( 18/10/2008 14:04)
booboo ! tsy jerena fa hano anie e ! lol

fahamarinana : hay misy mainty eny @ tavaratra ? io ilay tsy mampite-hijery fa matsiro rehefa masaka :lol:

Ilay goutte indray d ny sakafo matsiro be sôsy rehetra d tsy azo hanina fa tsy hoe ny taova-kena ! :lol:
24. rose4u ( 19/10/2008 09:59)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000atyahoo.co.in)forum.serasera.org
25. ni81 ( 19/10/2008 10:18)

Diso adiresy ianao ranamana fa resaka sakafo no eto a! Efa misy fampidirana ny lohahevitra FITIAVANA ao ambadika ao fa jereo, dia ampidiro ao ny resakao. :lol: :lol:
26. booboo ( 19/10/2008 10:26)
hihihihihihi
27. ikaretsaka ( 19/10/2008 15:19)
sakafo koa izany e!
booboo> ny vava no mihinana fa tsy ny maso anie e
28. tywa68 ( 19/10/2008 15:27)
Ika : efa novalianao ve ny olon nanome rose nitady anao e :°) d hiara-hisakafo zany atsy ho atsy ? menu = tripes :-D :-D
29. ni81 ( 19/10/2008 15:30)
hoy ika
sakafo koa izany e!
:-D :-D
30. ikaretsaka ( 19/10/2008 15:36)
ni81:

hoy ika
sakafo koa izany e!
:-D :-D

o hita o...sakafom-po
31. ni81 ( 19/10/2008 16:37)
o hita o...sakafom-po
hay va re e! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2613