mony mihamafy

1. arialy ( 11/10/2008 12:39)
:)
iza aminareo kay no efa nahita olona nisy na nisy mony lehibe dia lasa mafy be otry ny kiste ?
dia ahoana ny manala azy? sa afaka hoazy eo?
misaotra zay mamaly e
novalian'i volazara ny 02/01/2009 12:37
2. Noue ( 11/10/2008 13:40)
ny ahy ny fanalako an'io dia ampangotrahako ny rano , dia iny izy mbola mamay be iy dia hasiako serviette eo @ lohako dia mihaina @ vapeur-ny 15mn

vita zay dia maka kleenex aho dia zaraiko 2 , ny iray tapoteko :-D :-D :-D :^) :^) :^) io hatsembohana t@ ilay rano mamay teo (tapoténa hoa fa tsy fafana aaaaaa)
dia ny hatsasany tsindriko eo @ ilay mony dia vakyyyyyy :^) :^) :^) dia hasiako dentifrice kely mandrapaha-mainany dia afaka aloha ny ahy iny eeeeeee
3. booboo ( 11/10/2008 14:22)
:^) :^)
4. ssendra ( 11/10/2008 14:53)
arialy:

:)
iza aminareo kay no efa nahita olona nisy na nisy mony lehibe dia lasa mafy be otry ny kiste ?
dia ahoana ny manala azy? sa afaka hoazy eo?
misaotra zay mamaly e


saodé mba tokony hanatona dermatô avy hatrany ndriko....



5. sakaizakely ( 13/10/2008 07:56)
booboo> za mou mba gaga
:^) :^) :^) :^)
6. Noue ( 13/10/2008 08:03)
:^) :^) :^) :^) :^) ka zay ny ahy eeee :-D :-D :-D :-D fa ny anareo ahoana no fanalanareo azy ?????? sa avela eo dia lasa mafy be ?? dia avy eo lasa tasy mainty be eo ??? :^) :^) :^) dia tsy afaka intsony anie io avy eo eeee :^) :^)
7. sakaizakely ( 13/10/2008 08:12)
ka dokotera ve no nanoro hevitra anao hoe asivo dantifrisy :roll: :roll: :roll: :roll:
le manaonao foana io...
raha mety aminao de tant mieux, amiko c du n1mporte nawak satria tsy misy maha dermatolozika azy


tsy misy mony mivadika mafy be zany, misy antony hafa matoa lasa "kista" le izy, aleo asena mijery doko le oul touzay omena torohevitra "hafahafa"


:@ :@ :@
8. ssendra ( 13/10/2008 12:17)
6. Mpandefa : sakaizakely [ Valio ] 13-10-2008 10:12:46
Lohateny : Re : mony mihamafy
ka dokotera ve no nanoro hevitra anao hoe asivo dantifrisy
le manaonao foana io...
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. ssendra ( 13/10/2008 12:18)

tsy misy mony mivadika mafy be zany, misy antony hafa matoa lasa "kista" le izy, aleo asena mijery doko le oul touzay omena torohevitra "hafahafa"




izay ihany aloha ny fanafodiny e! :-D
10. arialy ( 15/10/2008 11:29)
:) ande ijery dermato zany koa!! hiandry RDV 6mois sy handoa 40€ sns..
noue
11. elyzo ( 16/10/2008 10:00)
ny mony tsy tokony hivadika mafy hoatra ny kiste zany fa zvt hafa ngamba ny anao znay fa tokony hijery dr haingana ianao zany sao dia tsy mony zany!
12. ni81 ( 16/10/2008 10:08)
[quote] ande ijery dermato zany koa!! hiandry RDV 6mois sy handoa 40€ sns..
noue
13. booboo ( 16/10/2008 10:14)
ié, mijere any an-kafa mihitsy, quite à hijery any @ dpt na région hafa mihitsy aza...ny aty aminay ny dermato ananky 2 fotsiny dia izay sahady dia efa tsisy toerana intsony hoe janvier hatr@ déc 2009 8O izy roa a !
14. volazara ( 02/01/2009 12:37)
Manana olana lehibe aho ka mangataka toro-hevitra. Misy mony madinika kely bedia be ny tarehiko , tsy mety hafaka mihitsy, misy fotoana aza ilay izy miringatra be .Mba mangataka toro-hevitra raha misy mahalala ny zavatra ahosotra aminy merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3544