Ambalavelona : devoly? odigasy? aretina tsotra??
21. vale
(
10/10/2008 21:33)
fijo:
ka matoa miverina dia tsy ampy izany le fanafody.rah avoan'ny tazo ka tsy ampy tsindron adia miverina koa ny tazo.sa ny tazo koa efa devoly izao???
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D ngamba! :-D :-D :-D
22. vale
(
10/10/2008 21:37)
ikaretsaka:misy koa le oe misy kakana ny atidohany de marary andoha be tsy misy ohatr'izany le oul!, non fa tena misy reto ny fanahy ratsy ireny a! zà alou mino an'le izy e, nahita fandaharana tam télé za vao tsy ela mintsy resaka vaudou(zao ve lo nyfanoratra anazy?) fa tena tonga de mikarapodrapoka be dol le oul vao hietsehan'le fanahy, en transs ireny le oul e! zà mino koh! ny resaka surnaturel ireny koa ny ahy inoako an!:P
mety trouble nerveux : ireny misy androbe sy ny seizures ireny iznay.
fa mandeha koa eto ny placebo isankarazany a.. ametrahan-tanana e..zao a zao e
23. booboo
(
11/10/2008 12:03)
Ny fomba fitsaboana tandrefana dia tsy mitsabo afa-tsy ny " manifestation " n'ilay aretina ihany. Ohatra hoe ny kohaka, ny cancer, ny ambalavelona sns dia izay ahafahaka ilay kof kof kof rehefa mikohaka no atao @ sirop sns, izay hanesorana ireo cellules cancereuses no atao @ chimio, fandidiana ; izay ahafaka ilay ohatra ramanenjana sy ny délire @ ambalavelona no fohanana @ tsindrona calcium direct sns.
Dia ny hevitro manokana indray vatana, saina ary fanahy ny olombelona ary tsy afa-misaraka ireo fa mifandray foana. Raha hitady ny tena antony hatrany an-dreniny ny nahatonga ny aretina iraika dia tsy izay mahakasika ny ara-batana ihany no hadihadiana ( fomba fanao @ médecine occidentale ) fa tokony hadihadiana koa ny ara-panahy sy ny ara-tsaina.
Ilay fanahy samy manana ny filazany azy ( âme e, esprit e, aura e, Qi e, sns ). Ilay saina koa samy manana ny filazany aza ( psychologie e, mental e, sns ).

25. rijadolly
(
11/10/2008 15:41)
Mandinika io tenin'booboo io za dia,lasa ny saiko hoe sao dia ilay aretina marina aza no mitovy ny fisehona féa saingy samy hafa,Misy idiran'fanahy maloto,tsy fahampiana ca,Marary saina,...Dia araka ny tenoin'booboo eo tokony dinihina tsara ny fototr'ilay aretina aloha.Satria mantsy toa efa samy nahasitrana daholo ireo karazana mpitsambo ao ambony ao.
26. Herimiafina
(
11/10/2008 15:59)
Ny tsara ho fantatra dia inona no mahatonga ilay aretina? Dia ho hitanao hoe fanahy maloto ve sa kosa poizina.
Izany eo ihany fa ny Domboezaka, ny Jangoraka koa mbola zavatra hafa raha samy ody ihany. :^)

27. Mandefitra
(
13/10/2008 05:22)
fijo:
ka matoa miverina dia tsy ampy izany le fanafody
Ka zay ny fitsaboana occidentale araky ny filazan ibooboo teo.
Na ny androbe aza saika mihinana fanafody mandram pahafatiny ny olona ...
Ka safidy io zalahy, Kristy refa manafaka tsy ny ampahampahany fa tena fanafahana tanteraka.
Ilay olona voan ny androbe de nivadika horera notantaraiko ndray maka iny zao, sitrana tanteraka rehefa niantsoana mpiandry ary efa mampianatra SA izy zao.
Nisy cousins zay taloha, nanao SN tany avaratra tany lery, dia nasian'olona tany nga , fa nihetsika ny aretina nony alina, toy ny misy mamatotra izy sady minainaina be. Niantsoana mpitaiza teo antanana (ambanivohitra), dia niantsoana razana teo (sy zay fombafomba), dia nijanona ihany le fihetsika. Fa afaka andro vitsivitsy lery nandrongatra indray nisaoty lavarangana t@ misasak'alina ary nifanenjehana. Dia tapa-kevitra ndray ny fianakam s fa ampidirina any anjanamasina. Tany lery iray volana teo dia sitrana, saingy mampalahelo fa alcoolique zao ny havana.
28. prime
(
13/10/2008 11:58)
badboy> Ny asan'ny finoana dia manafaka ary mahavita mihoatra lavitra noho izay takatry ny sain'olombelona...
Maro ny mpitsabo fa mahagaga fa i Kristy ihany no tena nahasitrana hatramin'izao...
mandefitra> :)

29. ikaretsaka
(
13/10/2008 14:30)
Herimiafina:
Ny tsara ho fantatra dia inona no mahatonga ilay aretina? Dia ho hitanao hoe fanahy maloto ve sa kosa poizina.
Izany eo ihany fa ny Domboezaka, ny Jangoraka koa mbola zavatra hafa raha samy ody ihany. :^)
marina tanteraka!
fa ny antsika moa tsary haiko na finiavana tsary te hitady na saina voapempo na manakory fa rehefa tsa mifanaraka loatra @ le fiheverana dia tsy manadihady ny tena antony fa tonga de hoe io misy devoly misy devoly io foana ro asesisesy...
30. Mandefitra
(
14/10/2008 09:29)
ika:
fa ny antsika moa tsary haiko na finiavana tsary te hitady na saina voapempo na manakory fa rehefa tsa mifanaraka loatra @ le fiheverana dia tsy manadihady ny tena antony fa tonga de hoe io misy devoly misy devoly io foana ro asesisesy...
Zao anie no mahagaga ra Ika e : efa ela ihany zany hoe aretina ambalavelona e, fanainga lavitra e ... ny mihetsika tromba etc ...
Tsy mba vao tao anatin ny 5 na 8 taona akory fefa ampolon-taonany maro, mbola tsy niova ny vokatry ny fanadihadiana h@ zao, fa ny titre de hoe mistery io.
Ka refa mby ankoditra ny aretina aloha ny vahaolana avy hatrany no tadiavina eo no ho eo, fa tsy hiandry zay valim-panadihadiana tsy vita efa ampolotaonany maro.
Ary ny akaiky indrindra, tsy lavitra nefa tena mahavonjy dia Kristy.
32. ikaretsaka
(
15/10/2008 15:33)
tsy misy manda ny hhoe mahavonjy i JK ...
fa aza adino kao le hoe Atra tsy manampy ny tsy manampy ny tenany

33. fijo
(
15/10/2008 20:28)
tsy hoe aza hadino,fa aza esorina ao an tsiana mihintsy hoe.misy mantsy diso na ratsy fandray ilay izy
34. coopsal
(
24/10/2008 16:15)
badboy:
Hatrizay nisian'ny fiainana dia aretina no misy alohan'ny fanafody!! Hita izany @ pesta, tazo, ..... sida!!! :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
==> Fa misy ry badboy aretina sasantsasany izay mahery vaika kokoa, nisy hatry ny fahagola, ary niteraka ny tena fandringanana olona maro, saingy tsy nisy manam-pahaizana na mpiandry na mpanao ody gasy na mpanao magie afaka nanasitrana ireny. Ohatra : fangalarana, famonoana, fahatezerana, tsifahafantarana ny marina.
Maro ihany ny ezaka nataon'ny olona hanafoana ireo, saingy tsy nisy vitan'ny olona afa-tsy ny manafina na mampahalefy ao anatin'ny fotoana voafetrany heriny!
Izaho kosa mahafantatra iray (Jesosy) izay nahavita nampiova fo mpametsifetsy gaigilahy (Zakaiosy), sy inoako fa maro hafa.
Ao @ baiboly izany ary afaka tsy hino baiboly ianao satria tsy manana porofo mahafahanao mino azy. Fa mba ilazako aminao kosa fa tena mahavita ny impossible izay mino an'i Jesosy (mino fa velona Izy voalohany), dia ny tenako mihitsy no holazaiko anao (ary afaka anaovanao investigation raha mitady porofo ianao)
35. coopsal
(
24/10/2008 16:30)
[center]Ary iza no mahasitrana ny aretim-pitiavana ?[/center]
Nifankatia be tamina tovovay iray aho, ataoko hoe S.
Nifankatia be = izaho tia be azy + izy tia be ahy
Nikasa hivady izahay, ary tena niara-nivavaka (satria samy mpivavaka) ho an'ny hoavinay.
Taty aoriana nifankahita t@ vehivavy anakiray aho, i H, izay tsy olona nifanena tamiko kisendrasendra fa rehefa nangataka olona hanampy ahy t@ asa anakiray aho, dia izy no nomena hanampy ahy!
Tsy ampy herin-taona taty aorian'ny nifankahitako t@ i H dia nisalasala be aho sady natahotra hoe "aza hitako ka ity H ity no tian' Andriamanitra ho vadiko.
Dia eto no zava-mahagaga :
Izaho manokana tsy tia an'i H, izy koa toraka izany t@ko.
Izaho tia be an'i S ary izy koa tia ahy fatratra, izy no niriako ho vady
Ny Raiko tia an'i H ihany ... saingy tsy tiany ho vinatony izy. Fa i S no tiany ho vadiko. Ary nilaza mihitsy izy fa raha i H no alaiko vady dia tsy mba handeha hangataka izy.
i H anefa no nampakariko ho tokantrano. Fa maninona ary?

36. coopsal
(
24/10/2008 16:39)
Ny antony dia tsotra : satria rehefa nivavaka aho dia natoron' Andriamanitra ahy fa tsy i S no vadiko fa i H.
Izay fotsiny! Tsy nanontaniako an'i Pasitera ranona na i mompera Ranona2 na i ... ts haiko intsony hoe iza!
Fa Andriamanitra no nanontaniako (nitarainako ny marina kokoa), ary dia Izy no inoako fa nilaza tamiko hoe : i H fa tsy S! Dia notanterahiko na dia tout le monde, vraiment tout le monde (moi, S, H, mes parents et ma famille) aza no contre an'izany!
Satria mino aho fa velona Kristy.
Naharary ahy ny tsy maintsy nisaraka t@ S. ==> eto ilay lazaiko hoe aretim-pitiavana.
Tsaroako fa na dia ny namerina tany @ny ny fananany rehetra aza naharary.
Ary na dia ny nanoroka an'i H aza dia naharary ahy noho ny fitiavako an'i S.
Saingy ny finoako an'i Kristy fa velona, ary ninoako fa i Kristy no nibaiko ahy!
Dia notanterahiko ... ary izao aho tsy mararim-pitiavana mihitsy akory!
Ary sitrana @ aretina ambiny rehetra aho noho ny finoako an'i Kristy.
Tsy dia zavatra tsy lojika akory izany ... ary hazavaiko anareo ny antony :

37. ikaretsaka
(
24/10/2008 16:51)
de ninoana ho avy fotsiny ve i H fa tsy nanampy ny tenanao i coopsal hitadiavanao azy? :-D :-D :-D
38. coopsal
(
24/10/2008 17:03)
[center]Fanazavana[/center]
==> Raha azoko tsara, ary iombonako, dia hoe : ny tsifahafantaran'ny olona ny marina no mahatonga azy hanaonao foana. Ary izay tsy mahafantatra dia bodo sy adala raha oharina @izay mahafantatra.
T@ izahay 2è année tao @ maths dia hoy ny mpampianatra Analyse Mathématique anaty hoe "ny niveau ny deuxième année @izao dia tahaka ny niveaun-dry Cauchy (vers 1800 rah ts diso aho). Ankehitriny nefa izany 2è année izany dia anisan'izay bodo sy adala raha oharina @ manana diplôme de professeur titulaire.
Ny tiako ambara dia izao: ny tsifahafantarana ny marina no fototry ny problema! Tsy ny aretina intsony no olana, fa ny tsifahalalana ny marina mikasika ny aretina.
Misy fanontaniana telo lehibe mipetraka, ary misy fitsipika telo samihafa mamaly iray avy amin'ireo fanontaniana ireo :
1- Ahoana (comment) no nahatonga zavatra iray (ohatra hoe aretina) ==> science
2- Fa maninona (pourquoi) no nasiana (ohatra hoe fanafody) ==> philosophie
3- Iza (Qui) no nampisy ==> religion
Raha fantatra ny hoe "Iza?" dia iny no afaka hanome ny valin'ny hoe "fa maninona?", sy ny hoe "ahoana?"
Ohatra: olona anakiray tsy nahita fiara hatrizay niainany, tampoky ny nahita izy dia sady tsy fantany io na inona na inona no tsy fantany na atao inona, ary tsy fantany mazava ho azy hoe ahoana no fampiasana azy! Fa raha te hahafantatra izany rehetra izany izy, dia mila mahafantatra izay nanao azy, na ... izay efa nahafantatra talohany mba hahaizany mampiasa azy. Ary izay nahafantatra any @ fotony, dia tsy ho nahfantatra tamin'izao fa tsy maintsy ho nandary ny fahalalany tamin'ilay namorona io fiara io aloha.
Ny fahadalan'ny olona miseho manan-tsaina dia tsy mitady an'ilay "Iza" izy fa mihodinkodina eo @ "ahoana" sy ny "Fa maninona". Ka sady lany fotoana no voafitaka.
Izaho mba isan'izany fahiny!
Ankehitriny kosa aho dia mahafantatra ny valin'ny hoe "IZa" @ zavatra rehetra, ka tsy misy isalasalako fa rehefa te hahafantatra ny marina aho dia any amiNy no manontany, ary Izy koa mamaly soa aman-tsara izay rehetra manontany Azy.
Ny valin'ny hoe "Iza", dia Andriamanitra. Izy irery ihany.
ary Izy dia miteny @ alalan'i Jesosy irery ihany!
Ka izay mino an'i Jesosy no mahafantatra ny marina, satria @ alalan'i Jesosy no anambaran' Andriamanitra @ olona ny marina!
NB: NY filazana hoe "Andriamanitra dia tsy manampy izay tsy manampy ny tenay" dia sady tsy hitako ao @ baiboly no tsy nampianarin' Andriamanitra ahy. Fa finoako fony aho mbola tsy nahafantatra (ary tsy nino) an'i Kristy izany.
badboy:
Noho izany mandrapahitan'ny manampahaizana ... bodo sy adala

39. ikaretsaka
(
24/10/2008 20:59)
NB: NY filazana hoe \\\"Andriamanitra dia tsy manampy izay tsy manampy ny tenay\\\" dia sady tsy hitako ao @ baiboly no tsy nampianarin\\\' Andriamanitra ahy. Fa finoako fony aho mbola tsy nahafantatra (ary tsy nino) an\\\'i Kristy izany.
Ao anay baiboly io ka
\\\"tsy izao manao Tompoko ompoko... fa izay manao ny sirapon\\\'ny Raiko...\\\" (matio 7)
raha nanasitrana ny jamba sy ny malemy sy ny boka i jesoa, nasainy niasa ireo (nisy ny nanasa ny masony , nisy ny nasainy nibaa fandriana, nisy ny nasainy nandeha any @ mpisorona...
Jereo koa ny voalaza ao @ Jakoba toko faha 2
ny fanoharana momba ny talenta ao@ matio 25 ao
Raha fantatra ny hoe \\\"Iza?\\\" dia iny no afaka hanome ny valin\\\'ny hoe \\\"fa maninona?\\\", sy ny hoe \\\"ahoana?\\\"
sy voatery...
azo atao tsara ny mametraka ny fa maninona sy ny ahoana sy mankany @ Iza