Ampy hanafoanana ny krizy erantany ve ny fivavahana??

21. cutie ( 10/10/2008 16:26)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 08-10-2008 22:27:30
Lohateny : Re : Ampy hanafoanana ny krizy erantany ve ny fivavahana??
tsy efa nivavaka ve ra lobolobo "bush"izay,fa io mbola mikorontana io foana ny any aminy e?????
aza hadino,fa ny zavatra nataon'ny mpilalao vola ihany no mahatonga izao,ka ry zareo ihany koa izany no hafaka mamoaka azy ao.na hivavaka izy na handihy,na hiasa
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
22. naughtyboy ( 10/10/2008 16:28)
valiny ty fanotaniany badboy ihany izy io nilaza fa
" Fa inona loatra izany fivavahanana tsy mampitady vahaolana izany fa mampionona sy mamapanaiky ny misy fotsiny???? "

tsotra,araky ny baiboly efa atr@ fiandohany olmbel(Adama sy Eva)no voafaritra fa nomeny Ilay Nahary fanjakany manokana isika zany oe ny olona sy ny politikany no manapaka sy mandidy eto antany satria isika no safidiany tsara sy nitony2 taminy indrindra ,nanana fifandraisana akaiky @ A.tra zany ny oul @ alalany fivavahana ifandraisany @ fanjakan'A.tra ary indrindra nanana ny safidiny izy reo zay tsy azon'A.tra nosakanana @ zay miseho @ fanjakany tany..
ny tohiny defa mazava @ badboy.
na t@ andro nanombohana sy namoahana ny fanamelohana an'iJesosy aza @ mahampitondra fanjakan'olmbel an'i Potio Pilato de nilaza izy fa anasa tanana @ ran'io lehilahy io sy ny maha zanak'A.tr azy eo anatrehany tantara na de nananany aza ny fahefana de ny fitakiany tsy nahatohatra ny vahoaka amonoana ny zank'Atra izy oh. 1 zany manambara fa safidy afaka mifameno @ politika ny fivavahana,izay notiko lazaina fa ny voalaza eto dia

"sa hoe tokony ho sarahana ny fiainambatana sy fanahy dia rehefa mafy ny ataky dia ampiafamenoana??? " hevitry badboy manokana :D
23. cutie ( 10/10/2008 16:45)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 08-10-2008 22:27:30
Lohateny : Re : Ampy hanafoanana ny krizy erantany ve ny fivavahana??
tsy efa nivavaka ve ra lobolobo "bush"izay,fa io mbola mikorontana io foana ny any aminy e?????
aza hadino,fa ny zavatra nataon'ny mpilalao vola ihany no mahatonga izao,ka ry zareo ihany koa izany no hafaka mamoaka azy ao.na hivavaka izy na handihy,na hiasa.

ito aza ny an'i fijo :-D
http://news.bbc.co.uk/2/hi/americas/7663926.stm
24. fijo ( 10/10/2008 20:41)
"working "aggressively""hay hiasa izany fa tsy hivavaka aggressively.

izay hafaka mijery boky"challenge"izao no voalaza ao:
pejy13 loahteny"le pape ou le coran"

........BONOIT XVI nous pardonnera,au moment ou nous traversons une crise financière qui balaie tous les indices decroissance sur son passage,c'est plutot le coran qu'il faut relire que les textes pontificaux.car si nos banqiuiers avides de rentabilité sur fonds propre,avaient respecte un tant soit peu la charia,nous n'en serions pas là.il ne faut pourtant pas voir la finance islamique comme un exercice de troc...........simplement;leurs banquiers ne transigent pas sur un principe sacre:l'argent ne doit pas produire de l'argent.la traductionde cet engagement est simple,tout credit doit avoir en face un actif bien identifie......l'argent ne peut etre utilise que pour financer l'économie réelle."

sao dia tokony hijery todik atokoa ny mpilalao vola vazaha e???
25. ikaretsaka ( 11/10/2008 00:46)
kila aby letsy iznay an...rakitra miditra
26. prime ( 13/10/2008 12:11)
Ilay atao hoe vavaka aloha inona amin'i badboy?
27. fijo ( 15/10/2008 20:30)
ietsy misy manakanany rakitra tsy hilatsaka mihintsy aloha e.ao tsy misy kirizy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0543