hampiditra sary

1. myaina ( 07/10/2008 11:09)
salama daholo,
mila fanampiana: nanandrana nampiditra sary aho, dia ok, d navadikako ho sary tava ilay 1 d asehony ny sary , dia tsindrina le hoe .... sary tava, dia hoe tsy "nanindry" sary akory ianao??
novalian'i nathie86 ny 10/10/2008 06:54
2. hery ( 07/10/2008 14:07)
Mila faritana hoe aiza amin'ilay sary no tianao hovaina ho sarintava

3. myaina ( 08/10/2008 07:10)
Akisano, alehibeazo na akelezo amin'ny 'souris' araka izay itiavanao azy ilay efajoro eo amin'ny sary lehibe. Jereo ery amin'ny havanana ny vokatra.
ka io toromarika io mihitsy no tsy tafavoakako!! eo ankavanana anefa efa misy sary, dia efa mety amiko le izy!! saingy, raha tohizako ilay hoe tehirizo ny sarintava, dia mamaly fa tsy ni "selectionne" sary aho!
4. myaina ( 08/10/2008 07:16)
atao ahoana le mamaritra sary!! fanina....
5. nathie86 ( 10/10/2008 06:54)
alaina ftsny ilay carré kely iny eh, d afindra eo @ zay faitra tiana hipoitra ilay izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3958