tsy fantatro

1. sosopeta ( 05/10/2008 15:41)
Misy hoe "ory loatra izany foko, ory ny fanahiko, mibaby lamba mainty...."
novalian'i ni81 ny 07/10/2008 08:47
2. sosopeta ( 05/10/2008 15:47)
Mba mitady ny tonon'ilay hira kalon'ny fahiny misy hoe "ory loatra izany foko, ory ny fanahiko. Mibaby lamba mainty .....Ny hany sisa ho lazaiko ry nisidina nandao. Avelao mba ho ato am-poko izany alokalokao...." Toa ohatran'i Jerome Randria angamba no nihira azy?
3. ni81 ( 05/10/2008 17:27)
Mba mitady ny tonon'ilay hira kalon'ny fahiny misy hoe "ory loatra izany foko, ory ny fanahiko. Mibaby lamba mainty .....Ny hany sisa ho lazaiko ry nisidina nandao. Avelao mba ho ato am-poko izany alokalokao...." Toa ohatran'i Jerome Randria angamba no nihira azy?
Tsy i J.Randria no mihira an'io fa toa i Rémi Andriantsoavina angamba raha tsy diso ny fitadidiako...
4. ni81 ( 05/10/2008 17:33)
Azafady fa Robert ANDRIANTSOAVINA fa tsy i Rémi :lol:
5. ikalamako ( 05/10/2008 20:55)
Ory loatra izany foko
Ory ny fanahiko
Fa nibaby lamba mainty itony andro hitsahiko

Toa Roland Raelison io fa andraso aloha hotadiaviko fa toa tsy hitako indray re lay tonony tato e
:(
6. soanava ( 07/10/2008 08:40)
Romule tao @tariky Roland raelison tokoa no mihira azy ary "AMERINA NY ANARANAO"no titre anisan'ny nankafia azy io koa aho
7. ni81 ( 07/10/2008 08:47)
Romule tao @tariky Roland raelison tokoa no mihira azy ary "AMERINA NY ANARANAO"no titre anisan'ny nankafia azy io koa aho
Hay! tena tsy tadidy mihitsy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049