ma petite maman

21. ni81 ( 03/10/2008 15:37)
lazuonet :mba apetraho ao amin'ny site mba hohenoina moa fa efa elabe no tsy naheno e..site-ndroky no lazaiko io.Zà te hihira azy fa saingy indrisy fa ratsy feo loatra
aza mody milaza fa ratsy feo eo! Alefao eto ho henoina izany ratsy feo an'i fahama izany! :lol:
22. fahamarinana ( 03/10/2008 16:12)
:arrow: f'angaha ato azo ampidirana feo afatsy video ? sauvée aho aloha tamin'iny an... :) (l)
23. lazounet ( 04/10/2008 12:48)
fahamarinana:

:arrow: lazuonet :mba apetraho ao amin'ny site mba hohenoina moa fa efa elabe no tsy naheno e..site-ndroky no lazaiko io.Zà te hihira azy fa saingy indrisy fa ratsy feo loatra :) (l)


Aho anie te hametraka hira betsaka fa atahorako sao dia asain-dry zalahy mandoa lamandy eo! Ny ahuy mantsy ny site fialam-boly ihany sy fangalàna hanina fa tsa ho atao zavatra hafa. Fa tsy fantatro hoe aiza no hakana ny fahazahoan-dàlana satri betsaka mihitsy ny hira no tiako ho zaraina; Sa omentsika ny RVG ve ?
24. ni81 ( 04/10/2008 12:59)
mba apetraho ao amin'ny site mba hohenoina moa fa efa elabe no tsy naheno e..site-ndroky no lazaiko io.Zà te hihira azy fa saingy indrisy fa ratsy feo loatra
fahama a: f'angaha tsy mbola hitan'ise ireo site maromaro misy ny hira 45 tours taloha namboariny ao ireo?
25. fahamarinana ( 04/10/2008 13:20)
:arrow: ni :ilay nomenjy ve tao amn'ny dinika ao ve izay ry ni sa site hafa an'iza ndray ? mba alefaso eto aloha raha misy hafa fa zà tsa mba mahay mijerijery amin'ny anterineto izany.
lazounet :na ao amin'ny rvg aza raha tsy maninona sy mety aminao.Dia fisaorana mialoha e...mba fahatsiarovana daholo izany sady zà moa tia hira taloha,na ny ankehitriny koa aza rehefa malefadefaka dia ok daholo.Ny autorisation tokoa no mety hanahirana fa tsy dia haiko ndray ny mikasika an'iny ka aleo tsy hiteniteny foana eto ndrao mampiditra amin'ny kizo eo.:? (l)
26. ni81 ( 04/10/2008 13:26)
Ankoatra ireo hira noforoniny dia misy hira nalaminy ato e!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/lazablues/video/xqamk_voninavoko_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/lazounet
27. fahamarinana ( 04/10/2008 13:37)
:arrow: merci e,ary tena tout fianara mihintsy ao an... (l)
28. lazounet ( 04/10/2008 14:28)
ni81:

Ankoatra ireo hira noforoniny dia misy hira nalaminy ato e!
http://www.dailymotion.com/relevance/search/lazablues/video/xqamk_voninavoko_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/lazounet


aoka maré!

29. tsiambaratelo ( 05/10/2008 18:37)
ni81:

Ma petite maman
Papa nous a quitté
Nous ne sommes plus que deux
Cela est malheureux

Ne pleure plus chère maman
Cesse d'être si triste
J'ai trop de peine pour toi
J'ai peur que tu me quittes

Avant de nous laisser
Papa nous a bien dit
La vie pour moi commence
Pour toute l'éternité
Un jour pour vous aussi
Le grand voyage viendra
A nouveau réunis
Une nouvelle vie

Maman maman
Ma vie ma vie c'est toi
Reste tout près de moi
Je t'aime maman
Maman maman
Ma vie ma vie c'est toi
Reste tout près de moi
Je t'aime tant maman

Non ne me quittes pas
Ma petite maman
......
tsy tadidy fa tohizon'izay mahatadidy



Mmhhh :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0801