o ry zalahy

1. bazylou ( 30/09/2008 00:08)
mba mahagag ihany ity dago entin'ny le8 ity. HAnangana usine en plien centre ville ao anatin'ny zone innondable hono lery.
Mba nieritreritra ve izy ?? ny ntaolo aza efa ela no nahakobo an'iny hoe tsy azo atao na inn na inn eny fafanariana rano. Lery indray ity no mizity hanao usine......rehefa difotryny ranony usine ve tsyhohita eo. :roll: :roll:
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 03:49
2. randryrakoto ( 30/09/2008 09:31)
Tena maha lasa saina mihintsy hoe mba mandry ve ny sain'lery amin'izao zavatra ataony izao? Misy fetrany anefa ny zava-drehetra!!!
3. xxx ( 30/09/2008 09:39)
f aiza ty lé toerana fa zay aty lavitra tsy d maharaka vao² lotra, d usine inn dray ono?
4. karinah ( 30/09/2008 11:10)
inn indray hono!! :{ tsy zara ara izy manorina andraka ny efa tsy ahita asa mbola mitsikera foana, izay le mahavoa anie e!! ^^
5. volatsara ( 30/09/2008 11:13)
mieritreritra mintsy izy ka! mijery lavitra.
6. gasyjean ( 30/09/2008 12:20)
Mety efa mba nanomana fiarovana mialoha hanaovana izay kosa angamba izy matoa mahasahy miroboka ee,raha voaharo mialoha mety tsy hisy ihany ny olana.Asa??
7. endrika01 ( 30/09/2008 17:23)
bazylou:
mba mahagag ihany ity dago entin\'ny le8 ity. HAnangana usine en plien centre ville ao anatin\'ny zone innondable hono lery. Mba nieritreritra ve izy ?? ny ntaolo aza efa ela no nahakobo an\'iny hoe tsy azo atao na inn na inn eny fafanariana rano. Lery indray ity no mizity hanao usine......rehefa difotryny ranony usine ve tsyhohita eo. :roll: :roll:
le 8 >>>>>hôtry ny tsy fanajana lay fomba fanononana anaran olona. :-w:-w:-w ,oops
8. ikaretsaka ( 30/09/2008 18:57)
aleo aloha ho hita eo fa le izy aza mbola any ankibon'ny aomby koa
9. ainaheri ( 01/10/2008 09:13)
Aleo alou andééé ee,rien est impossible!! Jereo ilay nofinofy ao arabie saoudite :lol:
10. tsiambaratelo ( 01/10/2008 11:20)
ainaheri:

Aleo alou andééé ee,rien est impossible!! Jereo ilay nofinofy ao arabie saoudite :lol:



Zay mintsy e,ny asa vita no ifampitsarana,fa tsy azo atao ny mifapitsaratsara dieny melou :wink:
11. ainaheri ( 01/10/2008 14:54)
Ito alou jerena http://images.google.com/images?q=palm+island&hl=fr&rls=com.microsoft:fr:IE-SearchBox&rlz=1I7GGLR&um=1&ie=UTF-8&sa=X&oi=images&ct=title
12. niryna ( 02/10/2008 03:47)
karinah:

inn indray hono!! :{ tsy zara ara izy manorina andraka ny efa tsy ahita asa mbola mitsikera foana, izay le mahavoa anie e!! ^^


:D =D
13. Herimiafina ( 04/10/2008 15:16)
Tamin'ny andron'ny Ntaolo anie leisy ry Bazy mbola tsy lavorary ny technologie du batinemt e! Fa angamba Ravalo mety efa manana ilay teknika.
Ny mety ho olana fotsiny amin'izany eritreritr'ileiry izany dia lany any amin'ny fondation tsy maintsy alentika lalina dia lalina (toy ny an'ny Hilton fahiny) ny vola ka ça ne vaut pas la peine. Ny fondation indray no lafo noho ny trano eo amboniny, raha tsy hoe angaha efa niova indray ny teknolojia dia efa lasa Ntaolo indray ny injeniera Herimiafina! :^)
14. naughtyboy ( 05/10/2008 09:44)
H.M :-D :-D misy fahamarinany bobaka be ko zany eritreritra zany..
15. bazylou ( 05/10/2008 21:12)
Tss, dia teknolojia lany andro ve izany ny nanorenan'ny ntaolo ireny digue sy fefiloha ireny ?? , Andriantany sns,....Aiza kosa e.
Ny mahagaga anefa dia mbola mitana ireny hatramin'izao isika miteny izao.
:wink:
FAnontaniana mipetraka ; atao aiiza ary ireo rano rehetra amin'iny faritra iny rehefa tonga ny fahavaratra ?, alefa eny isotry ve, sa eny anjnahary sa eny ivato sa aiza ???
16. tsiambaratelo ( 06/10/2008 10:47)
ainaheri:

Ito alou jerena http://images.google.com/images?q=palm+island&hl=fr&rls=com.microsoft:fr:IE-SearchBox&rlz=1I7GGLR&um=1&ie=UTF-8&sa=X&oi=images&ct=title



17. endrika01 ( 08/10/2008 03:49)
Eny Ikopa=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5179