SMS

1. ainaheri ( 29/09/2008 17:55)
Revingadra milay raha mety,asa mba nieritreritra ity ny mpikaroka,fa tiako @ hakamoako raha ny SMS tsy soratana manindrinindry bokotra tsony fa tokony atao vocal d misoratra eo ny zvtr tonononao,milay raha izay an :lol:
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 03:46
2. ni81 ( 29/09/2008 17:58)
Revingadra milay raha mety,asa mba nieritreritra ity ny mpikaroka,fa tiako @ hakamoako raha ny SMS tsy soratana manindrinindry bokotra tsony fa tokony atao vocal d misoratra eo ny zvtr tonononao,milay raha izay an
=)) =))
3. ssendra ( 29/09/2008 17:59)
ilay miantso tsy mi former numero aloha izao no efa misy fa vocale defa mi sonner any am olona antsoina.... :D
mety ho tanteraka ihany ny revindgadra n'toi :-D
4. ainaheri ( 29/09/2008 18:02)
Za manko kamo manapotsipotsitra an'io bokotra io ,andefa sms zany tena tsy angadiko mitsy hihihi,refa tanteraka angamba @ zay za vô mandefa sms @ ni81 sy ssendra :-D :-D :-D
5. ssendra ( 29/09/2008 18:05)
atovy appel fa ny appel aza anie tsara kokoa maheno ny feonao e!
aza mivakl amin'izany sms izany :-D
6. ainaheri ( 29/09/2008 18:11)
ka ndrai² ry zareo tsy mety antsoina fa misy mihaino hono hahaha,nefa za kamo mandefa sms hihihi
7. ainaheri ( 29/09/2008 18:13)
Raha amidiko any @ndry zalah mpikaroka marina io mety sosy be za ooo?? :lol:
8. rafitia ( 29/09/2008 18:14)
:lol: aza maika fa efa eo ampikarohana izany ny manampahaizana ankehitriny e
9. ssendra ( 29/09/2008 18:48)
5. Mpandefa : ainaheri [ Valio ] 29-09-2008 20:11:45
Lohateny : Re : SMS
ka ndrai² ry zareo tsy mety antsoina fa misy mihaino hono hahaha,nefa za kamo mandefa sms hihihi


iza hono no olona mety hiaino ny resaka eo fa tsy mazava izany afera izany :^)
7. Mpandefa : rafitia [ Valio ] 29-09-2008 20:14:14
Lohateny : Re : SMS
aza maika fa efa eo ampikarohana izany ny manampahaizana ankehitriny e

mahazo vahana ny kamo izany....raha tanteraka
10. mbaliana ( 29/09/2008 19:10)
raha any andafy dia ataovy teny gasy fa tsy dia misy mahazo loatra fa mbola hiantso mpandika teny ry zareo e :-D :-D
11. sakaizakely ( 29/09/2008 19:55)
ainaheri> efa misy ané ny écriture intuitive izao e
na teny gasy aza mande oazy

za kou tsy tia mandefa sms ratsy refa akaiky lany forfait iny :lol:
12. ainaheri ( 30/09/2008 05:01)
ssendra:
iza hono no olona mety hiaino ny resaka eo fa tsy mazava izany afera izany


Ny akaman'ilay antsoina ka,tsy mety mnadray phone mitriny izy :cry: :}
13. endrika01 ( 30/09/2008 17:14)
Aleo aza le atsoina fa le mandray na mandefa SMS tsy haihay wé iza no itontonany.Mety olon-kafa no nandray ny hafatra fa tsy lay olona nantenaina akory:-P
14. tsiambaratelo ( 01/10/2008 11:40)
ainaheri:

Revingadra milay raha mety,asa mba nieritreritra ity ny mpikaroka,fa tiako @ hakamoako raha ny SMS tsy soratana manindrinindry bokotra tsony fa tokony atao vocal d misoratra eo ny zvtr tonononao,milay raha izay an :lol:



:D
15. ainaheri ( 01/10/2008 17:34)
endrika01:

Aleo aza le atsoina fa le mandray na mandefa SMS tsy haihay wé iza no itontonany.Mety olon-kafa no nandray ny hafatra fa tsy lay olona nantenaina akory:-P


Efa oe tsy mety mandray izy lol,nefa za kamo manoratra ilay SMS


16. endrika01 ( 01/10/2008 17:49)
ainaheri:

endrika01:

Aleo aza le atsoina fa le mandray na mandefa SMS tsy haihay wé iza no itontonany.Mety olon-kafa no nandray ny hafatra fa tsy lay olona nantenaina akory:-P


Efa oe tsy mety mandray izy lol,nefa za kamo manoratra ilay SMS






Ny aza hitako ka ra-mamabe no mandray ny phone :-P
17. ainaheri ( 01/10/2008 18:00)
endrika:
Ny aza hitako ka ra-mamabe no mandray ny phone


Maty aho @ krediako :-D :-D :-D
18. tsiambaratelo ( 06/10/2008 10:23)
ainaheri:
endrika:
Ny aza hitako ka ra-mamabe no mandray ny phone
Maty aho @ krediako :-D :-D :-D
ainaheri>hi hi hi,mba itsikitsikio é!:-D:-D:-D
19. ainaheri ( 06/10/2008 19:31)
Tsiambaratelo>> tsy maninn mitsy ra mbola misy hery hitsiky ka hihihihi
20. endrika01 ( 07/10/2008 09:28)
ainaheri:

Tsiambaratelo>> tsy maninn mitsy ra mbola misy hery hitsiky ka hihihihi



Na lay sipa teo akaikiny teo,fa i ainaheri maika loatra de tsy poinsy:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2037