Lokon'ny Page Serasera: Tahaka ny site Web Misaona

1. zandikely ( 23/09/2008 19:41)
Maninona raha averina amin'ny lokony taloha na ovana loha hafa ny Page Serasera fa dia ohatrin'ny site Web misaona ireny.
2. Noue ( 24/09/2008 06:46)
"hery":
43. Mpandefa : hery [ Valio ] 13-09-2008 08:06:53
Lohateny : Re : niova ?
itaramasoandro> mbola mitombona ilay nolazaiko teo an


Voalaza teo :
mitady inspiraka aminareo fa izaho tena tsy manana


http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48c3f60508c5a
3. simplex ( 24/09/2008 10:37)

zany hoe maintsomaintso otran'ny hoe lokon'ny hatanorana fa maintimainty no misaona ka asa :)

ra mahita suggestion toi, mba omeo inspiraka hono i sefo ee :P ;-)
4. tsidina ( 29/09/2008 19:29)
zah mieritreritra hoe maninona raha ampiasaina ny loko n'saina mpirenena Malagasy? satri gasy no mpiditra ao an, gasy ihany koa no mpiadraikitra azy ao, zany hoe natao hoan'gasy e, de mba tsy rariny ve raha miravaka lokompirenena?
Betsaka ny site hitako an, de presq io no fanaon'olona.
Sinon, raha tsy misy mpitia io loko saina mpirenena io an, zah koa de anisany mankafy loko "manga tanora" mariky ny fahatanorana, hihihiih, fa atao ranoray.
5. findumonde ( 17/10/2008 17:40)
Efa hofaty zany, fa dé hiomana @ fisaonana e!!! ka aza misososkalelo tsony e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1411