Nitombo iray indray ny mpanohitra

1. xxx ( 23/09/2008 02:16)
Ela ny ela ka nirona any amin'ny fanoherana sy ny fitsikerana ny mpitondra ingahy Jeankely. Fahagagana tsy misy ohatran'izany rey olona an
Arahabaina Ra-Jean an
novalian'i karavasy ny 25/09/2008 15:28
2. kidoropamba ( 23/09/2008 08:00)
Raha ny eto Iarivo aloha dia sarotra ny tsy hanohitra izany e. Hilaharana ny rano, ny vary, ny hena moa dia efa ampahefan'i antsasany ihany no azom-bola, ny fako mivangongo, ny menaka dia vidiana isaky ny sotro-kely satria tsy azom-bola ny 1 litatra sy ny sisa.

Ny mason'ny olona mijery ilay Ti-serta Ravalomanana dia mitady hipaoka nohon'ny hatezerana diso tafahaotra. Ny ahy aloha naleoko nampirimina tsara sao dia misy adala tonga handoro trano.

Rariny loatra ary hisaoran'azy raha toa ka nitombo iray indray ny mpanohitra.

Ravalomanana :-o :{ :^)
3. xxx ( 23/09/2008 09:08)
Aza matahotra ra-xxx fa mbola ao ry penguin sy izay mialokaloka ao ambany fahefana ankehitriny hiaro ny filoha foana. Miliba ohatry ny mpanjaka tokoa mantsy izy ireo fa tandremo kosa ny fivadian'ny rasa eo an....
4. simplex ( 23/09/2008 10:13)

ny palitao koa nge reversible ny ankamaroany fa tandremo ee.

Otran'ny fivadihan'i Jeanklou sy Bazykely ihany io... mpanohitra anio, mpanohitra ampitso :-P

Jereo fa misy olona natao ho mpanohitra mandramaty an. Ra misy ny fotoana tsy hanoherany ngamba dia eo @ 1 taona eo ra be ndrindra. Et encore tsy hoe manohana izy fa tsy miteny fotsiny (variana manjaitra an'le palitao )

;-)
5. Papoose ( 23/09/2008 19:39)
ohatran'ny ahoana le T serta dia aiza no afaka mangataka mba ataoko ankanjo fa tsy de manana isoloana e!
6. bazylou ( 23/09/2008 23:07)
olona roa samihafa le jeankely sy bazylou an,,,!! sao hadino!! :roll: :roll:
7. naughtyboy ( 24/09/2008 11:32)
ie ...zankely sy zanety no 1 an :-D :-D :-D
8. penguin ( 24/09/2008 13:35)
naughtyboy=zanetykely ka ahoana ra-jeankely a
9. nathie86 ( 25/09/2008 07:37)
d ra lasa mpanohitra daolo d tsy miady lay hevitra ato klé
10. xxx ( 25/09/2008 08:35)
d ra lasa mpanohitra daolo d tsy miady lay hevitra ato klé


aza matahotra enao fa isika gasy dia mpitsikera gaigy lahy be fotsiny ka hisy foana ny fanakianana (io mantsy no lazaintsika hoe mitafa sy midinika).
11. karavasy ( 25/09/2008 15:28)
Miampy iray ve ny mpanohatra vendrana ? Sao mitady mpanampy ny vendrana ka ny hafa no lazainy manaradia azy manao resaka mihanahana? =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4846