Maintimolaly Lycée Andohalo

1. myaina ( 18/09/2008 11:25)
Hono kay, sao d mba misy mahalala kay ny adiresy ahafahana misoratra anarana ao amin ny fikambanan ny mpianatra maintimolaly Lycee Andohalo, Tanà azafady!
novalian'i sipagasy ny 26/10/2008 19:30
2. dadabe ( 18/09/2008 15:39)
:D miarahaba ee

http://www.arazakar.com/lebahut/index.htm

io nyu site tsika r'sie de mazoutou a :D
3. myaina ( 19/09/2008 09:48)
misaotra anao dadabe a!!
4. sipagasy ( 20/09/2008 06:48)
i dadabe koa angaha nianatra tao??

Tonga soa i myaina izany e! t@ taona firy hono no tao?? dia iza avy ny mba tsaroanao t@ mpampianatra na koa mpianatra tao e!

Izaho t@ 1987-1990 no tao.
5. myaina ( 24/09/2008 09:46)
efa lasa izany ry sipagasy, zay zahay vao niditra koo,
ta@ taona 91-94 za no tao, ry pierakely no surveillant tany ambony, ry melo no taty ambany, parfait prof de math, karen prof de pc, mme noro ny frs, mme bodo ny anglais, efa nampianatra anay ko i pisodia, tsy tadidiko mihitsy ny anarany, prof de math izy. efa le prof efa le talohaloha daho;o ireo amin zay mety mba misy ef nampianatra anao, d iza koa re...
6. sipagasy ( 24/09/2008 15:46)
mmhh kay mpianatry i mamanay ianao izany hhmmmm, i mr parfait koa nampianatra ahy, ary iza moa ilay prof de philo iny e!!! lava be somary manga fiodirana izay izy ka ny anarana nataon'ny ankizy azy dia hoe i '@ 5 de tsy hita" tsy tsaroako teo ny anarany fa rehefa mody izy dia miara-midina aminay ny tohatohabato midina eo @ st joseph iny, i ra josephine ngah tsy tratranao tao intsony?
7. myaina ( 25/09/2008 09:19)
tadidiko i joséphine be, prof de gymn?? ôtran ny tsy tadidiko izany prof de filo lazainao izany!! fa i sipagasy zany mety mipetraka taty Mahamasina, zanak'i Rajaonarison Bodo? sa le ravelojaona noro??
8. sipagasy ( 20/10/2008 15:37)
hhmm zanak'ilay voalohany aho e!, dia ieh teny mahamasina teny izahay no nopetraka.
9. sipagasy ( 26/10/2008 19:30)
Mampahatsiahy izay tao @ LAA fa @ 31/11/2008 izao ny fety lehibe fanombohana ny fankalazana ny faha 100 taonany e!!!!

Mahatsiaro izay rehetra nifanerasera tao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5827