aiza ho aiza @ Baiboly.

21. ikaretsaka ( 20/09/2008 23:11)
io efa miharihary io ko inona indray
amporisihany ny fanaovana intercession @ maria
22. xxx ( 21/09/2008 22:53)
Araka ny efa fantatsika dia tsy nitovy ny Dikanteny arahan'ny baiboly Protestanta sy ny baiboly Katolika. Ny Protestanta dia nanaraka ny dikanteny Hebrio (misy boky tsy ao, misy lahatsoratra tsy ao).
ary ny Katolika kosa dia manaraka ny dikanteny Grika
misy boky sy lahatsoratra nampiana...

hery> Ka ny Baiboly nampiasain'i Jesoa, na ny Bokin'ny Salamo nampiasainy dikateny Hebrio sa dikateny Grika ????
23. ikaretsaka ( 22/09/2008 17:51)
raha ny resaka salamo de ny marquage.. izany hoe ny fanambarana ny hoe hatreto ka hatreto ny toko sy ny andininy miaraka no olana eto anie ra xxx ary io efa taty aoriana be e
t@ andron'i jesoa kao tsy mbola nisy baiboly izany fa misaratsaraka be ny boky ary samy nanana ny marquage-ny
izay no mahtonga le heo tsy nitsimpona izany i jesoa
24. hery ( 23/09/2008 09:07)
xxx 21> Dia harianao ve ny baibolinao raha lazaiko fa tsy io baibolinao io no novakian'i Jesoa?

Arak'io nolazain'ikaretsaka io, efa taty aoriana be vao natambatambatra ny boky, narindra hoe ito ilaina ho an'ny finoana, ito tsy ilaina etc.
25. tywa68 ( 23/09/2008 09:12)
Hery : d ho avy ny fanontaniana manaraka : fa maninona no ireo fotsiny no notazomina na hoe fa na maninona no nampiana ? :lol:
26. fijo ( 23/09/2008 20:37)
ny valiny?anontanio IRENE tao lyon,fa izy no nanao io asa io taty europa.

le baiboly anie ry xxx ka izao ny tantarany rah atsorina e.

ny jiosy dia nanana karazana boky marobe.nataony hitairizana ny fombany sy ny finoany.

nony voahilika tao isiraely ny jiosy,dia ireo karazana boky ireo no hany sisa azo hitahirizana ny fomba sy ny finoana tsy hovery.satria moa niparitaka ny jiosy.ka noho izany,dia natao ny asa hanambarana ireo boky ireo,mba ahamora ny fitahirizana azy.

araka ny voalaza moa di ahoe niparitaka ry zalahy ka dia nisy izany boky tamin'ny teny jiosy,nisy boky tamin'ny teny grika.ary nisy taminn'y teny arameana.(io no teny nampiasain'i lery)ka izay asa fanambarana izay no nampisy safidy sy fahasamihafana taty aoriana.fa ny fototra dia tokana ihany.samy fankalazana an'i lery.na boky kanto na bokin'i rapros,na bokind-radox any rusia.na ny sekta manerana an'ny gasikara koa aza
27. tywa68 ( 24/09/2008 07:24)
fijo : adinonao ny Krispijo :wink:
28. majesty ( 24/09/2008 11:31)
Tsetsatsetra tsy aritra fotsiny ny ahy ity,t@ nanambarana ny baiboly dia nisy mesure handrefesana azy (resaka lava-be) dia izay tsy mahafeno an'izay mari-pandrefesana izay dia tsy nampidirina tao anaty baiboly,dia izay koa no antony tsy mampitovy ny boky hita ao @ baiboly katolika sy ny baiboly protestanta.
29. fijo ( 24/09/2008 20:46)
tywa ka ny krispijo indray ,maka izay tsara indrindra ihany.

aminay dia tsotra.miteraha ka mamenoa ny tany,ary jesoa aza namadika ny rano ho lasa divay.ireo dia teny soa sy filamatra ary azo tanterahana tsotra.izahay tsy mba manasarojavatra,fa izay ahamora ny fiainana ihany.
30. ikaretsaka ( 25/09/2008 04:06)
ary ahoana ny boky voalohan'i fijo ao @ toko faha 68 moa?
31. diamondra27 ( 25/09/2008 11:34)
na ny didy folo koa aza ange toa hoe tsy mitovy sa mitovy
32. tywa68 ( 25/09/2008 12:03)
Ika : :lol:
Diam : mitovy ny didy 10 ny kristianina k fa eo @ilay fampiarana azy no tsy mitovy :-D :-D
33. fijo ( 25/09/2008 21:39)
ny anay letsy dia tokana ihany ny boky an,dia ilay boky mena.mifono mainty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0428