madagasikara
1. felatiana
(
15/09/2008 10:04)
salama,
Mba misy hira tiako nefa tsy fantatro ny mpihira azy,momba an'i Madagasikara.Omeko kely eto ny tonony raha afaka hanampiana anareo,dia misaotra mialoha.
MADAGASIKARA TANINDRAZAKO
MADAGASIKARA HO AN'NY MALAGASY,MALAGASY KOSA HO AN'NY MADAGASIKARA
ANDRIAMANITRO TAHIO ITY NOSINAY ITY....

novalian'i ni81 ny 15/09/2008 12:24
3. Lejoba
(
15/09/2008 12:13)
Nosy tanin-drazako, izay navelan'ny razako
maty ho anao ny aiko ry Madagasikarako
ranomasina ny valam-parihy mampikambana ny foko rehetra
hifankatia, Madagasikara ho an'ny Malagasy
Malagasy kosa ho an'i Madagasikara ....
hatreo ihany no haiko fa reraka ny tanako hahahahaha :oops:

4. ni81
(
15/09/2008 12:24)
Nosy tanin-drazako, izay navelan'ny razakotohizo fa aza manao soa tapany toa io moa e! :lol:
maty ho anao ny aiko ry Madagasikarako
ranomasina ny valam-parihy mampikambana ny foko rehetra
hifankatia, Madagasikara ho an'ny Malagasy
Malagasy kosa ho an'i Madagasikara ....
hatreo ihany no haiko fa reraka ny tanako hahahahaha