RVG ihany

1. sakaizakely ( 15/09/2008 07:54)
misy afaka manazava ve fa tena tsy aiko mits ny fandehany

te hihaino rvg za zao maraina zao de le hira nohenoiko omaly daholo indray no milahatra ao
zany oe isaky ny miklik ny play http://radiovazogasy.com/bp.html de miverina am le hira omaly daholo
inona no anton'izany ?
2. hery ( 15/09/2008 09:47)
Izaho aloha tsy mahatadidy hoe inona no nandeha omaly

Fa andramo henoina avy ao amin'ny http://stream.radiovazogasy.com:8001 hoe raha mitovy amin'izay henonao omaly?
Tsindrio io lien eo ambony io dia tsindrio ilay hoe Listen.

Ny mety ho olana dia hoe no-enregistrer-n'ny ordi-nao en cache ilay stream omaly... tsy haiko anefa.
3. sakaizakely ( 15/09/2008 19:50)
misaotra hery a ^:^ ^:^

tena azoko antoka fa ny hira omaly ihany no niverina satria tadidiko tsara ny filaharan'ny hira sasany
tsy mbola nandramako ilay stream fa nanao redémarrage fotsiny za de nety

mety ho resaka caches ouz tokoa le dépanatera-ko de mila redémarrer-na
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6399