JOYEUSE ANNIVERSSAIRE NANIIE

1. naritsimba ( 12/09/2008 05:20)
Dia mirary anao ho tratry ny taona maro mitsingerina. Manaova fety mahafinaritra, aza adino ny gateaux @ sabotsy eh!
naritsimba
novalian'i Naniie ny 12/09/2008 17:11
2. tsiambaratelo ( 12/09/2008 08:02)
Mirary fety milay be ho anao e:-*
3. sipagasy ( 12/09/2008 16:42)
gros bosouuuxxxx beh injiko e!!!!!
4. Naniie ( 12/09/2008 17:11)
coucou nareo !!!

naritsimba tsiambaratelo sipagasy, misaotra anareo amin'ny firariantsoa fa voaray dia gros bisous milay be nareo, naritsimba a ! ny gatô efa nalefako teto fa enao zany tara kou hihih :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2849