Euromillion
21. lanto
(
06/09/2008 07:27)
amin'ny manaraka izay fito voalohany manome chiffre iray aby de iny no lalaovina :-)
23. fahamarinana
(
07/09/2008 11:49)
:arrow: tena efa nanao prograny be hoe lasa izany raha tsisy ny sampona,am manaraka ndray zany e... :) (l)
24. tsiambaratelo
(
08/09/2008 08:48)
Samoana:Hay ve i Samoana ity mbo ty anio jeux d hasard io e.Ny aty aminay tsy hasard fa tena vita planning mintsy.Hitako ny fikan-dreo,hi hi hi,fa tena nahodiny wa le jeux =))=))=))=))=))
Nieretan\'i sefo tory mihintsy :-D 7-12-16-17-39/ *3-8 ny tirage halina. Efa mba nahita 2 bons nomerao isika izany fa mila miezaka. Mpilalao 2 no nahita ary samy nibata 59 674 853 euros avy. Rahoviana indray? elaela indray angamba vao misy ngôndagônda ôtran\'io. Raha misy namana mazoto dia handeha hanao kitapom-bola kely hiarahana na dia 2 euros ihany aza no atao :P Misaotra ny regetra nanetsiketsika :wink:
