momba ny hafatra

1. kelly13 ( 04/09/2008 10:06)
zany hoe ho an'ny mpiandraikitra indrindra mou zany izy ity e,

hitanareo, ny "hafatra voaray" zany d voafafa ao anaty iray volana une fois voavaky ary raha mba atao ohatran'izay kou mou ny "hafatra lasa" hoe voafafa ho azy rehefa tsy tehirizina. tsy izany fa sendra nijery ny hafatra lasa aho fa efa misy ho 50 pages le izy, d ôtran'ny oe vizana tampoka zany za hamafa le hafatra lasa bdb.

misaotra mialoa :)
novalian'i kelly13 ny 05/09/2008 14:56
2. fasaly ( 04/09/2008 10:15)
avelao aky voafafa fotsiny aho ah! :-D :-D :-D :-D
3. Noue ( 04/09/2008 10:47)
ié , marina io fa na dia avela ao aza dia mihitsoka ao daholo ko! tsy voafafa ho azy ko! :-D :-D :-D :-D :-D fafafafafafafaooo ao eeee :-D :-D :-D :-D :-D
4. lovelyri ( 04/09/2008 11:39)
aleo hifafa any mits fa mampidi-doza :-D :-D
5. hery ( 04/09/2008 13:19)
ie, adinoko tokoa io :-) fa vao vetivety no nisy niteny

Tadidiana dia atao @ ilay version vaovao :-)
6. kelly13 ( 04/09/2008 14:05)
ah han, sao d tokony ampina kely ny mémoiren'ny disk dur-n'i hery? :-D :-D :-D
7. tsiambaratelo ( 04/09/2008 15:17)
Mhhh ny hafatra lasa ve tsy manaraka ny hafatra voaray e,raha mamaly lay namana ,raha iphone no hamaliany de tsy miverina kay mou:-P
8. kiali ( 04/09/2008 15:31)
kamo velona!! mamafa hafatra ve de havizana =)) =)) =)) :-@ :-@ :-D :-D
9. kelly13 ( 04/09/2008 15:33)
eo mba fafao ry kiali a
10. kiali ( 04/09/2008 16:19)
tairo aty ny mdp de fafako aza eh! :-D :-D
11. fasaly ( 04/09/2008 16:34)
ny ahy avelako eo! atao inona fotsiny ny robot tsy hamafa otomatik azy ao :-D :-D :-D :-D
12. kelly13 ( 04/09/2008 16:40)
ka le robot ry kala tsy mamafa afatra lasa fa hafatra voaray no fafany ao anaty 1 volana a :°)

kiali>ty ny mdp-ko : teletubbies (tena kôzy io an)
13. fasaly ( 04/09/2008 18:08)
hay mou! :-D de misy kou lay hoe hafatra votahiry angonina bdb ao nefa tsy misy ilavana azy akory :-D
14. tsiambaratelo ( 05/09/2008 09:42)
fasaly:

hay mou! :-D de misy kou lay hoe hafatra votahiry angonina bdb ao nefa tsy misy ilavana azy akory :-D



fasaly>nenah njay de tehiriziko tsara mintsy,haiko tsianjery be we izao no isany,hi hi misy ilaivana azy mintsy kou:-P
15. kiali ( 05/09/2008 12:29)
tsy mande le teletubbies :-D :-D :-D
16. kelly13 ( 05/09/2008 14:56)
atao sary k :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1309