Rabesorongola ?
1. fyraheri
(
03/09/2008 14:52)
Toy izao ilay hira :
Oh ! Rabesorongola !
Modia malakilaky ianao ,
Fa ilay ingahy be sola ....
Oh ! Rabesorongola !
Modia malakilaky ianao ,
Fa ilay ingahy be sola ....
novalian'i ni81 ny 04/09/2008 05:26
2. ni81
(
03/09/2008 14:55)
Toy izao ilay hira :maninona io hira io? :lol:
Oh ! Rabesorongola !
Modia malakilaky ianao ,
Fa ilay ingahy be sola ....
3. Lejoba
(
03/09/2008 15:31)
Hiran'i Rôla io. Ilay bandy manamaina iny
Besorongola an, modia malakilaky ianao
Ilay 'ngahibesola ao andrefan-trano ao
Nody ihany ilay maditra, nony sasak'alim-be sns.
dia tsy haiko intsony fa io ni81 tohizo an! Sa tsy hain'i toi fa mila mihanik'hazo kely aloha?
=)) =)) =))

4. ni81
(
03/09/2008 15:40)
dia tsy haiko intsony fa io ni81 tohizo an! Sa tsy hain'i toi fa mila mihanik'hazo kely aloha?ka izy ange tsy nangataka tononkira e! Zà tsy mihanikazo na milomano fa @ zao fotsiny ihany e! Fa HS kely: angaha moa tsy hiran'i Xhy io hira io.
6. menalamba
(
03/09/2008 22:06)
ö ry ilay Besorongola modia malakilaky ianao
Fa io ilay ingahibesola ao andrefatrano ao
Niandry anao tontolon'ny andro ,tsy hita hoe hanao raharaha
Indro mody ny masoadro ,modia malakilaky iélahy
Poika ,izaho mbola ilalao ,
fa aza kotabaisinao
Ny masoandro midy iny ,ny azy satriny ny hody
F'izaho aza mba terena hody
Besorongola ikaky anie tsy hampiandrasinao toy io é
I Neny koa ka tsy mihomé
Ny anao no bé indrindra anio
Dé nody ihany ilay maditra ,nony sasak'alim-bé
Ka avy hatrany dé voagidra aaaa...
Roaka alika alé mandeha
Dé bé marenina rangahy ,dé lasa koa tsy nandraharaha
Nanao gorisarisa ery ambony havoana éry
Gorisa hatrany an-dohasaha
(mozika)
Bésorongolaaaaaa....;;;;
Xhi sy Maa no tompon'ny hira fa tsy fantatro raha misy diso ny tonony fa izay no tadidiko... :^) :-D

7. Herimiafina
(
04/09/2008 01:55)
Vahombey koa toa nanana hira mitovitovy amin'io.
Ary sao misy mba manana hiran'i "Maro an-davaka" ianareo kay? :lol: :^)
Ary sao misy mba manana hiran'i "Maro an-davaka" ianareo kay? :lol: :^)
8. ni81
(
04/09/2008 05:26)
Xhi sy Maa no tompon'ny hira fa tsy fantatro raha misy diso ny tonony fa izay no tadidiko...Tena izy ireo mihitsy no nanao azy taloha, fa i Rôla (Vahombey) nindrana tato aoriana.