namana taloha

1. rurik ( 02/09/2008 08:04)
manahoana daholo mba lasa ny saiko omaly , hono wa maninona angaha raha mba asiana pejy hitadiavana havana na namana taloha eto @ serasera ,
matetika mieritreritra namana taloha tsy hay oe aiza izy nefa mba tina ny hifandray aminy .
ary mino koa aho fa misy olona mifankahay eto nefa tsy mifankahita.
evitra ny ahy iny koa raha mety de ... raha tsy mety mo de .....
:wink: :wink:
novalian'i ni81 ny 02/09/2008 20:14
2. hery ( 02/09/2008 08:36)
Ilay hevitra namana taloha dia mety mihitsy raha mampiseho ny mombamomba azy tsara ny olona.

Hitanao, ny mampahomby ny site vazaha? Genre facebook, myspace? Satria mampiseho ny sariny ny mpikambana dia hitanao hoe kay olona fantatro ity etc...

Asa izany na ho tonga vetivety eto @ serasera
3. rurik ( 02/09/2008 09:05)
hum le malagasy mbola ferme be toetsaina ataoko fa tsy betsaka ny hampiseo sary , itanao raha mba mampiseho ny sarinao aza ianao eto misy fona ny paratsy koa angamba mbola tsy @ ty taona ity zany izany we mbola mila faharetana raha sary no resahina.
4. fahamarinana ( 02/09/2008 09:14)
:arrow: rurik :zà zao tsy tia mampiseho sary fa ratsy tarehy :-P ,vazivazy fa misy namana mahafantatra ahy zao ato sy efa nifandray tamiko elabe dia efa mahalala ny sariko fa raha mbola tsy fantatro dia tsy dia itako loatra ny hisehosehoko eto satria tsy dia izay no tanjona nidirako fa ny handray anjara amin'ny dinika.Tsy hoe fahamenarana na fermeté fa principe de vie fontsiny ihany e ,asa na tsara na ratsy aloha...par contre any ho any amin'ny myspace lazain'ny hery any misy ny sariko zay te hijery.. :wink: (l)
5. ni81 ( 02/09/2008 09:24)
rurik :zà zao tsy tia mampiseho sary fa ratsy tarehy ,vazivazy fa misy namana mahafantatra ahy zao ato sy efa nifandray tamiko elabe dia efa mahalala ny sariko fa raha mbola tsy fantatro dia tsy dia itako loatra ny hisehosehoko eto satria tsy dia izay no tanjona nidirako fa ny handray anjara amin'ny dinika.Tsy hoe fahamenarana na fermeté fa principe de vie fontsiny ihany
Tena mitovy tanteraka @ io hevitra io mihitsy koa aho.
Fa kosa raha mitady olona izao i rurik, ohatra hoe namana mpiara-miasa taloha tao @ BNI (ohatra io an) dia lazaina, ary raha misy sendra an'io dia mandefa hafatra aminy ao izy dia fantapantatra ao daholo hoe iza avy no olona niasa tao t@ taona niarahany niasa sns...dia hita eo fa mifankalala avy eo. Hevitro io aloha ka asa raha mety na tsia!
6. fahamarinana ( 02/09/2008 10:06)
:arrow: oui,mandefa dinika marina araka io volazan'ny ni81 io tokoa,ohatr'izay zao no nahafantarako ny mpiaraka kolejy tamiko fahiny fa tsy tato akory an...misy 2 izy ato sy nampahafantatra ahy ihany koa ny fisian'ity serasera ity. :wink: (l)
7. fasaly ( 02/09/2008 10:44)
rurik ah_ betraka ny namako taloha nahafantatra ahy amin'ny alalan'ny sary napetako tato hatrizay :wink:
namana taloha elabe io an_ dia havana kounkou, donko efa mety izao fa asio sary sy ny tena marina fot-siny araka ny voalazan'i hery :wink:
8. Xp ( 02/09/2008 15:10)
Na vao haingana aza aho no teto dia efa nahita ireo ady sy fitantarana ny momba ny namana sasany. Koa miala tsiny aho raha milaza fa ho sarotra amiko ny hamoaka ny mombamomba ahy eto izany.
Tsy resaka toe-tsaiko amin'ny maha-malagasy ahy mihitsy izany satria aho mamoaka ny sariko any amin'ny site hafa ihany. Fa resaka vie privee.
9. rurik ( 02/09/2008 16:04)
voila io voalazanao io ny zavamisy eto za ko de torak'izany , raha mamaky ny tsikera ataon'ny olona @ sarin'ny ankizy hafa de tsy sahy sao hitady hafaliana nohidirana eto voto fo no azo , za de ny namako manokana ihany no afaka mijery ny sariko aiko ry zareo fa tsy hametraka teny mampalahelo ao.
10. fasaly ( 02/09/2008 16:36)
rurik: zay teny mampalahelo atao am sary ndray aky tsy hatao hampisy blem ah! io voalzako andry io, betsaka ny nahakobo an'ahy tam sary de nafnaritra ny nitantara ny zava-misy hatrizay, hoe keske t devenu....;
11. ni81 ( 02/09/2008 18:19)
hoy i fahama:
Tsy hoe fahamenarana na fermeté fa principe de vie fontsiny ihany e ,asa na tsara na ratsy aloha...par contre any ho any amin'ny myspace lazain'ny hery any misy ny sariko zay te hijery..
Hitako ilay sary e! :)
12. fahamarinana ( 02/09/2008 18:53)
:arrow: sariko ve ? taiza no hitan'ny ni aloha sao tsy zà tampoka zany... :) (l)
13. ni81 ( 02/09/2008 19:39)
sariko ve ? taiza no hitan'ny ni aloha sao tsy zà tampoka zany...
manao lobaka menamena, dia manao solomaso, dia mitsikitsiky :D Tsy izy sa izy?
14. fahamarinana ( 02/09/2008 19:41)
:arrow: tsy zà zany kouh,za tsy manao solomaso zany kouh...sady tsy manana lobaka mena fa ny mitsikitsiky kosa aloha fanaoko kah. :) (l)
15. ni81 ( 02/09/2008 19:47)
Nefa misy hoe F teo @ ilay sary :lol: :lol:
16. fahamarinana ( 02/09/2008 19:52)
:arrow: :-D :-D iny koa no tsy hitako...alefaso ao am hafatra hoe ho jereko zany... :) (l)
17. ni81 ( 02/09/2008 20:14)
iny koa no tsy hitako...alefaso ao am hafatra hoe ho jereko zany...
efa lasa ao e! mahafatifaty koa ilay zazakely an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.573