din, ty reto e

21. lazounet ( 28/08/2008 21:08)
rakaroka:

Tssss , Innn aza ny hiafiafiana milaza ny marina :roll: :?: , 'nga moa takona hafenina ny fisotroan-drizareo h@ izay ? hafa tsy i Dama . 'zaho mikoy an'i Dadah amin'ny famoronana, fa rehefa misy tsy mety dia lazaina koa ? Mbola namalan-kira koa aza izy tany @ olympia, ny anay aty dia ireny pro ireny mihitsy no tsy manana droit à l'erreur fa maty kritika :oops: :oops: ;-)

Averiko in 1 mandeha tompoko fa ny zava-misy tsy maintsy ambara. Fantatra fa misotro tokoa i Dadah sy i FAfah à ry mahamenatra ny mandre azy ireo mamalan-kira ; àry matetika mihitsy aza. Tsy maninona mihitsy ny milaza izany . Fa raha misy lavo, tsy ny fanindriana azy no hampiarina azy....asa anefa.
22. lazounet ( 28/08/2008 21:15)
rakaroka:

^:^ ^:^ Raha araka ny fiteny hoe "Noblesse oblige". Raha mba manaja ny fan-ny fotsiny fara-faharatsiny :wink: 8O 8O 8O

Rah io resaka fanajana Fan io indray dia tsoriko fa raha misy "vedettes" hyper disponibles pour les fan dia ry Mahaleo.
Tsy tahaka ireo mpihira sasany (izay tsy tononiko anarana eto) sady miavonavona no miseho milay.
Noho izany Raha misy tsy mety nataony, olom-belona izy fa tsy anjely... asa anefa.

23. rakaroka ( 28/08/2008 21:25)
[quote=lazounet]

Averiko in 1 mandeha tompoko fa ny zava-misy tsy maintsy ambara. Fantatra fa misotro tokoa i Dadah sy i FAfah à ry mahamenatra ny mandre azy ireo mamalan-kira ; àry matetika mihitsy aza. Tsy maninona mihitsy ny milaza izany . Fa raha misy lavo, tsy ny fanindriana azy no hampiarina azy....asa anefa.
/

En faite miankina amin'ilay sehatra sy ny Pub-ny koa e: Hi!hi!hi!
Tena tsy tiako ilay toe-tsaina mi-pardonne lava satria tsy mampivoatra ilay izy : "aleo tsorina!
Marina io voalaza etsy ambony io hoe "Fitiavana azy no itenenana azy"
24. lazounet ( 28/08/2008 22:06)
rakaroka:

En faite miankina amin'ilay sehatra sy ny Pub-ny koa e: Hi!hi!hi!
Tena tsy tiako ilay toe-tsaina mi-pardonne lava satria tsy mampivoatra ilay izy : "aleo tsorina!
Marina io voalaza etsy ambony io hoe "Fitiavana azy no itenenana azy"

Fa maninona no hoe "mi-pardonne"? ??? . Satria ve hoe nianjera avy eny ambony sehatra izy dia ho-pardonnévana??? Ao ilay problème. Tsy nanao ratsy niantsy ady izy na nitarika bagara fa RESIN-TORY. Izay no naha lavo azy. A partirn'izay dia tokony ho hadihadiana hoe inona no nahatonga azy ho resin-tory: Toaka ve??? Harerahana ve???? Fanaovana tsinontsinona ny Fan ve???
Fa tsy avy dia tifirina fotsiny izao tsy misy fanadihadiana.
Niresaka an'i Tôty ianao teo. Mba andefaso rohy hoe aho nilaza tao aorianan'ny nahafaty azy hoe : Toaka no nahafaty azy???? nefa toa hoe "tokony ho lazaina ny marina????"...Zavatsoa sy ny alahelon'ny sois-disant mpanao gazety daholo no hitako sy reko fa NA in-1 mandeha aza tsy nisy nanambara hoe MPISOTRO TOAKA Ratompokolahy.

Aleo hidaboka ny resaka fa tahaka ny hivadika ady izy izany.
25. rakaroka ( 28/08/2008 22:08)
lazounet:

[quote=rakaroka]
^:^ ^:^ Raha araka ny fiteny hoe "Noblesse oblige". Raha mba manaja ny fan-ny fotsiny fara-faharatsiny :wink: 8O 8O 8O

Rah io resaka fanajana Fan io indray dia tsoriko fa raha misy "vedettes" hyper disponibles pour les fan dia ry Mahaleo.

Ny fanajana tsy mira "disponibilité ".
Tsy tahaka ireo mpihira sasany (izay tsy tononiko anarana eto) sady miavonavona no miseho milay
( :wink: 8O Akaiky ahy eto (mba tsy ilazana hoe iray trano misy izany mihitsy mais qu'est-ce que tu veux ny ataony no ataony !...

Noho izany Raha misy tsy mety nataony, olom-belona izy fa tsy anjely... asa anefa.

Dia soa mbô nisy mpiara-miaina mbo tsy mamela fotsiny amin'izao ny tsy mety atao fa mba mbola miraharaha anao koa.

26. lazounet ( 28/08/2008 22:11)
Akaiky ahy eto (mba tsy ilazana hoe iray trano misy izany mihitsy mais qu'est-ce que tu veux ny ataony no ataony !...

Any MAdagasikara no tiako ambara fa tsy aty an-dafy. Aoka hazava soa ny resaka.
27. rakaroka ( 28/08/2008 22:30)
lazounet:

Fa maninona no hoe "mi-pardonne"? ??? . Satria ve hoe nianjera avy eny ambony sehatra izy dia ho-pardonnévana??? Ao ilay problème. Tsy nanao ratsy niantsy ady izy na nitarika bagara fa RESIN-TORY. Izay no naha lavo azy. A partirn'izay dia tokony ho hadihadiana hoe inona no nahatonga azy ho resin-tory: Toaka ve??? Harerahana ve???? Fanaovana tsinontsinona ny Fan ve???
Fa tsy avy dia tifirina fotsiny izao tsy misy fanadihadiana.
:-$
Koa raha tsy any @ centre d'exam na tribonaly koa "fanadihadiana no 'ndeha atao Oh Ralazou a, 'ndeha hijeren'ny olona an-tsehatra ianao, n'inn no hiseho eo dia ny "image-nao hivela amin'ny mpijery izay, je suis pas là hamisavisa ke sè ki se passé il y avait klk moment pour cet artiste an, sa science fiction sa inn ho mpaminany izay nanjo azy no asetry ahy indray, simplemeny hi-admirer raha mety ataony ary lojique koa antithèse tahaka ny zavatra normaly rehetra.

28. lazounet ( 28/08/2008 22:51)

Eny àry é! anao ny fahamarinana. Aminao izany dia tsara sy mendrika ho azy izay .
29. rakaroka ( 28/08/2008 23:01)

Aza mora sendaotra ianao satria maroa mi-forum angamba dia am-pikatsahana ny fahamarinana avokoa isika rahateo misy resaka nampisafoaka anao tiako hanaovanao réflexion etsy ambony

:-$
30. rakaroka ( 28/08/2008 23:21)
lazounet:

Niresaka an'i Tôty ianao teo. Mba andefaso rohy hoe aho nilaza tao aorianan'ny nahafaty azy hoe : Toaka no nahafaty azy???? nefa toa hoe "tokony ho lazaina ny marina????"...Zavatsoa sy ny alahelon'ny sois-disant mpanao gazety daholo no hitako sy reko fa NA in-1 mandeha aza tsy nisy nanambara hoe MPISOTRO TOAKA Ratompokolahy.
:roll: :wink:

Ianao tia manadihady:

Mazava ho'azy fa rehefa maty ny olona, ny soa no firesaka, 'za rahateo tsy niteny etsy ambony hoe mpisotro toaka araka ny nosoratanao eto fa na midoroka koa hoy aho. Ianao moa mangataka ny hilazana ny marina; Rakaroka rahateo tia milaza ny zava-nisy marina dia lazaiko , d'abord reko aloha hoe nidoroka zava-mahadomelina izy, tsy ren'ny sofina ihany fa ny orona koa noho ny fifaneraserana amina "arstiste". Donk inutile amiko ny 'ndeha hitady porofo, fa raha mitady ianao ankoatrako tongava aty!....
Faharoa, t@ fotoana nahavoazany iny, nahararian-dreniko koa, nifandimby nanao Relais tany ny namako sy ny iraitam-po mahalala tsara ny "etats des choses" hoy ny teny baiko. Nisy resaka nandeha izay hoe "tsy tokony ho faty izy..."toa voalaza aza hoe ny dokotera indray no tsy alehany?.... Dia tokony hanao miracle ve ny dokotera ? raha ohatra efa novizanina foana ny vatana mbola ilaina toranina koa ? 'dia 'ndana ianao mitety ny hopitaly eran'izao tontolo fa mince foana ny "chance" ivoahan'ny opération n'ny olona iray tsy nifoka sy tsy nidoroka noho ireo hafa tsy nanao izany à certain stade d'évolution d'une maladie. Koa na ny esperanse de vie aza mihena!
Dia fahandalitra izany ny resako aminao?....Ka 'zay no tsy tokony hoe hoentin'ny fo fotsiny satria mila fandinihina "LALINA" ny zava-nisy marina, araka ny FIRESAKAO

Aleo hidaboka ny resaka fa tahaka ny hivadika ady izy izany.

31. rakaroka ( 28/08/2008 23:25)
"Mince ny chance ivoahan'ny opération'ny olona mifoka nidoroka mitaha @ tsy nanao izany"..., azafady fa misy diso
32. rakaroka ( 28/08/2008 23:29)
Ny tiako ho marihina, tsy resaka fanenjehana ol loatra là où je veux en venir fa fisotonana lesona tsotra fotsiny amin'ny vécu marobe!
33. rakaroka ( 29/08/2008 00:01)
[quote=lazounet]
Koa raha tsy any @ centre d'exam na tribonaly koa "fanadihadiana no 'ndeha atao Oh Ralazou a, 'ndeha hijeren'ny olona an-tsehatra ianao, n'inn no hiseho eo dia ny "image-nao hivela amin'ny mpijery izay, je suis pas là hamisavisa ke sè ki se passé il y avait klk moment pour cet artiste an, sa science fiction sa inn ho mpaminany izay nanjo azy no asetry ahy indray, simplemeny hi-admirer raha mety ataony ary lojique koa antithèse tahaka ny zavatra normaly rehetra.

Eny àry é! anao ny fahamarinana. Aminao izany dia tsara sy mendrika ho azy izay .
:-D :-D :-D
Ny fijery Lazou tsy terena ao Dago ihany, satria olona mpiampita aty koa 'zareo, donk mbô apetraka @ hitsiny sy ny hatrany ka hatraty ny resaka.
Ny sehatra misy ahy aty tsy mi-pardonne izany, ary nahatsiaro ary aho fa nisy "guitariste"Pierre Sanchez" izay koa tonga tany Dago niseho hoe pro fa dia nakorain'ny tany koa, parceque "Etre Pro" izany anie ny faille-nao no tsongolohina raha ahitana" . Ary ry Mahaleo tao olympia nahazo ny mention hoe "Amateur" fa tsy "Pro".
Hoy ny fanontanianao eto. Aminao tsara sy mendrika azy izay?...Efa tokony talohan'ny niakarana tao Olympia aza no tokony ho notenenina maaaafy...satria ilay zavatra natao tao hivela donk rariny raha zavatra "soigné" no tokony mbo raketina ( da star ac kely ary aza moa tsa mahazo manao fausse note ).
Rahateo tsapako hoe tsy tokony i Dadah no hikorosy fahana toa izany , ka tsy ny"brillant amin-drizareo indrindra moa ve izy iny dia hitsonongana eny ambony scène" na atao hoe narary na naninn na naninn=> TSY MANAIKY IZANY ny saina !
Teneno izy hoe "Vaux mieux s'abstenir la prochaine fois rehefa tsy en forme!"
34. bazylou ( 29/08/2008 00:39)
Ianareo ve tsy mahatsikaritra fa ny olon generatio 60-70 ireny dia olona mpidoroka toaka daholo ??
:-D :-D
35. rakaroka ( 29/08/2008 01:08)
bazylou:

Ianareo ve tsy mahatsikaritra fa ny olon generatio 60-70 ireny dia olona mpidoroka toaka daholo ??
:-D :-D

Dia asa loatra re ry Bazylou, satria mantsy 'za io somary tafasintaka aty lavitra fa tena "LEO BBBEEEEE" kosa 'za @ le "TSY FAHATSAPAN-TENAN'IREO MPISOTRO E!".
Impiry impiry aho nitarainan'ny namana maro tany hoe mba "andefaso vola" hitsaboana an'i Y vokatry ny fisotroana. Anefa mbola misy exam maro lalovana ary handoavana volaBBbe tsy takatry rizareo akory, sy traitement ny fitsaboana. Nandefa ihany aho t@ voalohany fa tsapako adalana ny ahy, raha maty @ nataony izy toa tsy maninn fa ny vady @ janany 'ngamba no fitsimbina kokoa
36. ni81 ( 29/08/2008 05:19)
Ianareo ve tsy mahatsikaritra fa ny olon generatio 60-70 ireny dia olona mpidoroka toaka daholo ??
8O Ao koa aza ny zava mahadomelina hafa fa sarontsaronana foana rehefa misy ny tena fahavoazana.
Ho tsarain'ny tantara eo daholo!
37. ravatorano ( 29/08/2008 05:30)
bazylou< "daholo" ahona kle
:-D :-D :-D zay enao izay aza atao safo bemantsina kle
sady izao samihafa ny mpidoroka sy ny mpisotro ary ny misotro
tsy hanazava izany eto aako fa aleo iny any
fa misy marina tokoa ity fandraisana alikaola an dry zalahy mpihira matanjaka ity tsy i ra Dadah irery fa maro ary efa betsaka koa anie no dizina teny ambony scene fa tsy vao lery rery e! fa izao mantsy vao tena tazana hoe niharihary lery satria nizera teo ambony lampihazo.eo koa aza hoe resi tory ve lery fa tsy nahataty sa tena dizina marina ka dia ra erick rery sisa no nanohy ny "duo" lasa "mono"
za aloha tsy tany e ary tsy nanatri maso ka tsy sahy hitompo teny fatratra eto fa tatitry ny mpanao gazety no hitako.

Ity mba misy fanamarihana kely tsy mba henonareo v fa isaky ny misy fisehoana na fanadihadiana andraisan 'ireny mpanakanto ireny dia miteny foana zareo fa tsy "mandray "mihitsy na "mandraindray" izany.
Rehefa raikitra ny "interview" d manontany ilay mpiasan'ny radio na Tv hoe enao v na nareo v tsy midizina na mifoka na misotro na izao na izao avy dia mamaly ry zalahy mpanakanto hoe tonga ho azy eo io sady tsy manao an'izany mihitsy aho na izahay...! nefa dia iraha mahita fa mamely "avokoa"(ny sasatsasany ary é sao safobematsina tokoa indray... sa hoana ra bazy) ry zalahy ireo ka ao ny mianika ao ny milomano sy ny sisa e !
Tsaroakao ilay blagy nataon dra fran6 hoe reefa i anona no hiaatra scene dia feno an izao ao ambany ao (ga whisky) rehefa ry anona dia feno potika ahitra..; rehefa ry anona dia izao ...
dia ny tena no menatra
fa izao ra Laza defa hita iny aloha ary niharihary ny nahavoa an dra Dadah fa defa izay e ! samia maka izay tokony handrify azy fotsiny !
Aho tsa miaro azy na momba ny mpanameloka azy fa mba hitandremako ny momba ahy tsy hanaonaovako foana ireny zava nitranga ireny !
38. fijo ( 29/08/2008 20:50)
izay,za koa tsy hoe miaro azy,ary za tsy hanenjika azy satria misotro koa aho na tsy tia mamo aza.

fa abaho aloha ry bazy ny mamolava sy ny misotro fa tena zavatra roa samy hafa ireo.

fa ny tsara tamin'ny fisian'iny zavatra iny dia ny hoavy.mino aho,fa mba hitandrina amin'ny hoavy ry zalahy ireo,fa mahamenatra sy mahakamo indraindray.i fafah no tena matetika mamo sy mivembena io rehefa hiakatra sehatra.ary raha misy mba sendra teny andohalo tamin'ny 1980 tany hoany,ka nanatrika ilay fampisehoana niarahan'ny tarik amahaleo sy lol dia nahita koa ,fa i fafah tamin'ireny dia tsy nahavita niakatra sehatra intsony,satria tena mamo nivalapatra.ka amiko kosa,na dia tia sy mankafy andry zalahy aza aho,dia tsy ekeko ny toa ireny satria izay le lazaiko hoe "mba mila fanajanany mpijery"rah ahijery mahaleo aho,mila mahita mpitendry gitara sy mpihira,fa tsy hoe mamo ny mpihira ka tsy hafaka e.
39. colar ( 06/09/2008 14:53)
milay fona dadah na dozy na tsy dozy e,izy dozy mintsy aza no milay fa mba tena akaiky ny mpankafy izy zany,fa ra midongy tsy mety mihira eo ntsony izy d alahelo daholo tsika,avelao izy hirevy e,reraka izy fa tsy mamo,na vizana fotsiny,zay no tokony hanndraisana an lay izy
40. titihh ( 06/10/2008 20:32)
Tchin ! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5469