azo sitranina ve ny mst na ist

1. xxx ( 23/08/2008 19:50)
azo sitranina tsy mivrenina tsony ve kay ny mst na ny ist raha tsy mahadiso
novalian'i xxx ny 29/08/2008 08:45
2. Herimiafina ( 23/08/2008 20:29)
Ie, azo sitranina tsy miverina intsony (ankoatry ny VIH)., raha tsy hoe tsy mitandrina indray. :^)
3. xxx ( 29/08/2008 08:45)
manatona dokotera e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0945