Fitaka sa inona??
22. rijadolly
(
25/08/2008 20:52)
Nareo kambana mirahalahy anie no manome couleur ny Mpiserasera ato amin\'ny Fivavahana sy Finoana ato e!Ka rehefa tsy voatarikareo na tsy mifanaraka ny hevitrareo dia secte amin\'nareo .tsy zay?
tsy zranareo ary ve tsy dia mino lohatra oh nay zao ny secte dia mba mahazo teorana ambonimbony nareo tsy secte e!Nefa tandremo fa misy ny Farany ny Farany ihany no Mitsara.Tandremo hoy aho sao dia ilay secte aratsianareo no nanao asa be lavitra noho nareo mitonitena sy manadratena ho tsy secte.
Ambava homana am-po .....Aleo samy mitsako isika rehetra,tandremo sao efa hita fa taolana dia mbola hoanina ihany noho ny fanamarinan-tena nefa ny Fiangonan\'tena tsy mihevitra izany akory.
Ny Fiangonako hatramin\'izao dia tsy mbola misy mahalala ra ato amin\'serasera.Ny antony http://www.dailymotion.com/relevance/search/asabotsy%2Bsa%2Balahady/video/x57756_asabotsy-sa-alahady-groupe-daniel_music

23. ikaretsaka
(
25/08/2008 21:17)
de anninona no tsy nolazaina hatr@ izay le izy ry RD?
zahako zao katolika de vo nanomboka de nolazaiko hoe katolika ahako...

25. ikaretsaka
(
25/08/2008 22:10)
mampihomehy koa RD raha misy manontany kara-panondro an'i RD ve hovaliana hoe nga ny kara-panondro mahavonjy? ataovy serieux!!
ka inona anefa no mahamenatra milaza le izy? tsy resaka famonjena ity fa resaka identite..
ny samaritanina aza tsy menatra! tsy hay ny samaritanina na voavonjy na tsia fa au moins izy tsary menatra!

26. fijo
(
26/08/2008 21:20)
Ka raha hivavaka daholo fa tsy misy hanao n'inon'iona dia inona no hitranga??"
eo mihintsy no tena fanontaniana letsy???

28. Mandefitra
(
27/08/2008 09:53)
Ny olona tena mivavaka sady miasa mihitsy ka. Mivavaka alohan ny hanaovana asa, mivavaka eo am-panatanterahana ny asa, ary misaotra an'Andriamanitra rehefa vita ny asa.
"Ny olona tsara no manao asa tsara"
"Izay mino Ahy (hoy Jesosy), nyasa ataoko no hataony koa "
...

29. fijo
(
28/08/2008 20:31)
sao mifangaro ny vavaka sy ny asa ka jesoa no voasoratra rehefa manao rapaoro ny asa vita tany an tsaha.