ty fiainana ty

1. tokynat ( 20/08/2008 11:59)
mba lasa oa ny eritreritro e!tô maniry ôtran'ny anana ny organisme sy fikambanana miady @ fahantrana, manao zao retraretra zao nefa tsy misy fiovana mitsy ny fiainanantsika.Tô mihamahantra fôna sa ve nisy nanota fady ty tanintsika ty e? :cry: :cry: :cry: :cry:
2. Zozoro ( 20/08/2008 13:38)
Organisme ! j'en veux pas ! C'est du vol. Je préfère faire moi-même de mon côté, bien sûr que ce n'est pas beaucoup mais je sais où va le peu que je peux offrir .
3. fahamarinana ( 20/08/2008 19:52)
tokynat:
maniry ôtran'ny anana ny organisme sy fikambanana miady @ fahantrana, manao zao retraretra zao nefa tsy misy fiovana mitsy ny fiainanantsika

:arrow: eritreritra mandalo ihany koa ny ahy e,sao dia isika mihintsy koa no tokony hiova fa tsy hanantena ny organismes sns...tsara ireny nefa ny fahantrana sy ny tsy mety rehetra tsy ary ho voavahany daholo....
zozoro :ny hoe vol tsy fantatro indray satria sarotra ny hitsara nefa sady tsy miasa ao no tsy maharaka izay fitantanany vola ao koa.Ny tiako ambara fontsiny dia hoe : tsara anie ny mahavita na dia kely aza fa raha toy izay daholo no ataon'ny rehetra dia rehefa atambatra dia mahavita be sy goavana ...(l)
4. Herimiafina ( 21/08/2008 23:16)
Ny asan'ny organisme anie tsy hanome vola ny mahantra mihintsy e. Hampianatra hampiasa kapaoty, hampianatra hamboly, hampianatra fanabeazana aizana...sns...
izay no tena tanjony, ka raha hoe tsy misy vokany dia jereo isaky ny organisme indray ny zavatra ataony tsirairay, dia ho hitanao fa lasa betsaka ny mampiasa kapaoty, sns.... :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2457