MAHAJANGA 2008
21. ssendra
(
26/08/2008 15:47)
ary misy isan-taona angaha ity vacance majanga ity???fa mety hande ny tenanay amin'ny manaraka????
24. bedomelinabe
(
27/08/2008 06:14)
fanindroany izao ity vacance mahajanga ity satria efa nisy tamin'ny heritaona ary ny talohan'izay dia tany antsirabe !
ary mba aiza ny sary sa moa ry paparazzi mbola any amizao

25. fijo
(
27/08/2008 20:48)
miandry kely ianareo fa tsy moramora ny manao zavatra e,izahay izao vao avy any mihintsy mbola godraka be. :-P
27. ravatorano
(
28/08/2008 06:29)
raha ny reko dia amin'ny herinandro ambony iny vao hisy sary ho tonga eto koa samia mahandry e fa izay .... tia ....mahandry .. ouz ilay pub zay
:-P :-P :-P
:-P :-P :-P
29. fijo
(
28/08/2008 19:55)
izay mantsy ravato,mbola godraka aby isika izao ko.
jobamilay an,sady mihira ny raha mba mananelatra ndry eo no mandefa saina de ao tsara

30. mimich
(
29/08/2008 14:04)
nahafinaritra ny dia
araka ny efa volaza tetsy ambony dia tsy mahay mitantara loatra fa hofintinina izay hita sy fantatra.
Fiaingana: zoma tamin'ny 6 ora hariva shoprite ambodivona , ary tonga tany mahajanga tamin'ny 8ora sy sasany maraina.
Fodiana: alakamisy tamin'ny 6ora maraina , ary tonga teto tanà tamin'ny 7ora sy sasany alina.
Fandraisana anjara: 100 000Ar isan'olona farafahakeliny , misy ireo nandoa mihoatra araka izay fahafahan'ny tsirairay, satria iaraha-mahalala fa nisondrotra ny saran-dalana.
Fandaharam-potoana: maro dia maro fa tsy ho voatanisa, fa ny singanina tao anatin'izany dia ny famangina an'i maman'i Kamba 3 mianaka sy ny fanomezana azy ireo fanampiana avy amin'ny NSD (izay nalaina tamin'ny volan'ny fikambanana).
Eto am-pamaranana dia isaorana manokana ireo namana niara-dia tany ka nanampy be dia be teo amin'ny lafiny ara-bola, nahafahana nanatontosa an-tsakany sy an-davany iny fiaraha-mialala-sasatra iny.
"bisous la langue" hono we , fa "ça boule" lol!!!!!
Isaorana manokana ny mascotte , nahafahana nanao ny "tournage flash" sy ny ekipany. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

31. blanche07
(
29/08/2008 14:45)
slt la troupe
Faly miarahaba anareo dray izay e! Tapitra ndray iny ny vacances majunga 2008.
Dia tena nafinaritra iny na dia vitsy aza ny olona afaka sy zay tena naharitra atr@ farany nohony hatony samiafa.
Isaorana daholo intsika rehetra hafaka nanatotosa iny vacances iny.
Tsy dia talentanay loatra ny manao gazety fa efa misy mahay any zany ao.
Inona fa ho tonga eto ny sary sy ny hatsipiriany dihanay tany.
TENA NILAY zay no hazo hamitinana azy.

32. Mimifali
(
29/08/2008 16:47)
Dé tena NAHAFINARITRA BE zay nanao aoana ry zareo iny vacances Majunga teo iny fa mbola ho tantaraina tsikelikely eto ian ny fandehany rehetra f'aza mitaintaina ianareo. Ny azo ambara alou dé tena nanenina izay afaka nandé nefa ts tonga fa ireo voatery nody alou aza efa ts fidiny. Fa mba efa nahazo tsirony lou d'efa tsara. Ny sary mou tena bé dé bé fa mbola vao ho jerena ra hain tenanay ampidirina na akory. Andrana fotsn lou ty an :-D :-D :-D :-D :-D
34. sipagasy
(
29/08/2008 21:12)
ho afaka mankaiza moa fa dia miandry am-paharetana hoy ikalamako izany e!!!!!!!
sary e!!!!!
:-* :-D :-*
sary e!!!!!
:-* :-D :-*
36. Mimifali
(
30/08/2008 04:30)
:lol: :roll: :roll: :roll: Azafady lou fa mbola vao mianatra e! aza omena tsiny an! :-D :-D :-D :-D
37. Mimifali
(
30/08/2008 04:32)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/86053-img_1672.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_3_86053-img_1672.jpg[/IMG][/URL]
Resin-tory tao anaty fiara..... :-D :-D :-D :-D

38. Mimifali
(
30/08/2008 04:38)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/86056-img_1673.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_86056-img_1673.jpg[/IMG][/URL]
Tsy nihidy hatr@ vava!!!!!!!!!! =)) =)) =)) =)) =))

39. Mimifali
(
30/08/2008 04:47)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/86058-img_1674.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_86058-img_1674.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://yoopix.org/photo/1/86059-img_1675.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_86059-img_1675.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://yoopix.org/photo/1/86060-img_1676.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_86060-img_1676.jpg[/IMG][/URL]

40. Mimifali
(
30/08/2008 04:58)
[URL=http://yoopix.org/photo/1/86061-img_1679.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_86061-img_1679.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://yoopix.org/photo/1/86062-img_1680.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_86062-img_1680.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://yoopix.org/photo/1/86063-img_1681.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_86063-img_1681.jpg[/IMG][/URL]
dia mbola hitohy eo fona moa zany ny sary fa io no tratra androany maraina fa mbola vizana ny lalana