Efa zatra mihaino sy manao kidaona angamba ity ranamana tratra saika hiondrana antsokosoko ho any Paris t@ asabotsy alina raha avy nandeha taxi be avy teny Ambohipo.Soa fa hitan ny gendarme fa dia mety maty tao anaty soute toy ilay indray mandeha.Efa sarotra je ny fiainana sa inona loatra
:arrow: lasa lavitra koa ny sain'ilay ranamana sa efa namoy fo dia natao dia zay lalany lalany ....mba misy avotra ve ny manao toy ireny sa maty daholo zay ao amin'ny soute ao,rehefa mijery film manko toa velona hatrany ry zalahy.Film moa film ihany... :) (l)