Fihaonana namana serasera ao Roma - andro 3

1. ikalamako ( 17/08/2008 00:54)
Ny antoandro nihinana ny mofomamy nokasaina hohanina omaly nandritra ny fety saingy nahemotra hohanina androany indray.
Tany an-dranomasina ny tolakandro, saika hanao barbecue fa tsy afaka indray dia nentina nody ny cue fa ny barbe navela tany :-D :-D :-D :-D
http://www.slide.com/r/WvfLizwv1z9o82n7kCKAiw2MYifmQBpv?view=original indray ny sary.
novalian'i fijo ny 22/08/2008 20:37
2. Angie ( 17/08/2008 06:00)
zah mbola te hatory zany nefa mou ny sasany efa handeha sahady dia mba hanao veloma ampifaliana njay aloha, dia mbola mitohy ny tantara.

Anjoany maraina quartier libre ny kaly atoandro hilay be hono mdrrr maha boutax tsara ny aprem karaoke njay e dia mazava ho azy gelato sy b.....

dia ho hita eo ny ambience fa zah alou mbola hiverina dodo kely fa a+

Misy sary tokony tapenana ao an mdrrrr :-D zany hoe aleo ao ihany aloha

mi kiss an'izay kissable njay aloha

(ikalamako> vao mifoha dia avia aloha fa misy kozy maika fa ny tel tsy mandeha.)
3. sipagasy ( 17/08/2008 08:47)
hhmmm aoka kosa e!!! tsy ankisy sivana izany io @ sary kannnn
4. SHOAN ( 17/08/2008 08:53)
téna manja é !
dommage àkia Mbola misy sessions any amy hoptaly dia tena tsy akfaka tonga mihintsy é !
efa nolazainy hery hoe hovaina ny dates-ny hoptaly fa tena tsy mety é !
amy 18 sy 19 aout ny dernières séances fa tena tsy azo novaina mihintsy
ka dia tonga iany zany zay fa efa après any féty dia tsy mahazo "mofomamy" tsony grfrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr
bizourk é
ikalamako:

Ny antoandro nihinana ny mofomamy nokasaina hohanina omaly nandritra ny fety saingy nahemotra hohanina androany indray.
Tany an-dranomasina ny tolakandro, saika hanao barbecue fa tsy afaka indray dia nentina nody ny cue fa ny barbe navela tany :-D :-D :-D :-D
http://www.slide.com/r/WvfLizwv1z9o82n7kCKAiw2MYifmQBpv?view=original indray ny sary.




5. Angie ( 17/08/2008 12:35)
Izao rehetra zao no tanteraka dia noho ny fisian'ny serasera sy ny tontolon 'ny internet ka raha mahay mampiasa azy sy mandanjalanja azy dia afaka miaina toy ny reel fa tsy votery hiafina ao ambadikin'ny virtuel.

Milay be foana ny tohiny ato e ho avy eo ihany ny tantitra avy @ ikalamako zay tena mpiandraikitra izany.

:-D
6. cutie ( 17/08/2008 14:18)
hitako ndry rakaroka mihinana de tsy mizara akory :-D
7. lanto ( 17/08/2008 16:34)
Ny tenanay moa efa tafaverina aty an-toera-nialana soa ama-tsara. Misaotra betsaka ireo mpikarakara sy ireo mpihaona fa de shoua ny fiarahana. Enga anie mbola ho tsara kokoa hatrany ho an'izay mbola tavela any.
Tsiky :-)
8. mangidy ( 17/08/2008 16:52)
Angie:

Izao rehetra zao no tanteraka dia noho ny fisian'ny serasera sy ny tontolon 'ny internet ka raha mahay mampiasa azy sy mandanjalanja azy dia afaka miaina toy ny reel fa tsy votery hiafina ao ambadikin'ny virtuel.

Milay be foana ny tohiny ato e ho avy eo ihany ny tantitra avy @ ikalamako zay tena mpiandraikitra izany.

:-D


Hummm nankaiza aza i meulon zay e?
:-P :-P , mahafinaritra e! Masoandro mibalika........;
9. dadabe ( 17/08/2008 17:31)
milay be le sarinareo ramkizy a saingy misy indro kely

1- fa angaha misy ranomasina ao Roma ???
2- ary aiza i sipa gasy toa tsy hitako tao kle ?
:-*
10. sipagasy ( 17/08/2008 18:43)
hhmmm dadabe, fa sipa avy taiza daholo ireo manja tao ireo no tsy nahita sipa gasy tao ianao hhihi fa i "sipagasy" kosa tsy tafa t@ ity indray mitoraka ity fa be adidy e!!!!!
11. hery ( 17/08/2008 20:50)
dadabe>
1. misy ranomasina eto Roma cf. google maps :-)
2. sipa gasy daholo ireo :-p
12. infinity ( 17/08/2008 21:46)
Arahabaina indray izany fa dia nahatontosa fety soa aman-tsara e! @manaraka koa! :(
13. ikalamako ( 17/08/2008 22:52)
infinity : nametrapetraka
lanto : kiss be kiss be kiss beuhh - eo ampiketrehana ny sary aho fa efa miandry hono njy ?
sipagasy : eka ouz, sipa gasy daholo ireo :lol:
14. ikalamako ( 17/08/2008 22:57)
angie : aiza kosa dia efa manaraina alina eto mampiditra sary ara-potoana kosa ve ikalamako dia mbola hanao tatitra koa !!! :( Anjaran'i sefo indray izany kle.
Zah aza mbola maika hamboatra ilay hiran'ny fitiavako meulon fa sao sasa-miandry eo ny tompony :-D :-D :-D
15. hery ( 18/08/2008 11:39)
Inona intsony indray ny tatitra ankoatr'ireo sary be da be ireo?
:-)

Nahafinaritra tanteraka ny fihaonana fa dia misaotra antsika rehetra na ireo tompon-kevitra na ireo mpikarakara na ireo tonga na ireo nivantanana na ireo mpanolo-tsaina avy lavitra.
16. ANARIM ( 18/08/2008 12:35)
tsy ampy ngamba ny memoire-ko fa tsa mety afaka mahita aho na singantsary 1 aza... indrisy!!!
17. mangidy ( 18/08/2008 14:32)
ikalamako:

Zah aza mbola maika hamboatra ilay hiran'ny fitiavako meulon fa sao sasa-miandry eo ny tompony :-D :-D :-D

hummm angaha nisy fitiavana meulon angaha akia tao hono ry ikalamako hummm
zahay koa efa mba te ijery ilay hummm beuh e!,,

(l) faly sariaka ......, nahafinaritra e! soa tokoa ny fiarahana e! ny ahy anie akia ka tongako aty ilay bex e! tchin tchin akia a! de bisou mamy be nareo rehetra
18. ikalamako ( 18/08/2008 14:51)
mangidy : fa toa bex iray fotsiny no tonga-njy any k'ty !!! Ny iray toa hitako tao an-dakozianay 8O fa tsy tadidiko akory ny nitondrako azy nody :-D :-D :-D , dia hozy rams hoe iray fts kay hono no noraisi-njy ??? boh, tsy connectée intsony angamba aho fa tena tsy haiko izay nahatonga ilay faharoa nanaraka ahy fa tsy tanaty sac-njy. Sa kosa tsy ilay nentintsika teny @ gelateria iny fa hafa indray ? Dia nalaiko taiza izany ??? :?: :{ :{ :{
19. Angie ( 18/08/2008 15:40)
tena efa hita hoe dizna doly tsika zany t@ iny alina iny kle be be ihany hoz lay tsy mahay manisa ny tavohangy tao (mdr tanjemo njay misy mi parlote eo)

hitako lay tavohangy 1 lasan'i mangidy sady zay lay bex mangidy ve iny? fa tsy arako we firy tavohangy.

:-P

20. infinity ( 18/08/2008 16:00)
ikalamako:

infinity : nametrapetraka



==> :-P tsy nametrapetraka kosa za e, efa ela be izaho no nilaza fa tsy afaka nohon'ny antony maro isan-karazany! ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3134