Ny madinika ve mampiasa teny Frantsay sa loza ho an'iza ?
21. karavasy
(
18/08/2008 22:51)
Ianareo no tena mpahana tia hitsikera mivilana. Efa nisy ve filazana eran'izao tontolo izao fa atao ny fanagasiana ary fohanana tsy asiana fianarana teny vahiny intsony ? ny valiny dia tsy nisy izany fa miteniteny foana.
Iza no atoronao hoe tsy ampy ny teny Malagasy. Mbola mahay teny Malagasy be noho ianao izahay ary tena mahalala fa sady tsy ampy no noterena hifanaraka amin'ny rafitra tsy mifanaraka aminy ny teny Malagasy. Ny resaka foto-teny sy ny sisa amin'ny fitsipi-pitenenana be no tsy manaraka ny tokony ho izy fa terena fotsiny.
Ny tena marina dia lazaina fa teny merina io teny Malagasy ofisialy io ka tsy tsara ny mandray azy. Diso anefa izany resaka izany.
Ohatra: na ny dikan'ny hoe SALAMA izay hifampiarabana aza dia navadika ka lasa hoe salama mifanohitra amin'ny marary. Diso tanteraka. Miteny ny antitra hoe maafadia dia tsisy mahalala ny fototeny fa lazaina hoe azafady fotsiny no dikany.
Ny madinika tsy mampiasa teny frantsay koa inona no loza ho azy ?

22. nikah
(
19/08/2008 10:36)
Ary toa mimenimenina i Karavasy vao miditra i Kidoro :-D :-D :-D
Voalazako ary averiko in-1:IZAHO TSY PRO RADIDI FA VEREZINY LAVITRA HOAH RAVALO RAHA TENY VAHINY.
Na faly ianao na tsy faly tsy misy afaka hilaza fa diso io .Zava-misy no lazaiko ka aza taitaitra,fa asaivo manao cours any @ alliance francaise sy any @ CCA izy fa mahamenatra.
Mazava koa angamba io tenin'IZY io.

23. nikah
(
19/08/2008 11:00)
Dia mba fantaro koa hoe teny avy aiza ty SALAMA lazaina fa fifampiarahabana ity.Avy @ teny ARABO io tompoko ,no nampiasainn'ny Malagasy. "SALAM le kom",Ka mba ampianaro anay koa ary ny fototenin'io" salama " io raha mahita ianao ee!
Asaivo manao pratika kely any @ fianarana izy fa tsy pratika @ fangoronana ny haren'ny hafa akory.
Dia ho sahy hilaza koa ve ianao fa tsy manao demagogie ty ravalo arovanao ty.BDB ny teorikany ka!Blabla fotsiny de mivanaka i karavasy.

24. naughtyboy
(
19/08/2008 13:22)
aza be fandahatra aman'olona eto fa maivana be ny rafikevitrao ry zanety a,
refa manana ny marina ny hafa de ekena fa tsy idoifana lava zay no olanao refa diso enao de miakatra lasa avo vava sy mivoana mitsikera fa tsy mandinika akaiky reo hevitra vaovao de mifototra aminao daoly ny lazainao ra tsy ilaza oh.2 fotsiny,
ozy zanety
-Ianareo no tena mpahana tia hitsikera mivilana. Efa nisy ve filazana eran'izao tontolo izao fa atao ny fanagasiana ary fohanana tsy asiana fianarana teny vahiny intsony ?
enao zao no vao nilaza an'io fa tsisy nilaza an'io teto,enao zany no mitsikera vilana
-Iza no atoronao hoe tsy ampy ny teny Malagasy. Mbola mahay teny Malagasy be noho ianao izahay ary tena mahalala fa sady tsy ampy no noterena hifanaraka amin'ny rafitra tsy mifanaraka aminy ny teny Malagasy.
enao no atoro fa tsy ampy ny teny malagasy zay no mahatonga reo fampianarana ambony sy ny administration mampiasa teny vahiny satria mbola marofo ka mila fotoana ivoarany..
ra milaza enao fa mahay noho izahay de mba azavao kely anay @ teny gasy ary inona marina ny atao oe lalomena zay anisany hareny malagasy sy ny tontolo iainana...
fianarana ny fiainana ka aza dedaka milaza ho mahay ra ny tongotrao aza tsy ampidirano ao antsekoly... :-D :-D

26. kidoropamba
(
20/08/2008 15:26)
Teny gasy aloha dia tena tsara e. io no mahatonga ny filoha hajaina milaza hoe: salY! hello! bye!
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika maligasizasion
God save Ravalomanana ^:^
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika maligasizasion
God save Ravalomanana ^:^
27. naughtyboy
(
20/08/2008 16:32)
tsisy tsianjery hafahafa v anjoany ry zaneti fa io foana no miverimberina :-D :-D
mba ovaovaina ny style ho raitra :-D :-D :-D :-D

28. karavasy
(
12/09/2008 15:12)
Na sali io na salĂ´ tsy olana fa nampiasa ny latabatra, forisety, lapela, seza, baraka sns hatrany ny Malagasy ka inona no kabarinao? Mbola ao koa io kabary io. Fa ny adalana no hamadika tenigasy ny zavatra tsisy sy tsy nananana. Ny Lion ohatra, misy nantsoina Singa ary nahatonga ny Singapora nefa tsisy ao Madagasikakara dia atao hoe Liona fa tsy hizahavana anarany akory nefa kosa ny voalavo sy totozy misy koa inona no ampiasana teny vahiny?
Mandeha io ary tsy miforitra amin'izany ny madinika fa ny miseho favy no be resaka. Teny Malagasy tsy loza ho an'ny Malagasy.