Fihaonana namana serasera ao Roma - Andro voalohany.
21. rakaroka (
19/08/2008 06:31)
ravatorano:
sary zany sisa jerena ho anay tsy tafa e !
mafnaritra e
d isaorana ny naman serasera point org nampifandray antsika menakaby
Ndriiiiy, Manahoana i zoky e
:-* :-* Mahafinaritra hoe afaka mifampahatsiaro ny kontinanta samihafa aza.
Fa toy ny ladim-boatavo ny fiainana e...hainareo ny tohiny. Sady inoana indrindra
fa raha hay toa izao ny mifandray dia hihasoa ny fiainantsika fa 'zahay aty koa
hihevitse anareo ho misimisy kokoa aza. :-* :-* :-*