lalao
1. ralek
(
14/08/2008 18:58)
kilalao mahafinaritra io, mampiditra anarana eo ampita (TAPE ICI) dia raikitra. Tsy mandany fotoana fa minitra vitsy monja. tsy aiko na fantarareo io. betsaka ianareo dia voa may tsara.
http://khub.labrute.fr/
http://khub.labrute.fr/
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:15
2. Bita
(
16/08/2008 14:04)
Sao aho tavela ao tontolon'ny andro eo ka loza aleo tsy manandrana aloha..
