Mitady torohevitra mikasika ny volondoha mihitsana.

1. tsidina ( 10/08/2008 20:56)
Efa ho 3volana lasa zay mihitsana foana volondohako, tsy hogoana fa de miraraka tsotra zao. Inona re no antony? resaka sakafo sa misy aretina? tena miasa mihitsy ny lohako mandinika azy io, sady tena malahelo be zaho. Zah anefa tsy mampiasa ireny produit isankarazany ireny, fa cream tsotra no fampiasako, juste hoe mampangirana volo fotsiny. Sao mba misy mahafantatra cream tsara mety atao@ volo re, mba ilazao zah e!
Marihiko fa bevoka 8semaines zah zao, de inona no tokony hataoko manoloana io vohoka entiko io?
Marihoko fa tsy any dago zah manoratra zao.
Misaotra mialoha @'zay hanome sosokevitra.
novalian'i Brune ny 11/09/2011 15:12
2. ni81 ( 11/08/2008 06:05)
Efa ho 3volana lasa zay mihitsana foana volondohako, tsy hogoana fa de miraraka tsotra zao. Inona re no antony? resaka sakafo sa misy aretina? tena miasa mihitsy ny lohako mandinika azy io, sady tena malahelo be zaho. Zah anefa tsy mampiasa ireny produit isankarazany ireny, fa cream tsotra no fampiasako, juste hoe mampangirana volo fotsiny. Sao mba misy mahafantatra cream tsara mety atao@ volo re, mba ilazao zah e!
Marihiko fa bevoka 8semaines zah zao, de inona no tokony hataoko manoloana io vohoka entiko io?
Marihoko fa tsy any dago zah manoratra zao.
Misaotra mialoha @'zay hanome sosokevitra.
Mandehana any @ Dr fa mety tsy ampy fer ianao no mahatonga izany. Nanana io olana io koa aho vao tsy ela akory. Andramo koa anefa aloha mandra-piandry izay valiny ho lazainy ny manao bain d'huile @ huile de ricin alohan'ny hanasana ilay volo.
3. SHOAN ( 11/08/2008 08:32)
ny hevitro aloha dia tsara ianao raha mijery dokotera . Izy no afaka hilaza aminao zay tokony hatao satria izy no mahalala ny toe pahasalamanao
samihafa daholo ny anton'ny mapihintsana volo
ny ahy zao ato sola , fa efa fantatra fa ny fanafody fitsaboana amin'ny homamiadana mahazo ahy no mahatonga izany
misy olona hafa ndray koa satria misy tsy mety ao amin'ny organisme'ny
misy koa olona iray tsy nahatanty ny "produits capillaires" napiasainy
na koa tsy nahatanty coloration
na koa tsy nahatanty permanente
na koa tsy nahatanty défrisage
ets
ets
ka jereo miaraka amin'ny dokoteranao ny fandéhany fa tsisy solution ho mety raha tsy fantatra ny source n'ilay izy
mahazotoa
4. diamondra27 ( 11/08/2008 11:49)
mety possible tokoa ve we raha bevohoka dia mihitsambolo
5. tsidina ( 11/08/2008 18:49)
.....dia misaotra betsaka anareo namaly e! de tsy maitsy miantso Dr-ko zany zah rahampitso.
6. nikah ( 12/08/2008 09:47)
Ny tsara dia ny mandeha any @ Dr,satria ianao bevoka tsinona ko!
Manaova prise de sang sao misy vitamine tsy ampy na Fer koa tsy ampy.Izaho efa nihitsambolo taloha ary nanao traitement Eurofer pdt 6 mois ,aryavy eo natoron'olona mpanao volo zay hoe ,hosorana ranona tongolo oignon ny hodidoha 2 na 3 fois par semaine,avela eo 15 a30 mn dia sasana.Fa dia maimbo tongolo aloha e!Fa mila kobanina tsara.Tsy mampiasa champoing fa savony tsotra no anasana azy.nahavatra aho teo @ 3 volana teo fa hitako nety aloha e!Fa @ ianao ilay hoe bevoka no tsy haiko na hety aminao io na ahoana.
7. malala1 ( 13/08/2008 08:09)
ny stress koa mampihintsam-bolo
8. kelly13 ( 13/08/2008 10:05)
vers les 1ers mois ny grossesse matetika mihintsambolo b ka, fa aveo lasa tsara b ny volo, lasa mangirangirana malefaka b mihintsiny! fa anontanio iany ny dr! ny fer, ra bevoka ianao d a partir ny 4è mois vao azonao raisina (zay alou no nolazain'ny gygy ahy), asa anefa ny gygy-nao ra hanome anao fer dieny zao
9. arialy ( 13/08/2008 12:20)
afaka minana gynéfam na de mbola 4 sem de grossesse aza anie e, io anotaniana ny gygy , misy ny complément nutri retra io : fer, cal, magnés ...
misy amidy am net aza.
mahereza am vohoka ee :)
10. niryna ( 14/08/2008 04:34)
diamondra27:

mety possible tokoa ve we raha bevohoka dia mihitsambolo

tena mihitsana tokoa fa miverina rehefa avy teraka.Ary raha tsy ampy calcium koa azat izy tamin'ny fotoana nahabevohoka azy dia mety ho vetitety dia banga ilay vehivavy na hoe mihitsana ny nifiny.

:cry:
11. tsidina ( 15/08/2008 19:22)
[quote=tsidina
tena banga Vitamin tokoa retsy zah, zah io zao nahazo vita complet avy t@ dr , de misaotra ny nanoro hevitra e.
[/quote]


12. bazylou ( 19/08/2008 02:21)
ASIO PATTEX E!!! :-P :-P
13. tsidina ( 19/08/2008 19:58)
bazylou:

ASIO PATTEX E!!! :-P :-P


raha tsy volopory very bazylou no hasiana patex?
14. Brune ( 11/09/2011 15:12)
Bonjour, tena taraiky be mintsy le valiny an fa ra ohatra ka mbola mi posé problème anao io volondoha mihitsana io an, dia ty misy solution iray. Mividiana compliment nutritionelle, Produit 100% bio izy io ary 100% garantie, aucun risque. Ra ohatra ka interessé ianao dia contacteo fontsiny za.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5292