fitia tsy tafita NANTENAINA
1. FHABI
(
04/08/2008 12:15)
MANGATAKA IO HIRA IO AHO HO FAHATSIAROVANA ANI GASIKARA
novalian'i chriss ny 27/08/2008 11:43
3. FHABI
(
16/08/2008 10:52)
Any mantsy izy any
'Zao aty te hitomanyNefa ny elanelantany
Tsy ahasakana ahy hahita azy androany
Raha mba fantatrao mantsy fa tsy ho tafita
Rendrika 'lay sambokelintsika
misy ireo ny tononilay hira ka mangataka ze mahay
'Zao aty te hitomanyNefa ny elanelantany
Tsy ahasakana ahy hahita azy androany
Raha mba fantatrao mantsy fa tsy ho tafita
Rendrika 'lay sambokelintsika
misy ireo ny tononilay hira ka mangataka ze mahay
4. andriamirado
(
20/08/2008 19:34)
zah kou alou mba mirevy iny fa ts mahay lay tononkira e! ka andefaso mou reto zay mahay a!
