karaoke

1. arson ( 01/08/2008 13:04)
salut doly nareo o! za reto mba omeo site misy karaoke Malagasy fa tena tsy mahita mihitsy an! azo téléchargena/ gratuit zany an! efa mitady ihany za fa tena ts poince mihitsy e! zavatra hafa foana no omeny. merci d'avance reto a! na ze mba manana mba alefaso e: toandry tovojhay,nanie, njakatiana,.... ze itanareo e! ok e
novalian'i ni81 ny 02/08/2008 06:33
2. Noue ( 01/08/2008 15:36)
arson:

salut doly nareo o! za reto mba omeo site misy karaoke Malagasy fa tena tsy mahita mihitsy an! azo téléchargena/ gratuit zany an! efa mitady ihany za fa tena ts poince mihitsy e! zavatra hafa foana no omeny. merci d'avance reto a! na ze mba manana mba alefaso e: toandry tovojhay,nanie, njakatiana,.... ze itanareo e! ok e
za aloha mahafantatra site karaole saingy tsy misy Njakatiana , Nanie na Tovojhay.


3. nacl ( 02/08/2008 05:56)
sali sali a!mitady karaoke gasy enao?ao @dailymotion ao ndraindray toa misy iany fa ny azo télécharger-na sy ny tsy azo ndray no tsy haiko.
refa mitady an'le izy enao de tena soratanao mitsy eo @le recherche we"karaoke gasy" de misy choix eo fa tsy fantatro ndray we ahoana ny mitélécharger-azy, sinon toudé angataho any@le olona nampiditra an'le izy tao ra mety e....!!!!
io iany klo no hitako fa tsy haiko we misy hafa ve any
zay fa mahita soa de ataovy mlay ny vazo e :wink:
4. ni81 ( 02/08/2008 06:33)
Ato misy fa tsy nandramako na azo télécharger-na na tsia.
http://www.gasykamanja.com/karaoke/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.057