Voan-dAlana avy any Libia, tanzania sy GabonE

1. kidoropamba ( 31/07/2008 08:11)
Tena miaiky aho fa marani-tsaina be ny filoha hajaina, malagasy, Ravalomanana ka. Miaiky dia miaiky mihitsy aho.

Vaovao Mahafaly hoantsika malagasy, indrindra fa izay milaza azy fa sahirana sy fadiranovana: AZO izao ny kaopian'i DIDY FOLO satria io no voandAlana netin'i filoha hajaina avy any GabonE.
Mahavelombolo no sady mankahery ny toy izao satria raha lasa nitady vola hanantanterahana ny MAP tany ivelany i filoha hajaina dia DIDY FOLO be izao no azony ary nentiny niverina. Io ilay lazain'ny ohabolana hoe: Nitady Toko ka sendra vato. Mendrika dera sy laza izany satria tsy misy mihitsy eto an-tany ka tsara indrindra mihoatry ny didy folo.

Afaka miara mifaly izany isika ary ndao hioby ny filoha hajaina Ravalomanana amin'izao hakingan-tsainy izao fa tena ny fandrosoan'ny madagasikara marina no tena katsahiny.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
novalian'i karavasy ny 04/08/2008 16:49
2. hao ( 31/07/2008 11:44)
efa mihatsara ny argumentation, fan aizany aza mila ezaka bebe ry kidoro a;

maivana loatra le niveau-tsika
3. kidoropamba ( 31/07/2008 13:29)
Marina aloha fa ambany ilay nivAO e. Izay mihitsy no hangatahako ny mba handeha any andafy zany, ka ao maoRisy no mba akaikikaiky.
Raha tsy mivAoka eto dago aloha dia tsy misy nivAO hiakatra izany mihitsy fa lomano anaty ranon'ny fahantrana fotsiny aloha no ady eo.

Saika adinoko: Veloma hoy ny namana BaONGO avy any GabonE sy hoy kadAfY avy any libia satria nifanoroka ry zareo samy pirezidA ho fampandrosoana an'i Madagasikara. Raha mitohy izao dia ho tonga amin'ny G-9 marina i Madagasikara (Bongo (GabonE)/kadAfY (Libia)/MugabE (ZibabOuE)/Ravalomanana (hajaina)/Mwai KibAKi (kenYa)/Wade (senogaly)/Museveni (OgandA)/Theodoro Obiang (Guiné équator)/Sassou (Congo Brazza). Tena ekipa solida e. Taratry Afirika.

Farany (aleo farAnana sao dia lava loatra): Miangavy ny tsirairay mba hanome hevitra ny hizarAna amin'ny vahoaka malagasy, 19 tapitrisa, ny DIDY FOLO (10/19.000.000 =?) mba ahabotrabotra ny zanatsika. Miantefa aminareo mpanao "kajy fototra" izany.

Dera sy laza hoana ry filoha hajaina Ravalomanana

Ravalomanana ihany! Hatrany! hatrany! ^:^
4. ronaldo09 ( 31/07/2008 18:59)
Teneno ze azon'la tenenina fa ianao tsy ho filoha mandrakizay fa izy na haratsianao az izy no mitondra anao!!!
5. fijo ( 31/07/2008 20:13)
izay ,amen
6. bazylou ( 31/07/2008 21:55)
argument re izao a,:!!!hihhihihii, tsy ratsy ilay blagy avya ny gabone §§ :-D :-D :-D :-D :-D :-P
7. xxx ( 01/08/2008 06:57)
ronaldo09:

Teneno ze azon'la tenenina fa ianao tsy ho filoha mandrakizay fa izy na haratsianao az izy no mitondra anao!!!


Raha hitanao fa ratsy ny lazainy, de mba lazao kosa ny tsara ataon'ny Filohanao ary. Miandry izahay.
8. kidoropamba ( 01/08/2008 09:09)
Mety tsy ho filoha angamba fa kosa TSY MAINTSY ho ambasAdAoro e.
Ho hitantsika fa raha lany eo i filoha hajaina, naman'i baongO @ 2012, dia tsy maintsy mahazo ny toerako aho. Raha tsy izany dia mety ho raikitra amin'izay ny fanoherana satria tsy rariny loatra.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
9. tsimati ( 01/08/2008 14:40)
Mody mivadika xxx eo ve ? mba miseho fa aza be kle motraka. :-D :-D :-D . I Kidoropamba no tena filoha atsy ho atsy ary tia hilelaka Gabone. :-D :-D :-D
10. kidoropamba ( 01/08/2008 15:22)
zahay mpanohana an'i filoha hajaina Ravalomanana aloha dia mitia GabonE e.
Mba jerevo kely moa ny lamba fitafin'i filoha hajaina fa tena afrika e: http://www.madagascar-tribune.com/Ravalomanana-a-l-heure-africaine,8105.html
Taloha izany hoe indoneziana, malaiZia sy ny forongon-tsinoa ireny, fa izao aloha dia afirikAna rano ray satria any no hanome vola hanaovantsika ilay firankOfonia @ 2010. Sady koa handray pirezidA afirikAna @ 2009 ka tsy maintsy atao tsara toerana ny ekipa solida bAongO avy any GabonE sy i kadAfY avy any Libia.

Aza be fialonana raha mahita ny sary an.

siora raprezy a. Avelao any iny Lamba bilAN an'i Henri Ratsimbazafy fa efa soara sy tsy lamAody intsony. Lamba afirikAna izao no malaza.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
11. tsimati ( 02/08/2008 19:02)
raiso haingana ny fahefana ra-kidoro fa aza miandry vahoaka hanampy anao ahazo azy an ? Ny vahoaka tsy hiaraka hihinana aminao noho izany tsy mila manampy anao.
12. kidoropamba ( 04/08/2008 08:22)
Inona indray ity fikan'ireto marokAna mikasika an'ity firankAofonia ity?

Mandeha mantsy izao ny ambetindresaka fa misy "Plan C" izany koa any ho any: ny "PilAN A" mantsy dia ny kandidaiora Malagasy; ny pilAN B indray dia ny hanomezana azy an'ireo KaOnGO andry KabilA; heno indray izao fa misy PilAN C hanomezana an'ity firankoFAonia ity an'i MarOkA.

Mila miverina indray any TanzaniA sy any GabOnE ny filoha hajaina Ravalomanana mangataka fanohanana mafy dia mafy avy @ ingahy leDoyEn BAonGO fa raha tsy izany dia mety ho vitan'ingahy M6 (MohamEDy enina) indray ity firankofonia ity.
Soa ihany fa maha tezitra andry zareo aliZEriana ny fanomezana an'i MarAokA an'ity firankofonia ity ka @ farany dia mety (mety hoy aho an) hidoboka any dago foana ilay izy raha mafy tsara ny ORoka an'ingahy leDoyEn BaonGO. Tairo ilay OroKa mamy be moa izy io ra-prezy hajaina a.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika (any GabonE indray e)
God save Ravalomanana ^:^
13. karavasy ( 04/08/2008 16:49)
kirodobanga=patrick2002
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0541