rakitra

41. fahamarinana ( 13/08/2008 07:34)
:arrow: oui,amiko ihany koa,fa misy koa olona hafa tokony ho jerena,angamba tsy ny hanafitohina ny sasany no mampety azy fa lasa toy ireny Mpino be mokon-doha ireny,mampandositra ny ondry ..zay fontsiny anie...Tsy mahafaty antoka ny manao zay maritra iraisana rehefa samy mandray anjara main'ny fanatitra ny rehetra dia efa zava-dehibe izay. :) (l)
42. ikaretsaka ( 13/08/2008 16:02)
misaotra an'i faha ....
aza herijerena Razermenina mpanasa lamba rehefa mivavaka any ambohimpotsy ka 20 tokana anankiroa no halatsany ary ka mi ktinn ktinnn be ao @ le fanatazana vy!
43. fijo ( 13/08/2008 21:50)
fahamarinana,
izao ary,manana 10 000fmg ianao io alahady io,ny ao antrano tsy hisakafo rah atsy io no hiantsenana.
de inoan no hoataonao,handeha hiangona de hanao rakitra an'io ve sa hiantsena hampisakafo ny ao an trano?????de ny majinka ambony no atao rakitra;
44. prime ( 18/08/2008 11:43)
mandefitra:
Ty misy fampieritreretana sao mba hanova ny fijerintsika :
Andriamanitra raha nanolotra fanatitra hanavotana antsika, dia tsy mba zavatra kely, na kilemaina na tsy lavorary no natoloNy : ny Zanany Lahitokana no natolony antsika ho fanatitra alatsadra.
Ankehitriny ary, raha hanatitra fanatitra ho an'Andriamanitra ianao, dia anjaranao no mandanjalanja hoe toy inona no mendrika ho Azy, ho toy ny fanoloran-tenanao ho an'ilay nahafoy ny Ainy hamonjy anao.
... Misaotra fa mampieritreritra tokoa...
45. fahamarinana ( 18/08/2008 17:23)
fijo:

fahamarinana,
izao ary,manana 10 000fmg ianao io alahady io,ny ao antrano tsy hisakafo rah atsy io no hiantsenana.
de inoan no hoataonao,handeha hiangona de hanao rakitra an'io ve sa hiantsena hampisakafo ny ao an trano?????de ny majinka ambony no atao rakitra;



:arrow: fijo :raha ny amiko manokana aloha,tsy fantatro na mifanaraka na tsia amin'Andriamanitra,dia raha io tranga lazainao io dia miantsena aho satria mila homana koa ny vatana ary angamba tsy olona noana mivezivezy fanahy no entiko any am-piangonana satria na toriteny aza tsy hiditra amin'ny loha fa manao izay misy aho sisa na tsy manao io andro io dia manao be be kokoa amin'ny manaraka,izay ilay voady kely ataoko dia tanterahako... :) (l)
46. ikaretsaka ( 18/08/2008 23:29)
ary mety izay iznay le fataon'ny sekta aty ireny fa sendra mba nitendry tany ahako indraipa izay de hozy le pasy hoe aorianan'ny fotoanmp[ivavahana dia hisy fiaraha misakafo gratos!
47. prime ( 19/08/2008 07:52)
Herin'ny antokom-pinoana io fiaraha-misakafo io satria tena misy vokatsoa lehibe...

Ny anay na ny fetin'ny taranaka aza dia nofoanana ny fiaraha-misakafo... tsy maninona ihany koa raha izay nefa no mahasoa...
48. fahamarinana ( 19/08/2008 09:28)
:arrow: ika :tsy sekta ihany no manao fiaraha-misakafo kah,toa ny voalazan'ny prime io tokoa hoe herin'ny finoana...ny aty aminay dia rehefa aorinan'ny fianarana ny tenin'ny Soratra Masina sy Alim-bavaka isak'asabotsy dia miara-misakafo ihany koa ny hariva na gouters arakaraka ny fotoana ananan'ny olona rehetra eo.Za manokana dia mankafy ny fiarahana ohatr'izay satria tsy hoe mivavaka fontsiny fa eo am-pihinanana eo dia mandeha koa ny dinidinika ary mbola ahazoana fianarana ihany koa...sady manamafy ny fifankatiavana.
Tsy diso koa anefa ny tsy miara-misakafo satria samy manana ny metimety amin'ny tsi11 ihany koa e. Araka ny voalaza hoe raha izay no mahasoa ny rehetra :) (l)
49. ikaretsaka ( 19/08/2008 15:22)
faha sy prime> mamaly an'i fijo aho eto ka... hoe ny tena hevitra ambadik'ilay fiaraha mikaly izany dia ny hisintona ilay 10 000 fmg :wink:
hoe ento aty iny fa omenay vary sy laisoa ialahy androany alahady!
50. fahamarinana ( 20/08/2008 08:06)
:arrow: ika :miala tsiny fa tonga dia aviavy be... :oops: (l)
51. ikaretsaka ( 21/08/2008 02:57)
tsy maninona e.. fa tsy marina ve ary le izy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077