feon-kira, tsy haiko ny titre fa tiako be le izy
1. dolbia
(
30/07/2008 14:10)
i harikaomisa randria no mampiasa azy amin'ilay fandaharana alina be iny, tsy ilay "aza adino" fa ilay iray, efa nanontany an'i mily aho dia hozizy hoe : "iny lalana iny" hozizy no titren'izay feonkira izay, marina ve izany ? misaotra indrindra
novalian'i ratonga ny 31/07/2008 21:04
4. ni81
(
31/07/2008 05:26)
Mily ao @rta anga angamba io.Hay. Ataovy kely eto ary hoe ilay feon-kira mba henoina raha tena izay marina ny lohateny ry dolbia :lol: :lol:
5. xxx
(
31/07/2008 06:01)
:-D :-D :-D soraty eto ry doblia ny notiny rah mahay solfa na solfezy nareo a! :-D :-D :-D
