inona no fomba hampandrosoana ny dago haingana

1. xxx ( 28/07/2008 19:24)
araka ny hevitra inona no fomba ampandrosoana an'i dago haingana,lazao ny hevitrao tsy hoe voatery manohana an'i ravalomanana na manohatra azy fa ny hevitrao plus arrgument no mba ilaina.
2. xxx ( 28/07/2008 19:30)
za tsy hoe pro ravalomanana,fa ilaina ny privatisation ataony .ny antony
raisoko ohatra jirama,ny orin'asa tantanin'ny fanjakana dia maty antoka foana ,ary voatery ny fandrakana mitsosa foana hanetsemana ny fantiantoka an'i jirama io nefa rehefa ny namidy dia miteraka impos hoan'ny fandrakana saingy io mutation io sarotra be hoan'ny vahoaka.fomba fijeriko iray io fa mbola mazro no azo lazaina ,
3. xxx ( 28/07/2008 19:33)
raha resaka privatisation aloha no resaha ,dia misy ny appel d'offre ataon'ny fanjakana,ary izay prix interessant ihany no mahazo azy ny orin'asa
4. rakaroka ( 28/07/2008 20:05)
Tsara tokoa ity "Size" ity.
Io anie miala @ olom-pirenena tsi1/1 avy, indrindra fa ireo nomena "andraikitra isan-tsokajiny", raha toa ka tena ny tombon-tsoam-pirenena no katsahina fa tsy mibahana loatra ny tombon-tsoan'ny tena
manokana na ferana ho an'olom-bitsy na faritra. izay mazava ho azy fa tsy hipaka @ firenena manontolo ny fandrosoana.
Raha avela mitondra ny anjara birikiny (hay ifampiraharahana na ny zanaka mielim-patrana aty ivelany, na ny manerana ny Nosy, dia mety hisy dingana ho vita ihany. Saingy ny toetra misy dia "samy maka ho azy!" Samby tsara amin'izay misy azy aby, samy miseho milay, samy favy amin'ny ataony. Tsy misy
"entente" loatra intsony fa dia samby mandeha samby mitady.Dia mifanebaka sy mifanaratsy indray aza no atao.Dia mifantoky intsony koa fa mifanambaka.
Ny "intello" koa anie matetika tsy mandray ravin-dena izany. Tsy nofanina hisahirana handray andraikitra ! 'Zaho manompa anaty mahita ny sasany
miavona asa aza na dia efa tsy misy asa mifanaraka amin'ny diplomany: Ka inn fotsiny hono no nianarany :? Tahaka ny tsy mba nozarina haka "initiative" izany fa zatra notoloram-potsiny . Na koa mbola fahatelo ilay firenena satria "raha maty aho matesa rahavana, dia raha maty rahavana vao any amin'ny tsy haiko.... vao firenena.
Ka 'zany rehetra izany no misy "arenina" raha tiana hivoatra i Dago!
5. bazylou ( 28/07/2008 23:46)
reforme agraaire et fonciere no voalohany........ 8O 8O
6. bazylou ( 28/07/2008 23:48)
ilaina ny orinasam-panjakana mba tsy hampitombo be ny hetra. Raha prive daholo ireo dia inona ary no fidiram bola fanampiny ho an'ny fanjakana ?? :roll:
7. tsimati ( 29/07/2008 00:31)
Ny Filohampirenena eo antoerana tsy maintsy hiala na tiany na tsy tiany noho izany ny resaka Fampandrosoana ny firenena dia tsy tokony resaka hoe fitiavana na tsy fitiavana ny filoha eo antoerana.
Raha tsy tafita ary mirefarefa ny zanaka dia maika ny olona amin'ny hoe RATSY TAIZA. Miharihary io satria ratsy taiza tamin'ny fandraisana fitondrana avy amin'i FRANTSA ny mpanao politika Gasy. Hafa ny eo amin'ny vavany ary hafa ny ataony na mpitondra nifanesy izany na mpanohitra. Izay tsy manararaotra mahazo fahefana no lazaina adala ary hoy ny mpiserasera eto hoe andeha taxibe ve rehefa avy Ministra ka aleo mangalatra aloha. Lasa ny resaka risoriso sy halatra no hifaninana fa tsy ny hampiavaka an'i Madagasikara.
Ny tenanao no voalohany marina io saingy hampandrosoanao ny tenanao ahafahanao mampandroso ny manodidina anao. Sahirana ny Malagasy amin'ny Orin'asampanjakana satria nolazaina FA TSISY HANDOVA FANJAKANA. Raha lehiben'ny Polisy na Miaramila napidirin'ny Ray sy Reniny tany @ fianarana ambony tamin'ny fomba risoriso dia sarotra aminy ny tsy hanao rioriso. Ny tiako lazaina dia manamafy ny voasoratra eo ambony hoe ny TSIRAIRAY no tena hitarafana ny fandrosoana eny andalana sy rehetra eny.
8. badboy ( 29/07/2008 08:01)
N'inoninona arosonao eo na réforme agraire, na fanovana mpitondra na fanaovana privatisation..... dia rehefa tsy ny lalàna mifehy ny fifanakaozana, ny fananantany, ny fampitana ny fahefana, ny fampiharana ny fananampahefana ... no mipetraka MAZAVA sy VOAHAJA dia tsy ho lasa lavitra!!

Maninona hoy ianao ireo firenena matanjaka no mihamatanjaka hatrany, ary ny kaontinanta afrikanina iray manontolo mihamilentika hatrany nefa antsoina hoe "berceau de l'humanité" sy "premier producteur de matière première" , izay Madagasikara dia ao anatin'ireo tanteraka??? Dia satria na ny zaza mbola vao any @ maternelle @ ireo firenena matanjaka aza dia efa mahafantara hoe misy izany lalàna izay mifehy ny fiainana andavanandro ka tsy maintsy arahana na iza ianao na iza, ary afaka hovaina mba hahatsaratsara kokoa ny fianan'ny tsirairay!! ;-) ;-) ;-)
9. kidoropamba ( 29/07/2008 09:56)
xxx:

araka ny hevitra inona no fomba ampandrosoana an'i dago haingana,lazao ny hevitrao tsy hoe voatery manohana an'i ravalomanana na manohatra azy fa ny hevitrao plus arrgument no mba ilaina.

Tsotra ny valiny: FIDIO RAVALOMANANA!

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny road-tsika
God bless Ravalomanana ^:^
10. rakaroka ( 29/07/2008 12:41)
[quote=badboy]
N'inoninona arosonao eo na réforme agraire, na fanovana mpitondra na fanaovana privatisation..... dia rehefa tsy ny lalàna mifehy ny fifanakaozana, ny fananantany, ny fampitana ny fahefana, ny fampiharana ny fananampahefana ... no mipetraka MAZAVA sy VOAHAJA dia tsy ho lasa lavitra!!


Ka io no mahatonga ahy milaza etsy ambony hoe n'inn n'inn lokaloka sy "ezaka sy drafitra isan-karazany, rehefa tsy "arovana sy kojaina ny satan'ilay firenena mialoha ny tokony nampandeferina"...dia "blablabla fotsiny!
11. tsimati ( 29/07/2008 14:08)
Ny an'i kidoropamba ngah misy fifidiana no hoe FIDIO ? Olona sahalandry kidoro no filamatra ka aiza ary no handroso. Resaka gaigy hatrany nefa izy no harovana eto.
12. kidoropamba ( 30/07/2008 11:12)
Resaka gaigy amin'ny ahoana?
Fandrosoana no lazaina dia tsy maintsy ny olona hitondra azy no lazaina koa. tsssss!

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
13. tsimati ( 30/07/2008 13:59)
ka fidiana ahoana ry dadatoa a ?
Mandroso i Dago rehefa lasa Prezida Kidorompamba ary Praiministra badboy. Manampy azy ao anaty governemanta i Naughtyboy, tezitra, bazylou sns ny akamany.
14. xxx ( 02/08/2008 17:12)
Ratsiraka ny teo dette madagascar exterieur efa mahatratra 6milliard dollard usd,ilaina ny privatisation mba tsy ny fanjakana foana no hamoaka vola hanetsemana ny fatiantoka.Sady ny filohampirenena anie toy ny ray amandreny raha mikarama 1200euros par mois ianao nefa ny depense 3000euros inona no tokony ataonao ,mandainga izay milaza fa ny filohampirenena nitondra teo no tsy tia an'i dago saingy ny style no tsy mitovy,betsaka ny arema mbola sahy milaza fa t@ andron'ny deba mora ny fiainana saingy mila fantarina conjocture economique sady raha izany koa no mba hevitra mbola t@ andron'ny andrianampoinimerina mbola gratuit aza ny vary eh,saingy saina n tokony hicomprendre ,fa raha ny hevitra lazain'ny arema io le olona very saosy t@ andron'ny deba no tena manao an'io



15. tsimati ( 03/08/2008 05:43)
Rehefa mahi miteni frantsai hatramin'ny mpivarotra taratsi ao amin'ny Gabonen'analakeli na Gabonen'i kidoropamba tafita ny gasy. ho lasa filoha anie kidoropamba be saina.
16. naughtyboy ( 03/08/2008 17:12)
..an3 sarotra be ny anaiky aznany zaneti ho lasa prezida zany ,oul otranao sy kidorompamba no alaiko atao mpanohitra ra za no lasa prezida @ zay tafajanona ela aho eo :-D vazivazy zany fa ho lasa prezida zaneti refa manatody ny saka :°) :-P :-P

fa aleo iverina @ lohahevitra,efa nipoitra tetsy aloha reo valinteny sasany milaza oe inona no tsy nampandroso any Madagasikara ary nisy aza @ reo @ vahaolana voaroso laharampahamehana toy ny fanarenana ny toekarena sy ny fampivoarana ny raharahambarotra ary ny fanoavandalana (fahefana mpanapaka sy mahefa) ary ny fanapariahana reny fahefana tsy hijanona fotsiny ao @ fitondrampanjakana @ reo sehatra maro samihafa sahaniny(fanabeazana,fahasalamana,kolotsaina sns..)
Io farany io no lesoka lehibe atr@ zay fifehezana fahefana zay nararaotiny reo zay
nanana azy hanao zay daniny kibony.Manjaka ny tokamaso any antaniny jamba ozy ny fiteny na ko mampihatra tsotra zao lalanany Baroa..
17. naughtyboy ( 03/08/2008 18:03)
hevitro manokana fotsiny ty de ny fampiharandalana @ rariny sy ny hitsiny(discipline) na kely na lehibe io no fototra anabeazana ny ts1/1 (rafitra fitoviana zo eo anatrehany lalana sy ny fiarahamonina ho any rehetra) na tsy azo fongorona aza reo tsimatimanota ,fihainony ny mpitondra reo hetahetambahoaka nifidy azy ary ny fanentanana azy reny hiaramitraka hanarina ny tsy mety teo aloha ary ho filamatra hotsarainy vahoaka @ ataony. .
18. karavasy ( 04/08/2008 16:53)
tsimati+manota ve zani? Mila mihetsika kidorobanga fa tady hisakana ny lalanao ity naughtyboy ty izany.
19. naughtyboy ( 05/08/2008 13:51)
O ry zaneti a vakio io lohahevitra etsy ambony io inn no hevitra arosonao fa naughtyboy tsy mivaky loha @ ze lalanao any :-D :-D :-D de arosoy famiandry ny oul, to lany rora atr@ zao sa tsisy hevitra otrany mahazatra :roll: :-D :-P
20. tsimati ( 07/08/2008 04:59)
Ny vendrana tsy afaka manome hevitra sao mamarina ankady ny firenena. Mila anareo manan-tsaina ampy hanome hevitra feno sy tsisy kianina mba hampivoatra ny firenena ra-naughtyboxxxxy. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084