reo faminaniana fantatra atr@ sy ny fahombiazana nentiny..

1. naughtyboy ( 27/07/2008 16:25)
fanotanina mahalasa saina antsika rehetra ndray2 oe tsy azo fantarina mialoha v ny zv miseho rehetra,ny loza voajanahary oh,ny toetrandro ,fifandraisany oul sy ny zvboahary ny iafarany zo tontolo zao sns sy reo zv tsy taka maso isankarany..somary lava2 ka ze tsy maharitra de ajanony dieny zao
Betsaka reo fahalalana zay efa hita sy nampihariny zanak\\\'oulmbel ahafahana mamantatra izany fa sombiny ze mety efa fahitantsika isan\\\'andro no lazaiko kely eto.
araky ny fandinihany reo mpikaroka de misokajy toy zao
-Omens & Omen \\\" The most primitive,clumsy but enduring method ..is the simple recording of sequences of unusual or important events\\\" J.Needham
fomba nisy atr@ zay niandohany zanak\\\'oulmbel,@ fitahirizana ny zvmiseho tsy mahazatra sy vanimpotoana goavana rehetra (astrology sns..)
-sortilege(cleromancy) ahitana azy io ao amintsika reo antsoina oe dadarabe sy reo mpanasitrana @ fomba gasy sns,mampiasa tsaramaso,vola,taolana sns, izy io mo de fototra niatombohany reny mamaky karatra reny sy tarrot ao eropa sns..
-Augury(divination) fomba nentina hamantarana reny zv tsy taka maso ohatra
ny rano any anaty tany(dowsing),ny volamena any ankibony tany,
radesthesia zay fomba aratsiantifika ampiasainy dokotera ko ijerevany aretina any anaty vatana, @ alalany radiation zay avoakany vatany oul (aura) na zavatra 1
-spontaneous fomba hafa ko entina maheno na mahita na mahatsapa avy atrany reo fanambarana hafa @ alalany baiboly oh.(bibliomancy),aura,new age(niforona t@70-80) fomba fijery vaovao miompana @ vatana,saina sy fanahy ary ny tontolo manodidina, ary ao ko reo ampiasainy aziatika feng shui tsy ivalamparana eto
Ao reo fitaovana sy fomba samihafa azo nampiharana ireo (ezahiko adika reo teny sasany nefa ho voafetra ihany ny voambolana malagasiko ka elantsiny fa tsy sanatria zesta akory.)
-Astrology @ alalany celestial body(io le vatana tsy hita maso mifandray @ volana sns..)
- Augury @ alalany fanidiny vorona( flight of bird) ra ho avy ny rivodoza taloha sy ny fiovany vanin\\\'andro(season change)...
-Bibliomancy @ alalany baiboly sy reo boky hafa..
-cartomancy ampiasainy reny mpilalao karatra
-cheiromancy/palmstry reny mamaky ny ao anaty tanana reny
-feng shui de ampiasaina amantarana ny firindrany tany(earthern harmony)
-chronomancy de ijerevana andro tsara sy ratsy ho any ts1/1 oh.signe zodiaque...
-oneiromancy de amantarana ny nofy misy ny nateraka hahay azy io nefa azo nefa azo enarana ko ny dikany nofy
-necromancy reo miresaka @ avelo sy ny maty
-numerology @ alalany isa mamatatra ny ho avy
-pyromancy de @ alalany afo.
-sian mein (chinese face reading) de avy any @ reo tatsinanana ko amantarany ny fiainany oul1 @ fijereny ny tarehy
Na de eo aza reo rehetra reo de tsy mbola mahavaly reny fanotaniana manitikitika antsika reny isan\\\'andro,nefa efa misy azo tsapaina tanana ny fahombiazan\\\'izy reny @ reo olana diaviny olombelona sy ananana porofo,misy hafa ko ve mbo azo zaraina ho any rehetra ankoatrany reo ho enoina ampanajana ..sotra antsika isika
:D
2. endrika01 ( 28/07/2008 09:27)
Ny any Papanay njay,mijery ny maso.Raha misy olona tsy mety milaza fa wé izy no nanao le zvt dia ampivoriany daholo.Juste ny maso no miapanga azy,hi hi hi=))=))=))
3. xxx ( 28/07/2008 17:53)
naughtyboy:
fanotanina mahalasa saina antsika rehetra ndray2 oe tsy azo fantarina mialoha v ny zv miseho rehetra,ny loza voajanahary oh,ny toetrandro ,fifandraisany oul sy ny zvboahary ny iafarany zo tontolo zao sns sy reo zv tsy taka maso isankarany..somary lava2 ka ze tsy maharitra de ajanony dieny zao Betsaka reo fahalalana zay efa hita sy nampihariny zanak\\\\\\\'oulmbel ahafahana mamantatra izany fa sombiny ze mety efa fahitantsika isan\\\\\\\'andro no lazaiko kely eto. araky ny fandinihany reo mpikaroka de misokajy toy zao -Omens & Omen \\\\\\\" The most primitive,clumsy but enduring method ..is the simple recording of sequences of unusual or important events\\\\\\\" J.Needham fomba nisy atr@ zay niandohany zanak\\\\\\\'oulmbel,@ fitahirizana ny zvmiseho tsy mahazatra sy vanimpotoana goavana rehetra (astrology sns..) -sortilege(cleromancy) ahitana azy io ao amintsika reo antsoina oe dadarabe sy reo mpanasitrana @ fomba gasy sns,mampiasa tsaramaso,vola,taolana sns, izy io mo de fototra niatombohany reny mamaky karatra reny sy tarrot ao eropa sns.. -Augury(divination) fomba nentina hamantarana reny zv tsy taka maso ohatra ny rano any anaty tany(dowsing),ny volamena any ankibony tany, radesthesia zay fomba aratsiantifika ampiasainy dokotera ko ijerevany aretina any anaty vatana, @ alalany radiation zay avoakany vatany oul (aura) na zavatra 1 -spontaneous fomba hafa ko entina maheno na mahita na mahatsapa avy atrany reo fanambarana hafa @ alalany baiboly oh.(bibliomancy),aura,new age(niforona t@70-80) fomba fijery vaovao miompana @ vatana,saina sy fanahy ary ny tontolo manodidina, ary ao ko reo ampiasainy aziatika feng shui tsy ivalamparana eto Ao reo fitaovana sy fomba samihafa azo nampiharana ireo (ezahiko adika reo teny sasany nefa ho voafetra ihany ny voambolana malagasiko ka elantsiny fa tsy sanatria zesta akory.) -Astrology @ alalany celestial body(io le vatana tsy hita maso mifandray @ volana sns..) - Augury @ alalany fanidiny vorona( flight of bird) ra ho avy ny rivodoza taloha sy ny fiovany vanin\\\\\\\'andro(season change)... -Bibliomancy @ alalany baiboly sy reo boky hafa.. -cartomancy ampiasainy reny mpilalao karatra -cheiromancy/palmstry reny mamaky ny ao anaty tanana reny -feng shui de ampiasaina amantarana ny firindrany tany(earthern harmony) -chronomancy de ijerevana andro tsara sy ratsy ho any ts1/1 oh.signe zodiaque... -oneiromancy de amantarana ny nofy misy ny nateraka hahay azy io nefa azo nefa azo enarana ko ny dikany nofy -necromancy reo miresaka @ avelo sy ny maty -numerology @ alalany isa mamatatra ny ho avy -pyromancy de @ alalany afo. -sian mein (chinese face reading) de avy any @ reo tatsinanana ko amantarany ny fiainany oul1 @ fijereny ny tarehy Na de eo aza reo rehetra reo de tsy mbola mahavaly reny fanotaniana manitikitika antsika reny isan\\\\\\\'andro,nefa efa misy azo tsapaina tanana ny fahombiazan\\\\\\\'izy reny @ reo olana diaviny olombelona sy ananana porofo,misy hafa ko ve mbo azo zaraina ho any rehetra ankoatrany reo ho enoina ampanajana ..sotra antsika isika :D
Lava loatra de tena very ,nefa mahaliana ity eritreritra ty.
4. naughtyboy ( 29/07/2008 13:44)
xxx> elantsiny ra lava nefa reveo milam fotsiny.. :lol:

endrika > :lol: nisy oul fanatatro otranzany ko,de ozy izy refa miteny itanay ny masony = marina zany ,io le omens& omen etsy ambony tranga fahita milaza zv aminao..
5. Herimiafina ( 29/07/2008 19:30)
Vinavina daholo angamba no heveriko ho azo hatao amin'ny ho avy fa tsy misy dia hoe tena tanteraka tokoa sy hoe fahalalana na fahitana mazava sy marina ny zavatra hitranga.

Azo kajiana tsara ny zavatra rehetra amin'ny halalan'ny zavatra fantatra (données disponibles), ohatra ilay meteorita izay mirimorimo manantona ny tany ankehitriny izay efa fantatra mazava ny ora sy ny daty hidonany amin'ny tany ary ezahan'ny amerikana ahodina tsikelikely nba hiovan'ny trajectoire-ny.

Ny lasa indray no haiko hoe azo fantarina na miafina aza, ohatra amin'izany ny ataon'ireo spesialista amin'ny troisième oeil sy ny voyage astral. :^)
6. endrika01 ( 30/07/2008 14:06)
Misy zao ohatra ny fandinihana ny volana sy ny masoandro(le soleil a rendez-vous avec la lune,hi hi)ny eclipse ohatra dia efa fantatra melou ny ora ny fotoana,ny faritra ,ny andro!Zah aloha tsy tia mahalala mialoha ny zavatra hoavy :wink::-P
7. naughtyboy ( 31/07/2008 17:43)
an3 aza manao anzany enao ry endrika fa betsaka ny antony ilana ny fahafantarana zv sasany meloha.Eritrereto oe inn no ataony mpanjono sy ny mpanamory fiaramanidina mivezivezy etsy sy aroa ra tsy fantany mialoha ny fiovany toetrano alohany iasany mba ialana ny loza @ alalny fampielezambaovao( media) ,bobaka loatsa ny zavadoza mitranga amoizana an\'oul noho izany de ampiasaina ny siansa(meteorology) ry reo fahalalana azo t@ lasa anampy azy reny :wink:

tsy azo lavina ny volazany Herimiafina fa ny sasany aloha de mbola voaporofo ny fahamarinany vinavina ka tsy azo ianteherana tanteraka(oh.ny fisiany aina hafa ankoatrany tany sy ny fikarohana eny @ habakabaka,ary ny any anatiny tany misy ny magma sns,ny hafainganany hafanany tany sns..)fa mbola eo ampitadiavana ny marina ny mpikaroka ka ho hita eny ny tohiny ..
Ny voyage astral sy ny troisiema oeil ny fazahoako azy de reo antsoina oe mpanelanelana na meduim(voyant..) @ reo hery miafina na fanahy tsy hita( dadarabe sy ny mpitarika sekta isankarazany..)

ra asiko Oh.kely zao le Omens & Omen de toy zao, ny fomba famaritany ntaolo ny fotoana @ alalany fiposaky ny masoandro sy ny fodiany , ny fanenony bibysns.. zay nohamarinina taty aorina ny dikany @ alalany ora

-maneno fosa (asa izy io ra @ 3 maraina any ho any)
-maneno kary(mety @ 4 maraina)
-vao mangirandratsy na maneno akoho (6 maraina )
-mitatao vovonana( @ 12 atoandro)
-folak\'andro (atr@ 4 hariva any ho any)
-mody masoandro ( 6 hariva)
-misasakalina (12 alina)
misy adino aza izy reo fa ahitsio na ra misy diso na ampio ra tsy feno ry akama isany.. 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6226