Inona no tokony hataoko
21. xxxxxx
(
28/07/2008 13:01)
Tena niteny azy aho t@ ilay noroahiny (ary teo imason'ny vadiko) nanao hoe tokantranonay ity fa tsy anao ka mba ataovy mora ny fiteninao! fa ny vadiko tsy nisoka-bava na dia A fotsiny aza...Mijery fotsiny izy. 8O
22. RATOVOARY
(
28/07/2008 13:28)
Olana mpitranga eo amin'ny vinanto sy rafozana io, fa ny mba mahalasa saina ahy de le vadinao tsy miteny fa hoe mijery fotsiny ka sao de efa nifanarahana ny azy mianaka fa lery no mody bonaika be rehefa eo le reniny. Mety efa tsy te-hikambana aminao tsony izy fa tsy sahy mamboraka aminao de ny reniny no manarampo aminao hanao zay hahaleo anao?
Raha ny hevitro aloha dieny tsy mbola tonga @ fisarahana ianareo de aleo mihataka lavidavitra azy no mipetraka am'izay tsy de matetika ny fifaneraserana na eo amin'izy mianaka aza. Sady aleo koa ange mifanalavitra mifamono akoho toy zay mifanakaiky mifanalika fotsiny eo e! Rehefa ela iatahana eny nareo mifankalahelo ho azy @ farany tsy maintsy hivitrana foana io, sady amizay koa mba misy ahafahanao mandresy lahatra ny vadinao handraisany ny andraikiny hampilamina zao disadisanareo zao.
Raha ny hevitro aloha dieny tsy mbola tonga @ fisarahana ianareo de aleo mihataka lavidavitra azy no mipetraka am'izay tsy de matetika ny fifaneraserana na eo amin'izy mianaka aza. Sady aleo koa ange mifanalavitra mifamono akoho toy zay mifanakaiky mifanalika fotsiny eo e! Rehefa ela iatahana eny nareo mifankalahelo ho azy @ farany tsy maintsy hivitrana foana io, sady amizay koa mba misy ahafahanao mandresy lahatra ny vadinao handraisany ny andraikiny hampilamina zao disadisanareo zao.
23. sakaizakely
(
28/07/2008 14:05)
xxxxxx:
Tena niteny azy aho t@ ilay noroahiny (ary teo imason'ny vadiko) nanao hoe tokantranonay ity fa tsy anao ka mba ataovy mora ny fiteninao! fa ny vadiko tsy nisoka-bava na dia A fotsiny aza...Mijery fotsiny izy. 8O
Le lhl mihintsy ané zany no tena tsy misy hazondamosina raha izany e ! Aiza kosa ? Izay ane tsy voatery omba an'dreniny na omba ny vadiny fa tokony fotsiny mi arbitrer farafaharatsiny
fa le vadinao mihits no tena lhl mohaka tsy manana ny maha izy azy. Izay koa angamba no nitaizan'dRAR azy
Mampalahelo rehefa sendra oul modaka tsy sahy mijoro am heviny fa mora entina am sangany. Asaivo manatona psy izy raha tsy zay de ny tokantranonareo no ho mongana tao anaovandrafozanareo azy
Raha za klou no sendra rafozana otran'zany de efa ela no nataoko mahalala ny anarako izy e ! Zao koa manko, raha vao ianao no mitavozavoza dia tsy maintsy araraotin'ny oul foana. Anjaranao ny misafidy raha mbola tinao ny miaraka am lhl tsy miraharaha anao akory. Sa misy antony hafa itiavanao azy ka ahafahanao mandefitra ny ambinambiny rehetra.
24. fijo
(
28/07/2008 21:22)
aza mankany aminy intsony ,ary rah amankao an trano izy dia aza arabaina akory de milamina io.
25. rhh
(
30/07/2008 09:57)
Raha zaho no eo @ toeranao dia aboray @ vadinao daholo ny mampalahelo anao na miteny izy na tsy miteny - apetraho nef ny fepetra hoe na tianao na tsy tianao dia important amiko io zavatra tsy tantiko io fa foza lahy natakalo foza vavy ka rhf tsy hiraharaha ahy ianareo dia aleo rava any lay tokantrano fa amiko d mendrika ajaina fona ny vinanto na tsy zanaka nateraka ary. Tsindrio tsara fa fitia mifamaly fa tsy hoe ianao irery no tokony hanaja fa tokony hifanaja ny vinanto sy ny rafozana. Teneno ny vadinao tsy hanao tsinotsinona io fangatahanao io fa manao anao ho tsinotsinona izy raha izany. Rhefa tsy hiresaka @ reniny izy dia raiso ny fanapaha-kvtrao. Ny olana dia raha tsy mahita solution @ io resaka io ny vadinao ato ho ato dia ho leo miandalana eny ihany ianao ary hivadika ho tsy fitiavana an'izareo izany @ farany d zay ve no tena tadiaviny ?
26. ni81
(
30/07/2008 12:38)
Raha zaho no eo @ toeranao dia aboray @ vadinao daholo ny mampalahelo anao na miteny izy na tsy miteny - apetraho nef ny fepetra hoe na tianao na tsy tianao dia important amiko io zavatra tsy tantiko io fa foza lahy natakalo foza vavy ka rhf tsy hiraharaha ahy ianareo dia aleo rava any lay tokantrano fa amiko d mendrika ajaina fona ny vinanto na tsy zanaka nateraka ary. Tsindrio tsara fa fitia mifamaly fa tsy hoe ianao irery no tokony hanaja fa tokony hifanaja ny vinanto sy ny rafozana. Teneno ny vadinao tsy hanao tsinotsinona io fangatahanao io fa manao anao ho tsinotsinona izy raha izany. Rhefa tsy hiresaka @ reniny izy dia raiso ny fanapaha-kvtrao. Ny olana dia raha tsy mahita solution @ io resaka io ny vadinao ato ho ato dia ho leo miandalana eny ihany ianao ary hivadika ho tsy fitiavana an'izareo izany @ farany d zay ve no tena tadiaviny ?Manahirana tokoa ange ny manazava resaka @ olona tsy mamaly e! Araka ny voalazany ery aloha hoe:
Tsy misy diso ny teninareo rehetra, saingy ny olana dia ity: ilay vadiko rehefa azavaiko fa hoe tokantranon-tsika ity ary tsy tokony hidiran'olon-kafa mihitsy na ny havako na ny havanao dia tsy miteny tsy mivolana; raha toa ka mamaly ny rindrina dia miteny izy. Mijery ahy fotsiny izy fa tsy manao hoe ENY na TSIA ka izany no tena manafintohanaNy ahy aloha aleoko mijery ilay olona be famaliana aza dia mba hita izay hevitra ao an-dohany toy izay ilay olona toy ny moana. Ireny aza efa tsy fidiny.
