fipetrahana miaraka @rafozam-bavy mety ve
1. xxx
(
25/07/2008 19:50)
raha nareo no eo @toerako ahoana no ataonareo ; mitalaho ny hipetraka aminay ny rafozako (vavy) tsy hitako nefa ze atao satria ela ny ela tsy maintsy hisy ny olana nefa ko adidy izy izahay koa nefa efa 3 ny zaza handray aho nefa koa tsy te handray ; inona no ataoko hoy ianareo ; mianadahy ry zareo fa efa manambady le anabaviny ny dadany efa maty ; mba toroy hevitra mialohan'ny hirosoana.sa ve manome azy fanampiana de vita
novalian'i aloalo ny 31/07/2008 04:50
2. xxx
(
25/07/2008 20:27)
amiko aloha dia tsy hevitra ilay hoe miara-mipetraka am havana indrindra ny rafozanmbavy.....ny antony maro....tsy maintsy hiditra amin'izay fiainanareo mivady foana izy, hitsikera ny zary sy zaroa....ny havan-tiana hono tsy hiaraha-monina, ka raha mbola azo hatao ve ny tsy miaraka miaina azy dia aleo izy mipetraka irery dia ampiana raha ny resaka materiels no tsy ampy aminy....
EFA NITIA bandy izay izaho, manan-janaka iray izy, ny reniny miaraka mipetraka miny tezainy fa somary narary dia tsy dia afaka mipetra-drery...LAY rahalahiny tsy te hahalala ilay reniny fa satria ilay vadiny tsy manaiky ny hipetrahan'nio reniny io any aminay donc ilay iray lahy zokiny no mitaiza azy....
dia tena hitako sahirana be ilay bandy te hanome fahafaham-po an'ilay reniny, ilay zanany, izaho, samy tiany daholo zahay telo....ka na dia entre n'ilay zanany sy lay reniny aza dia misy ny jalousie, samy te ho tiavina be be kokoa dia miady lava ireo, izaho koa indraindray te ho tiavina toy ny iitiavako azy fa ny reniny aloha vao izaho....ny any ampandrina no milamina satria any tsy hizaràna fa ahy sy izy ihany fa ny ankoatra izay.....tsy dia zakako loatra ilay izy dia naleoko niala.....nifankatia be zahay fa tsy afa-manoatra izy tsy maintsy zarainy indray miaraka ilay fitiavana , mba tsy isian'ny olana dia izaho no niala....enjana be io ka!

3. Bola
(
26/07/2008 00:47)
Za zany izay efa hitako no lazaiko dia izay mba efa novakiko...
Rehefa ny renin ilay lhl no miara mipetraka dia sarotra aminy ilay hamela ilay tokatrano tsy hidirany...Rehefa ilay renin ilay vehivavy indray...Asa fa nyhitako ilay vehivavy bossy @ ilay reniny...asa ahoana no fanazavana an izany...Ohatra ny hoe hoy ilay vhv hoe tranoko ity dia ilay reny tsy misy lazaina loatra. Ka reo cas hitako fa tsy miteny aho hoe zay daholo!
Ny novakiko indray dia hoe: raha mbola matanjaka tsara dia avela ivelan ny tokantrano no tsara ny ray aman dreny. raha osa mila fanampiana na tsy mahavita tena intsony vao tsara alaina hiara mipetraka @ fianakaviana. Ka raha alaina hiara hipetraka anefa dia mila miara mipetraka ny fianakaviana (ilay hiara monina) mandamina ny ho regles du jeu sy ny limites. Ka voalohany aloha ilay mpivady mifanaraka tsara hoe izao no atao na izao. Avy eo apetraka @ fianakaviana iny ka mifanaiky tsara, mifanaraka tsara vao raisina ny decison hoe OK izany. @ izay rehefa misy ny olana dia mora kokoa ny manao hoe nametraka regles isika fa izao sy izao no hahatsara ny fiaraha monina ka raha tsy manaja an io isika dia tsy hety. Mora kokoa io noho ilay hoe za tsy mahazaka ny ataon dranona. Izay no novakiko sy hitako fa izay tena fandehany no asa...mampalahelo raha ohatra ilay etsy ambony izany hoe mizara 3 rangahy...Fa ny tsara rangahy mametra mazava ny lalana ao @ tranony (avy nifampiresaka t@ vadiny) dia raha manaiky ny rehetra dia tsara. tsy manaiky dia mitady marimaritra iraisana...
raha mbola misy ny option hoe fanampiana ara bola no ilainy dia jereo koa io tsy ho lasa adinareo koa fa ataovy hifanarahana hoe izao no ataontsika isaky ny, ary lazaina @ io hoe izao no azonay atao. Dia resahana ny mpiray tam po fa reny nahitana masoandro io...raha tsy hanao adidy nefa moa dia atao ahoana fa ny adidy tsy an olon dratsy hoy isika!Mahereza!

4. haritianah
(
26/07/2008 08:08)
ny ankamaroany alou dia tsy mety doly é.Nefa misy tena afaka miara-mipetraka tokoa mou zany na dia sarotiny bé aza lé rafozam-bavy.
Toetsaina ko angamba.
Efa naita ao vinanto vavy niara nipetraka t@ rafozam-bavy sarotiny bé.Nanana zoky lahy zay zay, zahay mpiraitampo mou efa samy mahalala fa sarotiny io mamanay io(fomba fiakanjo mila maontina,sakafo tsy laitra fa ref ts lé tiny dé olana bé,mila tezana ar-pinona ny tokatrano,mila izy foana no atao voalohany @ zvtr retra, sns...).
retirety izy dia nahavitanay trano ametrahana azy tao @ taniny, lé zokinay lay io koa nahavita trano mifanila taminy, nieritreretinay mantsy owé apetraka ao izy an de misy rahavaviny 1hafa koa miaraka aminy ao dé omena azy reo doly ny zvtr ilain'izy mirahavavy.Zareo moa afaka mikarakara ny sakafony sns..
Tsy nanaiky ilay zokinay lahy 1 mifanila @ reniko reo oy izy ka ts amela azy ikarakara irery ny momba azireo ao fa aleo mitambatra aminay.Zé anampy sava ts anampy nareo sava.Dé niara tao zareo sy ny akizitinan'ny mamanay, efa ampolo taona fa na in-1 mandéha lé zaobavinay mbola ts niady na nifamaly t@ mamanay ankory ary izy mivady mbola ts nifamaly noho i mama ankory.Ary lé zokinay ts nanafangaro mits owé nenah de mamako na owé nenah dé vadiko sy zanako.Nefa anie teny sy vava zan nataon'ny mamanay azireo zany.
Nisy fotoana nisy rahavavinay 1 nipetraka mbola nifanila t@ mamanay tao ihany koa fa nefa au contraire, na lé rahavavinay na lé rangahy vadiny dia efa im-polo angamba ny nifandona t@ mamanay.Ary im-polo angamba lé rangahy vadiny miady @ zokinay momba ny resaka mamanay tao anatiny 3volana fotsiny ary farany mou dia niala tao zareo fa nifindra trano.
Ka lé izy koa angamba miankina @ sainao mitsy, ny andraisanao azy mits.Fa itako t@ zokinay sy ilay vadiny aloha dia ny azy nandraisandrizareo azy dia noraisiny owé RENY io dia fanaja ary ts atao ny mifamaly @ fa enoana zé lazainy.Nefa anie dé vokorontana lé zaobavy, refa alahady zany mifoaza,mifoaza tsis fiafarany ndao ivavaka vao maraina.Lé zokiko lahy sy vadiny ts mpivavaka isana alahady zany dé mivazavaza miteny eo lé mamanay fa mangina tsis miteny izy mivady.Ny fodiana alina mou dé voateny foana lé zaobavinay, any nareo mivady dé any alimbé vao mody pataty patata, ny sakafo refa ts mifanaraka @ tiny dé olana bé.
Au contraire aza t@ mamanay niady t@ lé rahavavinay 1(ts nifampiteny mits an) dé izy no nampiantso anah iresaka @ lé zokinay vavimatoa hiaraka ananatra lé rahavavinay.Reninareo foana anie io oy izy é.Efa io ary ny toetrany dé inona no atao fa mangina no fahendrena.
Vitsy amintsika alou ny mahatanty an'izany é! fa faitanay azy alou efa toetrany io fa izy indray alou tsis atakalony an'io zaobavinay io kosa na zahay zanany vavy aza.
Refa mahazo zvtr izy dia afeniny mitsy dé omeny lé zaobavinay, dé eo lé zaobavinay no mimehy ary mitantara aminay owé vao omaly izy io nitabataba anah anefa.
Donc miankinan @ tsika vehv ko lé izy.

5. xxx
(
29/07/2008 08:09)
raha nareo no eo @toerako ahoana no ataonareo ; mitalaho ny hipetraka aminay ny rafozako (vavy) tsy hitako nefa ze atao satria ela ny ela tsy maintsy hisy ny olana nefa ko adidy izy izahay koa nefa efa 3 ny zaza handray aho nefa koa tsy te handray ; inona no ataoko hoy ianareo ; mianadahy ry zareo fa efa manambady le anabaviny ny dadany efa maty ; mba toroy hevitra mialohan'ny hirosoana.sa ve manome azy fanampiana de vita
Fantaro aloha le toetran-drafozanao rah mora iraisa-monina na tsia, na koa afaka ny hifanaraka @ toetranao koa ve? Fa raha ny hevitro de tsy de tsara aloha le izy fa mampisy korontana foana io na mety na tsy mety ny ataonao aminy rehefa ela ny ela. Raha misy ny fahafaha-nareo manampy azy de tsara izy tsy miray trano aminareo.Mety koa aie raha mifampidinika nareo mivady sy ilay zao-bavinao de eo nareo mahita ny marimaritra iraisana e!
Ohatra anay zao fito no mpiray tampo, Zah rery no tsy miray tanana amin-dry zareo fa Mamanay mijanona ao @ trano naorin'izy sy Dadanay fony fahavelony de ny zanak'anabavinay no manampy azy ao. Fa ny ifanarahany de samy manome fanampiana azy daholo ny rehetra, efa misy nifanarahana fa ny mihoatra tsy ferana. Hitako milamina tsara le izy ary izy koa tsy mbola nitaraina ho sahirana zany aloha e!
Domage kely ny aminareo mianadahy fotsiny ny zanany de mety tsy haharaka nareo raha hizara ny fiantohana azy.
6. dziana
(
30/07/2008 07:35)
SAlut!
Tsarovy ilay teny ao @ Baiboly hoe : " ARY RALEHILAHY HANDAO NY RAINY SY NY RENINY ARY HIKAMBANA AMIN4NY VADINY. ARY DIA HO NOFO IRAY IHANY IZY ROROA.."
Mana-danja lehibe ao anatin'ny tokantranao ny fahaleovantenan'ny mpivady sy ny ankohonany ;
ANKOHONANA = Dada + Neny + Zanaka .( De izay ihany )
Tsarovy koa ny tenin'ny Ntaolo hoe "NY HAVAN-TIANA TSY HIARAHA-MONINA"
mARINA HOE RAHA TIANA NY VADY NY RAFOZANA NO TSINJOVI-MANDEHA ; saingy ny Reny na tianao na tsy tianao dia marary amin'ny zanany LAHY; ka na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy hiditra @ fiainanreo izy!
Farany; efa voahozon' Andriamanitra hifandrafy toy ny zanaka lahy sy ny rainy ..... Ny rafozambavy sy ny vinantovavy!
Anjaranao ny mieritreritra na ny tokatranonao fototry ny nanekenao azy teo amin'ny Alitara na ny fisalasalanao handray azy!!!
Mahereza!

7. 08051972
(
30/07/2008 17:02)
slt ! Ka maninona moa raohatra k'afaka mbola mitaiza zaza sy manao raharaha izy dia @ izay ny vola tokony hanakaramana mpanampy misy hangonina mba hanaovanareo mivady fialamboly kely toy ny misakafo any @ restaurant na mijery cinema na fakana rivo-dranomasina sns.... jereo ny interetnao f'aza ny hoe adidy fotsiny d@ zay ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo fa rehefa tsisy tombotsoa de aza manao!
8. aloalo
(
31/07/2008 04:50)
Amiko alou dia TSY TSARA !!! Hoy ny fitenenana : "ny havan-tiana tsy iaraha-monina".
- raha manana possibilités manampy azy ara-bola enao dia aleo aza manome vola azy, na manamboatra trano hitoerany, iny anie ho anao na ho an'ny zanakao any aoriana any e !
- raha sendra misy fifandonana kely nareo, sarotra an'ny vadinao ny mijery fa tsy maintsy hiditra koa izy, manjary nareo roa indray no mety hisy pb
- zanany iny, ainy foana ny mandambolambo an'iny !
:cry: Raha tianao ny tokoan-tranonao dia aza miditra an'izany, fa vao tafiditra sy manaiky enao dia tsy afa-bela intsony.