Audio avadika MIDI

1. Lek ( 23/07/2008 11:29)
Misy ve logiciele gratuit mamadika fichier audio ho MIDI za mantsy manana feonkira nampanaovina musicien de tiko avadika MIDI lay izy mba ho afaka vakina @ clavier Misaotra mialoha
novalian'i wanalen ny 11/09/2008 15:37
2. wanalen ( 25/07/2008 17:06)
ttp://www.softpedia.com/get/Multimedia/Audio/Audio-Convertors/Intelliscore-Polyphonic-WAV-to-MIDI-MP3-to-MIDI-Converter.shtml

saingy manoa vola

ty ray ty gratos

ttp://www.pluto.dti.ne.jp/~araki/amazingmidi/
3. Sambilokely ( 28/07/2008 08:36)
DbpowerAmp alaina de alaivo ny codec midi de tafa e!! sady tsara be ny qualité an'io.
4. Lek ( 29/07/2008 05:55)
Merci Sambilokely fde aiza no angalana ilay DbpowerAmp de misaotra mialoha
wanalen ilay rohy nomenao tsy mivoaka mihintsy ra mba azonao averina misaotra @ fanampiana e!
5. Lek ( 29/07/2008 08:22)
Misaotra fa efa hitako t@ google le DBpower fa tsy haiko na misy MIDI ao na tsisy
6. bazylou ( 03/08/2008 17:07)
audio avadika midi?? ary maninona rah avadika soir ???...
7. wanalen ( 11/09/2008 15:37)
azafady fa zao vao afaka mamaly
http://www.widisoft.com/english/download.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7455