Manina e
21. ainaheri
(
24/07/2008 14:11)
Za tsy mila mifoha maraina zany,mandalo amiko fona izy, d miovaova araka ny faharetany hihihi tsika zao jolay :-D :-D :-D
22. ni81
(
24/07/2008 14:40)
:lol: :lol: :lol: Tara TGV ndray zà t@ iny fa aleo ho andrasako fotsiny eto koa io zany fa tsy maintsy ho hita eo indray ny manaraka e!
23. Bola
(
25/07/2008 04:57)
Nifindran ny aretiko ve Ni e...
Soa fa mandalo ilay coup de blues ireny fa tsy maharitra...mandra piveriny fara faharatsiny!
Soa fa mandalo ilay coup de blues ireny fa tsy maharitra...mandra piveriny fara faharatsiny!
24. ni81
(
25/07/2008 05:11)
Nifindran ny aretiko ve Ni e...:)
Soa fa mandalo ilay coup de blues ireny fa tsy maharitra...mandra piveriny fara faharatsiny
25. LazaDaddy
(
25/07/2008 05:35)
Manina eAhatsiarovako an'ilay hire hoe:
Manimanina an'i "tiny" aho izany...fa tsy i tiana =))
