Ny andrina no tsy naniry volo ra-kidoropamba..ny henatrolona
1. tsimati (
22/07/2008 00:50)
Tsy mba menatra ve ry kidoropamba amin'ity manipy nefa mandamoaka ity. Mitoraka tsy mahavoa, mitifitra midona amin'vato dia miverina any aminy, nalefa any andanitra mbola miverina mamono ny tenany ihany. Tsy mety ny teorianao ra-kidoropamba fa asio fanatsarana hanaraka ny toetrandro
Miara mamindra io e. havia aloha dia avy eo havanana.
hin!hin!hin!
Ilaina ny hetsika miaramaila satria efa manomana bizna @ fitaovampiadiAna ireo mpanohitra kamo be tenda.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Sahala amin'ny olona voahozona mihitsy raha ireto TIM marina. pfffff!
Tena fanapotehana an'i Madagasikara no tadiavindrizareo. Tsy misy ny tody fa ny atao no miverina.
Tamin'ny Profesora iray voan'ny ampaisomanta dia nandeha ny teniny hoe "Andriamanitra tsy andrinareo andriko ihany". Io ndray ve no ventesina amin'ny hoe "Ny tody takizao fa ny atao no miverina". Mijaly sady mampalelo be satria osa dia osa ka miantso tody :-D :-D :-D :-D