Sakafo any Mada sy aty ivelany
21. diamondra27
(
26/07/2008 08:21)
Bola: ka toa tsy misy vary mena mihintsy ange any am firenena hafa ra tsy dago sa efa nisy nahita nareo, lol za tsy mboal nandeha tany an-toerankafa akory :oops:
ika: ra resaka sport de za mino fa io no mitaiza ny vatana fa le sakafo izany misy olna minana zao retra retra zao nefa mbola skil foana , otranay zao tsy de minana firy loatra raha tsy exceptionnel nefa de goavana foana
ny mahatonga ilay izy koa zany an dia raha sportive no mijanona tsy manao sport de lasa ngoza

22. Bola
(
26/07/2008 20:50)
Tsy manda izaho fa ilaina ny sport ary imperatif io satria io no manampy ny metabolisme hiasa tsara...Fa ny hitako maha kely ahy indrindra indrindra tsy sport loatra fa ny sakafo equilibre...Ilay sport zany fitaizana ilay muscle mba tsy hihena (ny tissu musculaire), hihazonana ny metabolisme handeha tsara satria arakaraka ny hihalebiazana no maha miadana azy sy mora mitombo ary koa ho fahasalamana ankapobeny (cardio ohatra) toy ny nolazain i Diamondra.
Ary hoy ianao hoe te hihena dia manao sport mandoro calories...tena tsy ampy io satria raha ampitahainao ny calories lany: ohatra mandeha tongotra 30 minutes ianao mandoro 75 calories nefa akondro iray no efa 100 calories...izay no mahatonga ilay hoe tsy maintsy equilibre ny sakafo fa tsy afaka manao hoe izay tiana hohanina rehetra hohanina daholo. dia dorana fotsiny avy eo...za aloha raha tsy nahazo tsara ny rapport (causes effets ny sakafo samy hafa eo @ vatanao tsy nety convaincu fa nony natoro sy namaky ny fandehan ny zavatra rehetra, ny fiasany rehefa tonga ao @ vatana dia niova aho ary nihena miandalana ary tena mijanona ho kely. Ilay zavatra hohanina aty ivelany nefa hitako hafa mihitsy satria mila jerena daholo tsirairay ny hohanina. Any Mada aho, asa satria tsy mihinana @ boite ve, tsy mijery izany fa anana no betsaka sy legioma satria izany no fatao loaka any, vary tsy misy ohatra izany fa maraina hariva ataondro aho rehefa any vary foana, manapatra ny tsy fahitako vary aty. Ny sport zany tsy manao aho rehefa vacance any! Nefa tsy mitombo ....
Vao mody aty dia mila miverina mitandrina fa raha vao ny sakafo aty no hanaparana tsy mety...
Ka izao: ilay mandoro calories na ataoko aza hoe nety, mila fotoana be dia be ..ka aleoko mitandrina ny hohanina, mampihetsika vatana toy ny mahazatra dia ny fotoana hafa hanaovana ny zavatra tiako fa tsy hamono tena @ mandoro calories kosa...
Une part de gateau a la creme = +ou-350 calories nefa ianao mba hihodinanan ny vatanao 1200 calories par jour fotsiny no ilaina...Vao nihinana part de gateau ray aho izay tsy mitondra ilay nutrient nilain ny vatako akory dia voafetra ny zavatra azoko hohanina...dia zay ilay masosotra ...raha mihinana empty calories foana koa (ohatra part na gateau 4 dia tsy hihinana na inona na inona mihitsy...tsy mety ihany satria ny vatana tsy mahazo izay ilainy fa lasa siramamy daholo dia miakatra ny taux de glycemie dia izay no mahavoa ny diabete...). Ka tsy mety fa mila equilibre foana ny sakafo e...Ho an ny olona mora matavy dia vao mainka mafy satria ny equilibre tsy maintsy atao mihoatra no ho ny normal nefa ny sport koa mbola mila atao mihoatra ny normal...Dia zay no hilazako hoe tsy mora ilay mifehy tena manaraka izao sy izao fa ny ahy ilay manao akanjo taille small mihitsy no tena tiako...Dia ilay rehefa ampanaovin ny dokotera analyse rehetra iny koa (toy ilay teo) ka mivaly hoe salama dia tena izay no valisoako! Tsy misy cholesterol, glycemie sy ny sisa...
Ny ahy teo OK daholo fa ny fer no tsy ampy satria tsy tia hena...fa izay, mafy ilay mifehy tena aty ivelany ny fahitako azy no ho ny t@ za tany Mada...
Ary ahoana aloha ny nataonao t@ ilay hoe tsy mikotrana hoy ianao etsy ambony fa mandeha metro, miadana ny fiainana mihinana gateau sy ny sisa dia mihena 20 Kg...

23. diamondra27
(
27/07/2008 01:34)
Bola: efa natoron'olona akia za fa mety handrahoina koa hono ny salade fa tsy atao vinaigrette ihany , dia mba hanandrana ndray zany aloha e
de ny fruit zany refa mihetsika ny aphte de somary hafanaina am microonde kely aloha na ovaina compote tampoka ndraindray
nisy namana allemande zay akia de fromage blanc sy fruits no nataony sakafo alina miaraka amin'ny pain noir fa tena ao tsara le kala . (kany moa ry fahamarinana o tadidindry ve le olona iny?)

24. Bola
(
27/07/2008 02:15)
Diamondra: mafy ilay te hihena indrindra rehefa mahita ny olona hafa toa mihinana zay tiany rehetra tsy mihontsina...sa ahoana...Kanefa hoy ny dokotera, misy vokany foana ny zavatra ampidirina @ vatana na ho ela na ho haingana : tu es ce que tu manges hoy izy zay...Dia aleo mijery ny tena fotsiny fa mahita an ireny maha kivy fotsiny ...Raha mi supporte tsara ny manodidina dia iny no tena sy tsara!
Andramo aza aloha izany andrahoina izany e...Fa aza atao masaka be satria lasa daholo ilay nutrient fa ohatra mampangotraka rano dia somary atsoboka kely na ampandalovana kely @ ilay rano iny fotsiny ilay ravina. Tsy tian i Diamondra ve legumes atao vapeur...Assaisoner na fotsiny avy eo. Za manko tsy dia tia salade fa tsindraindray no epinard no ataoko salade, miaraka @ cocombre, carotte, poivron rouge-vert-jaune-orange, voatabia ary cornichon. Tsy manao vinaigrette aho satria tsy tiako fa ireo ilay cornichon naloana no misy vinaigre dia assaisoner ko ireo ary ampiharahako @ atody dur iray. Za koa manao gouter 2 na 3 fois par jour. Paoma na akondro na raha maraina dia crackers + fromage (proteines).Aza tonga dia ovaina dramatique ny fahazarana fa tsikelikely dia @ zay haingana sy maharitra ny perte de poids. Raha ovaina tampoka manko dia very kg vitsy haingana nefa avy eo mijanona phase plateau dia sarotra manohy...ILay izy tsy voatery salade fa ataovy liste ny legume misy rehetra hitanao eny an tsena dia ovaovay. Ny tena tsara @ legume anie ilay couleur eo @ lovianao e! Ary na tsy tiana aza ny ahy averiko hohanina foana fa portin kely dia marina ilay lazain ny manampahaizana fa manodidina ny 15eme fois, zavatra ny lela dia lasa tia ilay gout vaovao...Izay no nianarako nitia ronono (soja)...Ilay compote koa hevitra tsara! Dia ny sport tena tsara mba andramo fa sady mahafinaritra: manao Tae-Bo...Fa io mandany calories betsaka haingana! Misy aza raha tsy manana fotoana betsaka dia 8 minutes par jour fotsiny fa zany ho aho za tsemboka apres io 8 minutes io ary 10 apres mbola mitete foana...t@ voalohany tsy dia tsemboka loatra fa arakaraka ny nanao mihatsemboka be satria mampitombo ilay masse musculaire ianao dia ny muscle mi bruler calories betsaka dia tsemboka! Ny ahy dia 40 minutes @ io intelo isankerinandro + ny dia tongotra efa tsy maintsy atao dia tena mety...ILay mahafinaritra satria miaraka @ musique nefa henonao miasa daholo ny vatana. Misy mivarotra ilay DVD sur Ebay raha misy interesse sady tsy lafo raha occasionno vidina...
Ilay mofo mainty ny tena mahatsara azy ilay izy mbola grain entier! Iny manko ampiasain ny vatana miadana fa tsy tonga dia mivadika glucose (siramamy toy ny mofo fotsy). Kely dia mavoky ilay izy ary elaela vao matsiaro noana! Malahelo ireny mofo mainty ireny aho resahinao izany...Dia ie, secret ray koa io: tsy misakafo mavesatra hariva (maha be kibo koa io satria ny alina ny vatana miala sasatra tsy vita tsara ny fandevonan kanina!). Ny petit dejeuner koa na hisy ho faty aza tsy dinganina fa iny no kick-start ny metabolisme: tairina ny vatana hiasa avy hatrany! calories daholo io vatana mihetsika io! Dia misotro the vert koa tena tsara @ zavatra betsaka fa iray hoe manana effet thermogenique ilay izy - manampy @ fandoroana calorie....
Hummmm....zao ihany ilay efa tsy hitiavan ny sasany ahy eto fa be resaka indrindra resaka sakafo sy poids....tsy hita fa tamiko toy ny nahita diamondra :D aho nony nahay nisakafo tsara sy nahita hoe nanampy ahy ho lasa kely sy hijanona ho kely ny fahaizana ny fiasan ny vatako dia tsy voatapina mihitsy ny vavako raha vao resaka an io...Te hamporisika foana aho raha vao misy olona te hihena hoe mafy ilay izy fa tena azo atao fa mila mahay ianao hoe ahoana no fiasan ny vatanao aloha, mahay hoe inona no ilainao dia avy eo manome ny vatanao an izay...Mikarakara azy mba ho salama...
Ary tsara angamba mijery nutritioniste fa ny lazaiko eto mety tamiko no nety fa sao tsy mety @ rehetra...ohatra hoe diamondra lasa misy aphte...

25. ni81
(
27/07/2008 08:04)
Ny ahy teo OK daholo fa ny fer no tsy ampy satria tsy tia hena...fa izay, mafy ilay mifehy tena aty ivelany ny fahitako azy no ho ny t@ za tany Mada...Zà koa tsy ampy fer dia nasain'ny Dr mihinana lentille matetika dia matetika mihitsy fa mba efa normale izy zao fa nanao fizahana aho t@ Talata teo.
26. diamondra27
(
27/07/2008 14:30)
Bola: dia misaotra betsaka akia a
ilay legumes masaka ange tsy mampaninona ahy e fa ilay atao crudite wa sy ilay fruits raha vao misesy dia misy aphtes foana symarary kibo de hajabnona kely mandrapasitrany dia manjary tsy maintsy mitady idee hafa
ilay vapeur tena mety ka
Fa za wa otrany tsy mahatanty sakafo friture tsony e,marary vavony tampoka ve sa ilay organisme ao no niova
raha grillade indray dia mbola ao tsara

27. Bola
(
27/07/2008 19:48)
Ni: merci...ie za koa nasainy nanao io lentilles io dia maka ra atao test indray (fa za sady nomeny pille kely izay fa za tsy nihinana...ary raha mbola vitan ilay lentille dia mba courage aho...io koa no nitadiavako karazana ananana fa ny anana koa be fer...dia ho hita eo) Fa ny mahavariana, rehefa tsy ampy fer mora reraka nefa za tena au contraire mila manao hoe stop aoka izay fa tsy mahapetraka mihitsy...Na koa io no mahatonga izany..Diso mihetsika loatra dia tsy maharaka ny fer...Tsy hay tsony...
Diamondra: za nie tsy dokotera e... :wink: KA tsy haiko ilay friture ankoatra ny hoe, ny menaka (ankoatra ny menaka omega 3 sy misy karazany iray zay) tsy voaodin ny vatana tsara, tsy mora levonina ...Matoa tsy zakanny vavony dia milaza zavatra izay ny vatana...Ary ahoana raha resahina @ dokotera...Anontanio koa ilay resaka legumes hoe maninona...Ny fantatro fruits et legumes be fibres manadio ny tsinay ka mety io no mamparary kibo...Fa zay...aleo dokotera no hatonina fa reny mahay azy...
Hay saika lazaiko koa hoe grillade mahasalama tsara no ho ny friture...
Courage fa ilay fahasalamana aloha dia tena tsy mora ny mahay hoe inona avy no matonga ity sy ity fa iny ihany no ela, raha vao hita ny hoe avy aiza ilay izy dia fantatra ny tokony atao!

28. fahamarinana
(
29/07/2008 11:19)
diam's:
Bola: ka toa tsy misy vary mena mihintsy ange any am firenena hafa ra tsy dago sa efa nisy nahita nareo, lol za tsy mboal nandeha tany an-toerankafa akory
:arrow: any am sinoa misy akia a.. (l)
29. rose4u
(
19/10/2008 10:32)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org