Manenjika,mitranga lela, reraka matihozatra ny mpanohatra

1. penguin ( 21/07/2008 16:04)
oooooo Tsy mbola azo ihany ve ry kidoropamba fa laozana manao resaka blabla fotsiny e? Manenjika nefa reraka tsy mahazo kidoropamba ka ny hozatra no maty.
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 00:45
2. kidoropamba ( 21/07/2008 16:11)
ie! Tena maty hozatra mihitsy e. Tena marina io.
Izay ange no hanohanako an'i filoha hajaina Ravalomanana mba ho velombelona ilay hozatra avy @ dEvizy voahangona e.
Nareo mbola tena velon-hozatra satria efa voky hena-bOly sy ronono. Aleo zaraina ilay izy fa tsy ataonareo akama akama ao fotsiny ny bizna.

Dera sy laza ho anao ry filoha hajaina

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
3. tsimati ( 21/07/2008 16:19)
Soa fa tsy manidina ny penguin ka mety azonao ve ? Tsy mahatanty hatsiaka any @ penguin koa ny antitra matihozatra. Inona no zarainy aminao eo.
4. kidoropamba ( 21/07/2008 16:25)
Ilay dEvizy rangahy no zaraina a.
Ny anareo ny "arriéré" indray no tianareo zaraina fa ilay dEvizy dia tazominy ho azy irery.

Mpamelon'ozatra maty indray izany zao ny asandry zalahy. hin!hin!hin!hin!
Marina fa tena mafy ny fiainana ka mamorona eny andAlana eny sisa no ady eo.
Asan'ny "dadarabe" no mpamelona hozatra maty" hin!hin!hin!

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
5. penguin ( 21/07/2008 16:33)
Rahampitso dray ry kidoropamba matihozatra a. Tsy omena anjara ianao fa efa lany daty. hihihihi
6. kidoropamba ( 21/07/2008 16:53)
TongAva rahampitso sy ny menaka fa maro ny kandra e: efa miliona maromaro izahay tratry ny tifidavitry dadarabe fa matimaty hozatra daholo.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
7. tsimati ( 22/07/2008 00:45)
Ianao no manao tifidanitra miverina mamely anao ihany amin'ity filoha hajaina avy eo mivadika tampoka. Sady tsy mahazo kil no afabaraka ka lambabe no atao ambony loha. Tsy mbola nisy Saudi Arabia na Irak na Iran na Yemen sy hafa nanao sahala an'io :-D :-D :-D Kidoro mampihomehy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564