Ra8, ady gasy,bizness gasy, malgachisation
1. salopard
(
21/07/2008 15:31)
Resaka gasy indray zao no adiko, toan'ny t@ 1975-1989, faha-ratsiraka:
-bizness-gasy: amidiko ny ronono-na kisoa, ronono-na voalavo, na rononon'olona koa, na ny an'ny zanako aza , mba hampiakatra ny production na yaourt , ze suis bizness man
-conseiller politika gasy: dadarabe no recruter-ko, satria irey no efikasy, nahita ny teti-dratsin'ny ambasadaoro LIDEC, ny conseiller politika nynivoaka tany Harvard tsy nahitya le fika ratsy ny lafrantsa
-malgachisation moa efa mazava iny, izay mitady, dia ataoko mahita teny gasy amiko.
tsy ampy dôzy aloha, sao misy any rakidoro, sy ratsimati ary rabadboy a!
sniff...sniff...sniff...
tchouf...tchouf...tchouf...

novalian'i tsimati ny 22/07/2008 13:15
2. tsimati
(
21/07/2008 15:40)
badboy sy kidoropamba aloha manampy anao na ankolaka aza fa tsimati kosa dia tsy azonao.
Ny Yaourt TIKO tena tsara ary anisany tsara indrindra eran'i Afrika. Tsy azonao lavina io.
Ny fanagasiana tsisy olana ary aminay na hajanona any aza ny teny frantsay fa soloana teny anglisy, ao tsara.
Dadarabe indray ianareo aza no tena mandohalika amin'io fa mody fanina.

3. kidoropamba
(
21/07/2008 16:09)
Aza misy mandray an'i Tsimati fa tsy "ho azontsika hono izy". Fa inona ity tsimati ity ka azo "alAina" sahala amin'ny hena-bÔly? tsakotsakoina sahala @ siligOma?
Tsia! Ekipan'i rajems ity rangahy ity ka mitady hamely ankolaka an'i filoha hajaina ravalomanana.
Dadarabe ao Iavoloha aloha miteraka "asa" hoan'ireo be antitra.
Ny TIKO kosa dia mampiroborobo ny toekarena satria azahoana dEvizy avy @ mpamatsy vola avy any ivelany mba hanaovana sibivAnsion.
Ny bizna sy ny maligasizasion kosa dia Ilaina hanadontOana vahoaka mba hampiroborobo ny toekarena malagasy.
MAzana aloha ny filoha hajaina.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^

5. kidoropamba
(
21/07/2008 16:27)
Tsy ampy daozy ilay menaka ataonareo ry tsimati fa ataovy 1 litatra fa tsy mety velona ity hozatra ity e.
Hisaorana aloha nareo mba mitsotra ny marina raha amin'izay asanareo e. Maro no manao an'io fa tsy sahy ry zalahy satria matahotra ny milaza ilay "diplaoma" mpamelona hozatra.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika

6. penguin
(
21/07/2008 16:34)
Rahampitso dray ry kidoropamba matihozatra a. Tsy omena anjara ianao fa efa lany daty. hihihihi
7. kidoropamba
(
21/07/2008 16:51)
Efa lany daty sahady ve ilay menaka TIKO vao nahazo sibivAnsion vao haingana teo izay?
Tokony andefAsana Bianco sy SAMIFIN any fa nisy fanodikoninambola tao.
Tongava rahampitso fa mila velombelomina ilay hozatra maty satria na ny filoha hajaina aza ity tsy hita aiza no nalehany hatramin'ny kiakan'ny lelidec iny.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Tokony andefAsana Bianco sy SAMIFIN any fa nisy fanodikoninambola tao.
Tongava rahampitso fa mila velombelomina ilay hozatra maty satria na ny filoha hajaina aza ity tsy hita aiza no nalehany hatramin'ny kiakan'ny lelidec iny.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
8. tsimati
(
22/07/2008 00:41)
Angaha tsy filoha hajaina indray no hoe "Tokony andefAsana Bianco sy SAMIFIN any fa nisy fanodikoninambola tao". Maina mihintsy ar tontan'ny ela ka milolo vorodamba sisa ra-kidoropamba. Tsisy mpihaino fa tifidanitra miverina any aminy ny balany.
9. iarryrral
(
22/07/2008 05:29)
Marina io ataon-dra8 io fa ny zavatra adinony dia ity : tsy mahay miara-mamindra ny mondialisation sy ny nationalisation na inona ataony na inona ataony, ny globalisation izao no rivo-baovao any ivelany izay tokony fehezina ary tokony hitadiavana hirika hampiarahana amin'ny kolo-tsaina malagasy, raha tiana ny androso.
10. kidoropamba
(
22/07/2008 09:27)
Tsy azo andefAsana samifin ny filoha hajaina Ravalomanana satria madio tanteraka.
Miombokevitra @ filoha hajaina Ravalomanana ny tenanay @ ady @ kolikoly. Mila hentitra io. Tsy hanana hAvana ny raharampirenena. Ary tsy any @ prezidansa izay miady no tokony jerena fa any @ mpanao kolikoly izay hiadiAna.
Marina koa izay lazain'ny tsimati hoe "tsy misy mpihaino" ny an'i kidoropamba fa misy mpamaly satria hetsika fanohanana ny filoham-pirenena, hajaina, sy lohalohavin'ny vahoaka, ny "tsy mihaino" azy fa kosa "mamaly" ihany.
Ny gilObalizasion dia midika hoe: bizna (QMM, sheritt, madagascar oil, sina, norevezy sns). Ny nasionalizasion dia fandroahana an'i Lelidec sy ny fanagadrahana mpanohitra kamo be tenda.
Efa tena mampiaraka an'io ny filoha hajaina Ravalomanana ka fanosorampotaka ny filAzana fa tsy mahafehy an'io ny filoha hajaina.

11. tsimati
(
22/07/2008 13:15)
Globalizaka sa basy sa matihozatra sa basin'antitra no miasa ra-kidoropamba toa mitsolofotra fotsiny tsy mahafaty ty a ?