Ny mahamalagasy : inona??

21. xxx ( 23/07/2008 22:42)
kidoropamba:

Nareo ange any amin'ny kategoRia ambany ao @ TIM ao satria nanohana an'i rajems e.
Ato @ kategoria ambimbony dia manome haja ny filoha hajaina Ravalomanana daholo.
Tsy dia mahagaga loatra ange raha somary matimaty hozatra daholo izahay ato satria tsy tonga ny volan'i MAP.
Heverina fa nareo "mpamelona hozatra maty" ireo no hamelona ny ekipa solidan'ny TIM izay efa ketrikentrina daholo satria ao ny maty, ao ny malemy hozatra.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^


raha jerena ny isan'ny posts an'ity kidoropamba ao anatin'ny andro iray sy ny fomba firesany dia na olona mamon-drongony na tsy dia milamina ara-tsaina : izao ve ny miketriketrika ao andohany ao toute la journée dia mbola ho salama ? aza mba mifoka fankahalàna ihany eto amin'ity fiainana ity !
22. tsimati ( 24/07/2008 01:22)
tandremo fa io no fanantenan-dry zalahy ary dokafany hoe mahita ny marina aminy. dera sy laza ny kidoropamba tsy mamon-drongony :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0488